Vente mixte by Fa

Vente mixte by Fa Salama tompoko !👋
Tongasoa eto amin'ny pejy♥️

Varotra takatry ny fahefamividin'ny rehetra.(vaovao sy friperie)

À partir de 1000ar anie eh🥰💰❤️

Robe Maxi friperie ❤️ Modèle unique 🥰Pas plus de 35.000ar✨
12/05/2026

Robe Maxi friperie ❤️
Modèle unique 🥰
Pas plus de 35.000ar✨

Robe friperie ❤️ Prix : 10.000arTaille sur chaque photo ✨ Livraison à partir de 3000ar.
11/05/2026

Robe friperie ❤️
Prix : 10.000ar
Taille sur chaque photo ✨
Livraison à partir de 3000ar.

Ilaina bé ireto indrindra amzao andro mangatsiaka izao🤒🥰✅Gourde thermos  INOX 316✅👉1litre 👉avec passoir
11/05/2026

Ilaina bé ireto indrindra amzao andro mangatsiaka izao🤒🥰

✅Gourde thermos INOX 316✅
👉1litre
👉avec passoir

10/05/2026

Bonne nuit 😘
Handefa article Mlay be rahampitso.

Ity kosa tena waouu🩷Tee-shirt + casquette ralpTaille : S,M,L,XLMp raha liana ianao☺
18/04/2025

Ity kosa tena waouu🩷
Tee-shirt + casquette ralp
Taille : S,M,L,XL
Mp raha liana ianao☺

Tee-shirt 🏿Bonne qualité 😉
14/04/2025

Tee-shirt 🏿
Bonne qualité 😉

TOROHEVITRA 🔸MAHASOA 🇲🇬❤️♦️FOMBA TSOTRA NATORALY MAMPITSIRY VOLO HAINGANA SADY TSY MAMPIHINTSANA AZY IHANY KOA TENA MAND...
09/04/2025

TOROHEVITRA 🔸MAHASOA 🇲🇬❤️

♦️FOMBA TSOTRA NATORALY MAMPITSIRY VOLO HAINGANA SADY TSY MAMPIHINTSANA AZY IHANY KOA TENA MANDAITRA♦️

🔸Anisany harena ho antsika vehivavy ihany koa ny volo, ka mila kolokoloina matetika mba tsy ho tapatapaka.

♦️ZAVATRA🔸ILAINA♦️

🔸Tongolo Mena (Oignon Rouge).

🔸Tantely (Miel).

🔸Tapotsin' Atody (Blanc d'Oeuf).

♦️FOMBA🔸FIKARAKARANA🔸AZY♦️

🔸Alaina ny Tongolo Mena Tapany fotsiny dia voasana ary tetehina madinika. Alaina ny Tantely indray sotro fihinana dia araraka ao anaty Tapotsin' Atody miisa 2. Rehefa vita izay dia atambatra anaty robot fanaovana Jus Naturel ireny ireo akora natoraly voatanisa rehetra teo ambony ireo, ary mixena avy hatrany izay vao azo ampiasaina tompoko.

♦️FOMBA🔸FAMPIASANA🔸AZY♦️

🔸Tsy maintsy sasana madio tsara amin'ny rano matimaty aloha ny volonao teo, izay vao hosorana ity akora natoraly efa nifangaro tsara ity, ka avela eo mandritra 15 minitra eo ho eo izay vao kobanina amin'ny rano mangatsika.

♦️FANAMARIHANA♦️

🔸Marihina moa fa tsy maintsy 3 fois par semaine no tena tsara ampiasaina ity akora natoraly ity tompoko. Mazava ho azy fa lasa mitombo haingana sady tsy mihintsana intsony ny volonao teo tompoko.

🙏TSY MISY MANANA NY AMPY TOKOA FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ARY ZARAZARAO MBA HO HITANY NAMANA HAFA IHANY KOA ITY TOROHEVITRA 🔸MAHASOA ITY TOMPOKO🙏

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Tsiory K✍️

Sandales pour homme❤Pointure: 40 à 44
04/04/2025

Sandales pour homme❤
Pointure: 40 à 44

Address

Ihosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente mixte by Fa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share