Oria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oria, Shopping & retail, Fort-Dauphin, Fort-Dauphin.

🌿 Tsy mitovy ny filàn'ny HODI-DOHA sy ny TAHOMBOLO.🌿 Eo @ hodi-doha no hiavian'ny volo, ka mila soin manampy hanatanjaka...
07/07/2026

🌿 Tsy mitovy ny filàn'ny HODI-DOHA sy ny TAHOMBOLO.

🌿 Eo @ hodi-doha no hiavian'ny volo, ka mila soin manampy hanatanjaka ny fakany, MBA haniry tsara Sy hampiena ny fiongotrin'ny volo, izy no soin stimulant , bain d'huile atao alohan'ny shampooing.

💧 Aorian'ny shampooing, dia mila manao hydratation. Izany no anjara asan'ny Masque Hydratant Réparateur, mba hahatonga ny volo ho malefaka sy tsy ho mora tapaka.

🌺 Ny tahombolo kosa dia mila fiarovana isan'andro. Ny Crème Hibiscus, crème sans rinçage, dia manampy hitazona ny hydration sy hiaro ny tendrony mba hampihenana ny fahatapahana Ary hiaro azy tsy ho mora vakivaky.

✨ Rehefa samy ampiasaina amin'ny fotoana mety ireo soin ireo dia mifameno ny fikarakarana, manomboka amin'ny hodi-doha ka hatramin'ny tendron'ny volo.

Vokany : Volo maniry tsara sy malefaka Ary voaharo

💬 Ary ianao, iza amin'ireo dingana ireo no matetika tsy ataonao?
1️⃣ Bain d'huile ?
2️⃣ Masque après-shampooing ?
3️⃣ Crème sans rinçage ?

Asiana rano kely fona crème coiffante SoAvA refa aloha hanao anaz satria:🥰Manamora ny fizarana ny crème amin'ny volo man...
06/07/2026

Asiana rano kely fona crème coiffante SoAvA refa aloha hanao anaz satria:

🥰Manamora ny fizarana ny crème amin'ny volo manontolo.
🥰Manampy ny crème hiditra sy hiparitaka tsara kokoa amin'ny volo mando
🥰Manampy hitazona ny hamandoan'ny volo ka lasa malefaka sy mora volavolaina.

Abonnez vous ❤️🙏

06/07/2026

Question matetiky miveriberina🤔😊
Crème coiffante SoAvA vé tsy maintsy mampiasa rano??🤔♥️

04/07/2026

Question manaraky :
Fa magnino huile repousse atao bain d'huile Ary ino vokatsoa azo aminazy??❤️🥰🌿
Abonnez vous 🙏♥️

Valiny fanotaniana faharoa🥰❤️Fotobolo tena asiana huile repousse satria gny huile repousse tena ilainy sakafon'ny hodi-d...
04/07/2026

Valiny fanotaniana faharoa🥰❤️

Fotobolo tena asiana huile repousse satria gny huile repousse tena ilainy sakafon'ny hodi-doha mba hagnampy anazy hanome repoussen'ny volo😊

Huile repousse iany koa dia:
🌿 Manampy hodi-doha hamandoana tsy ho maina lava
🌿Mampihena ny magidigidy amin'ny hodi-doha
🌿Manampy hitazona ny fototry ny volo ho salama, ka mety hanampy amin'ny fitomboan'ny volo raha ampiarahina amin'ny fikarakarana tsara

Abonneo page tsika ❤️🥰

Valiny fanotaniana volohany hoe ino mahatonga crème coiffante tahobolo sy rabony volo tena asia anazy?🤔😒Volohany indrind...
04/07/2026

Valiny fanotaniana volohany hoe ino mahatonga crème coiffante tahobolo sy rabony volo tena asia anazy?🤔😒

Volohany indrindra tsy mitovy filany hodi-doha sy tahobolo sy rabony volo Zay aloha tsara fatatra volohany♥️🥰

Atao amin'ny rabony volo tsy tahobolo crème coiffante satria:
🌿Manamando lava volonao lalandava iny(hydratation)
🌿Miaro rabony volonao tsy ho vaky2 sy tapaka2 satria io faritra io no tena mora Simba
🌿 Miaro volo amin'ny masoandro sy rivotra Ary hafanana
🌿Mitazona endriny volo

Zay mahatonga anay manafatra fona hoe tahobolo sy rabony volo tena asia crème coiffante SoAvA 🥰 🤗

Abonneo page tsika ❤️ 🙏

Misy manotany tsika hoe ino mahatonga crème coiffante tahobolo sy rabony no asiana anazy ??🤔😒de ino mahatonga huile repo...
04/07/2026

Misy manotany tsika hoe ino mahatonga crème coiffante tahobolo sy rabony no asiana anazy ??🤔😒de ino mahatonga huile repousse fotobolo tena asiana anazy?😒🤔

Reo fanotanianao matetika mipetraka😊
De ho valiko tsiray2🥰

Abonneo page tsika aloha❤️🙏

Cliente satisfaite 🙏❤️
01/07/2026

Cliente satisfaite 🙏❤️

Rehefa tsara kolokolo ny volo tsy maintsy Salama 😚❤️🌿Huile repousse réserve daholi ❌❌ 25 flacon ny arrivage fa réserve d...
01/07/2026

Rehefa tsara kolokolo ny volo tsy maintsy Salama 😚❤️🌿
Huile repousse réserve daholi ❌❌ 25 flacon ny arrivage fa réserve daholo ary crème coiffante sisa Mbola disponible reste 20 boîte 100ml koa io sisa dia lany ❌🌿🥰
Crème coiffante SoAvA 9melange 🌿 8melange izy ito taloha fa EFA 9 mélange izy ankehitriny 🌿🥰🫒
Base cire et olive + 07 autre mélange bio 100% naturelle (amande ,pépins,ricin,vitamine ,sns)
☑️Manalava volo
☑️Manatevina volo
☑️Mitsabo volo
☑️Mampaniry amin'ny fakambolo
☑️Manalefaka eo no ho eo
☑️Mety amin'ny karazambolo rehetra

♥️ Disponible de suite

☎️0348448811

Débardeur MPAMARAKY MIHISA 🌺 Tissu Coton 💯 200gTaille : Sm,S,M,L,XL, Xxl Prix :25000arDisponible Tanà Sur commande Prove...
27/06/2026

Débardeur MPAMARAKY MIHISA 🌺

Tissu Coton 💯 200g
Taille : Sm,S,M,L,XL, Xxl
Prix :25000ar
Disponible Tanà
Sur commande Provence
Livraison partout Madagascar ✈️ 🪐

Address

Fort-Dauphin
Fort-Dauphin

Telephone

+261348448811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Oria:

Shortcuts

Share