Mora vidy

Mora vidy Ny Fandresena tsy natao hoany olona matanjaka fa natao ho an'olona maharitra

23/02/2025
23/02/2025

ZAVATRA 03 AMPIASAKO NY VOLAKO

Betsaka ny olona manontany foana hoe inona no zavatra azo antoka azo ampiasana vola.
De sahirana izy manontany Etsy sy eroa, androany aho mba hizara aminao hoe inona ny zavatra 03 AMPIASAKO NY VOLAKO izay tena azahoana avo 2 heny amin'izay nafafy farafahakeliny.

1- Ny zavatra voalohany AMPIASAKO vola dia ny fananganana orinasa vaovao.Tsy hoe manangana orinasa isan'andro aho na isam-bolana, fa miezaka foana aho mitady hoe inona ny orinasa azoko atsangana ka afaka hondeha irery tsy mila ahy any aorina.

Maro bé ny zavatra azo atao fa anisany dia ny famokarana produits afaka amidin'ireo revendeur tahaka ny grande surface,ny épicerie,shop isan-karazany ( ampianarina ao anaty fiofanana fananganana orinasa).

Ny mahafinaritra amin'io karazana orinasa io dia tena afaka miala tanteraka ianao rehefa mandeha tsara ny système famokarana - livraison
ary misy vola miditra foana na tsy miasa aza ianao, na mandeha manao vacances aza ianao.

2- Ny zavatra faharoa andaniako vola dia ny manatsara sy manitatra ny activités efa ataoko, tadidio fa ny orinasa iray rehefa tsy mihamandroso dia tsy maintsy mihamaty automatique.

Miezaka foana aho mitady izay fomba hihitarana sy hampitomboana ny vola miditra amin'ny alalan'ireo loharanom-bola efa mitsangana.

3- Ary ny zavatra farany sady lehibe indrindra amin'ny fampiasako ny volako dia ny mianatra, mianatra foana Aho, mianatra ho matihanina amin'ireo sehatra misy ahy.

Ny fampitomboana fahalalana no fampiasam-bola azo antoka indrindra, tsy possible ho matihantoka mihitsy ianao satria ny zavatra noenaranao indray mandeha dia afaka hoampiarinao foana mandrakizay, ary na sanatria hisy hangalatra ny hanananao rehetra aza, ny fahalalana efa anananao tsy azon'iza angalarina ao anatinao ary afaka hamerenananao indray manangana ireo efa vitanao teo aloha.

Fantaro fa ampianarina ao anaty fiofanana fananganana orinasa avokoa Na n'y fitadiavana idée de projet momba ny fananganana orinasa afaka mamokatra produits alefanao any amin'ny grande surface, Na ny fampandrosona orinasa, na ny leadership ahatonga anao holasa Mpandraharaha mahomby amin'ny sehatra tinao hidirana.

Fizarana Fond OTM
23/02/2025

Fizarana Fond OTM

Tahaka izao ary ny fandehan'ny lalaotsika:

1- Abonné-o ny pejy OTM
2- Manaova commentaires eto amin'ity publication ity hoe "mandray anjara aho"
3- Ataovy publication ao amin'ny murenao ity publications ity
4- farany sady goavana indrindra dia mila manenjika point eto amin'ny pejy ianao ka rehefa mahatratra 100.000 point ny point azonao dia avokanay vola ilay izy ary omenay anao,

Tsy mora ny lalao, tsy ny rehetra no havita an'io fa izay vonona !

Afaka mandray anjara avokoa ary tsy voatery olona 1 ihany no mahazo ilay 100.000 point = 100.000ar fa hatramin'ny olona 10 isam-bolana, zany hoe rehefa feno 10 ireo nahazo 100.000ar na herinandro fotsiny aza dia miandry ny volana manaraka indray vao mitoy ny lalao

Ahoana no fomba azahoana point ?

Tahaka ity sary ataonay ao amin'ny commentaires ity dia isaky ny manao j'aime, partage, commentaires eto amin'ny pejy ianao dia omen'ny facebook point ary arakaraky ny fahavitrihanao no mampitombo ny point anao

Ndao are! Go ! Go tsika 🔥

Ny tenako no consultant natonon'ity "Maire" ity alohan'ny propagande-ny. Olona tsotra Mme Narindra  na dia ora iray ihan...
22/02/2025

Ny tenako no consultant natonon'ity "Maire" ity alohan'ny propagande-ny.

Olona tsotra Mme Narindra na dia ora iray ihany ary no niarahanay nisakafo. Lany soamantsara izy tamin'ny fifidianana ary rehefa handeha handray ny andraikitra maha "maire" azy iny izy no nisy nitifitra omaly.

Hafatra ho antsika mpandraharaha rehetra, ho antsika manana andraikitra ambony, ho antsika mpitatitra vola, ho antsika te hanova zavatra... aza atao ambanin-javatra ny sécurité fa tsy faly amin'ny fahombiazanao ny olona, te haka ny toeranao ny olona...

Izahao toetra ny manodidina, ny chauffeur, ny escorte sy garde du corp-nao; tadidio fa Jesoa ary nanana Jodasy tao anatin'ny ekipany.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo.

Source :Mianatra Mahomby

21/02/2025

✍️Christel

⛔ Tovovavy iray avy any Tamatave no hita mirenireny ao Antananarivo. Nahazo licence tamin’ny 2017, nanambady vahiny, ary heverina fa nahita fiainana tsaratsara kokoa. Saingy, tampoka teo, rava ny fiainany. Nolazain’ny namany tamin’ny vadiny fa tsy azy ilay zaza tao an-kibony. Vokany? Very fanahy mbola velona, very toky, very fanantenana… LASA ADALA❗

🗣️ Tsara hendrika izy, ka manahy mafy aho sao dia misy hanolana, na dia BEVOHOKA aza.

🗣️ “Choc moral” sa fialonana mahazatra? Ilay fankahalana olona miaina tsara?ny Gasy mahay manao aody mahalasa adala fa tsy mampanjary?

Mampalahelo fa hoy aho hoe :ny fiainana tsy milamina foana, fa ny fifidianana namana tsara no fiandohan’ny fiadanana. Izay miray fo amin’ny fahasambaranao no tena namana, fa izay mivohy fandravana dia fahavalo mitafy hodi-janak’ondry. Mitandrema, manavaka, ary miaina amin’ny fahendrena.

✍️Sahy Miteny

Salama aby eee   Agnotinio ze mety
28/01/2022

Salama aby eee

Agnotinio ze mety

Address

Tôlagnaro
Fort-Dauphin
TÔLAGNARO

Telephone

+261344687796

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora vidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share