M'e-renti

M'e-renti Jereo izay mahasoa fa vonona hanome ny soa ho anao izahay ���

🛑🛑 Ilay tsy mena mitaha amin’ny hafa na tsiro na kalitao 👌👌👌Vidiny mirary dia mirary sahaza ho an’ny rehetra✅3️⃣0️⃣.0️⃣0...
08/05/2026

🛑🛑 Ilay tsy mena mitaha amin’ny hafa na tsiro na kalitao 👌👌👌

Vidiny mirary dia mirary sahaza ho an’ny rehetra

✅3️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar/Kg
✅1️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar 500g
✅8️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar 250g

Afaka ampiasaina amin’ny karazan-javatra maro 🥛🫖☕️🍪🍰🍦🍨🥧🥮

MP avy hatrany na 032 02 832 06

Mbola ao ve isika? 🤩🤩 Izahay koa mbola ato an 🙃🙃 Aza adino ny manjifa ny vovondronono ntsika am vidiny mbola tsy miova 3...
17/02/2026

Mbola ao ve isika? 🤩🤩 Izahay koa mbola ato an 🙃🙃 Aza adino ny manjifa ny vovondronono ntsika am vidiny mbola tsy miova 3️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar/kg

Ianao ve tamin'ny fahazaza efa nanao ilay parakiparaky ireny?Efa nanandrana nanao paraky tamin'ity vovon-dronononay ity ...
07/10/2025

Ianao ve tamin'ny fahazaza efa nanao ilay parakiparaky ireny?
Efa nanandrana nanao paraky tamin'ity vovon-dronononay ity ve ianareo?
Andramo anie fa Tsy handiso fanantenana anareo izy io ee.
Fa ankoatran'izay koa anefa dia afaka hanaovana karazana sakafo marobe izy io.
💡💡Torohevitra anio ary ee 💡💡
Raha te ahazo mitovy 1L dia ahoana no atao?
➡️ Rano 900mL ➕ vovondronono 100g = ronono 1L 🥛

❤️‍🔥❤️‍🔥Am-pitiavana be no irarianay ny soa rehetra ho anareo amin'ity taona 2025 ity 🥰🥰❤️‍🔥❤️‍🔥Aza adinoina fa ny vovon...
09/02/2025

❤️‍🔥❤️‍🔥Am-pitiavana be no irarianay ny soa rehetra ho anareo amin'ity taona 2025 ity 🥰🥰❤️‍🔥❤️‍🔥

Aza adinoina fa ny vovondronono dia mbola misy foana.
Manao livraison izahay manomboka @2.000Ar.
🟢3️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar/kg🟢

📣📣 Mbola ao daholo ve isika? Misy foana ilay vovon-dronono matavy sy tsara kalitao nefa amin'ny vidiny sahaza ny rehetra...
07/11/2024

📣📣 Mbola ao daholo ve isika?
Misy foana ilay vovon-dronono matavy sy tsara kalitao nefa amin'ny vidiny sahaza ny rehetra ooo 🤩🤩

♦️ 1kg 2️⃣8️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
♦️ 0.5kg 1️⃣4️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R

🥐🍞🥣🍧🍨🍰🍮☕🥛🍩

Afaka miditra hafatra miafina izay hicommande.
Efa maro no afa-po fa aza tara an 🥰🥰

Ho antsika eto ♥️Taolanaro♥️ mbola misy foana ihany koa ny vovondronono amin'ny vidiny mora indrindra🔴1️⃣kg           🔴2...
11/09/2024

Ho antsika eto ♥️Taolanaro♥️ mbola misy foana ihany koa ny vovondronono amin'ny vidiny mora indrindra

🔴1️⃣kg 🔴2️⃣8️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar

🟥5️⃣0️⃣0️⃣g 🟥1️⃣4️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar

Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro, ary manome ny tsara hatrany.
Mbola tsy misy point de vente tompoko fa afaka manao livraison (manomboka 2.000Ar).
Tsy mila mivoaka ianao nefa mahazo vovondronono mora sady tsara kalitao. ☺️🥰
Inona no mbola mampisalasala fa miditra Mp dia alefaso ny commande. 😉😉

Vaovao mahafaly ho anareo ao Antananarivo, efa ela ianareo no nangataka azy ity.Indro ary fa tonga ilay nandrasana ee 🥳🥳...
11/09/2024

Vaovao mahafaly ho anareo ao Antananarivo, efa ela ianareo no nangataka azy ity.
Indro ary fa tonga ilay nandrasana ee 🥳🥳🥳
Atomboka amin'ny format
2️⃣0️⃣0️⃣g
⏩⏩5️⃣.5️⃣0️⃣0️⃣Ar⏪⏪
Afaka recuperena eny Tongarivo ny talata hatramin'ny alakamisy maraina, ary isaky ny après-midi no manao livraison en ville.
Aza misalasala fa kalitao tena azo antoka, mety ho an'ny olona rehetra.
Afaka anaovana karazana sakafo maro samihafa.

Te ampatsiahy fotsiny izahay hoe ny ankizy no miala sasatra fa izahay mbola ato foana an 😉😉😉🔷🔷2️⃣8️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ar/Kg🔷🔷⬇️⬇️...
06/08/2024

Te ampatsiahy fotsiny izahay hoe ny ankizy no miala sasatra fa izahay mbola ato foana an 😉😉😉
🔷🔷2️⃣8️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ar/Kg🔷🔷
⬇️⬇️⬇️⬇️
Vovondronono mbola tsy nandiso fanantenana ny maro na kalitao na tsiro.
Ny vidiny tena mbola ny mora indrindra.
Aza misalasala fa izahay dia afaka manantona anao raha mbola sahirana ianao, manomboka amin'ny 2.000ar.
Betsaka ny azo atao amin'izy ity indrindra amin'izao fotoana izao, afaka hanamboarana karazany gouter samihafa.
Mihinana finaritra ary oo 😋😋😋

Elaela tsy nitafatafana, iza ilay mitady point de vente iny foana? Eo 'ny neny devant gendarme ary ny fotoanantsika raha...
24/05/2024

Elaela tsy nitafatafana, iza ilay mitady point de vente iny foana? Eo 'ny neny devant gendarme ary ny fotoanantsika rahampitso ee
Vovondronono ilay mbola tsy nandiso fanantenana ny maro ho an'ny rehetra hatrany
28.000Ar/kg
14.000Ar/500g
Aza tara aa, misy azo atao fanomezana ho an'ny neny koa ao, nappe de table, couvre lit, lamba landy, voninkazo maro samihafa
Tongava maro

Aza misalasala ary eeAfaka Miditra MP raha hifampiresakaEfa eo amin'ny sary tsirairay ny taille sy PrixIzay Tonga aloha ...
25/03/2024

Aza misalasala ary ee
Afaka Miditra MP raha hifampiresaka
Efa eo amin'ny sary tsirairay ny taille sy Prix
Izay Tonga aloha ny mahazo ☝️☝️☝️
Araraoty fa tsara kalitao nefa vidiny mbola mora noho ny any Antananarivo an 😁🥰
Bon shopping 🛍️🛍️

⏰⏰Anio hariva ny fotoanantsika⏰⏰Afaka hoentina tsara amin'ny fety 🥰🥰Taille S-M-L-XL❗❗Modèle - couleur unique❗❗📣📣Antsoy n...
25/03/2024

⏰⏰Anio hariva ny fotoanantsika⏰⏰
Afaka hoentina tsara amin'ny fety 🥰🥰
Taille S-M-L-XL
❗❗Modèle - couleur unique❗❗
📣📣Antsoy ny namana hiara hijerijery fa tena mora nefa tsara
Manomboka 15.000ar dia efa mahazo 😁😁

Address

Ampamakiambato
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261320283206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'e-renti posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share