Bôtanika Altitude

Bôtanika Altitude Chez Bôtanika Altitude 🌻, nous sélectionnons avec soin des linges de maison friperie européenne de qualité et des articles neufs pour vous.

Notre mission : offrir à chaque foyer le confort et la qualité, à prix doux et accessibles 💕

📞 0387005713

Misy nouveauté ilay androany 😁Photo 1 & 2 illustration ❤️Photo 3 photo réelle.Io an motif imprimé artistique izy ity👉 Di...
08/09/2026

Misy nouveauté ilay androany 😁
Photo 1 & 2 illustration ❤️
Photo 3 photo réelle.
Io an motif imprimé artistique izy ity
👉 Diamètre 160 cm, à franges
Tia déco isika ato an, serviette ronde izy, fa ireto avy no azo ampiasana azy
👉 Atao jetée amin'ny meuble de jardin / tapis bord de piscine / tapis de yoga / afaka atao nappe / déco murale ... Descente de lit, milieu de dressing room
Itanareo ? Betsaka azo ampiasana azy.
👉 Forme ronde oa an
👉 Alefantsika 25.000 ar, sans défaut io 🥰
Araraoty fa tsy hahazo an'io à ce prix any ho any zany nareo 😁

Livraison partout à Madagascar

Atokako kely eto aloha ireto pépites kely tao anaty b***e ireto 🤤🤤😍Blanc écru tsara dia tsara. Classe, luxe, mety mivady...
08/09/2026

Atokako kely eto aloha ireto pépites kely tao anaty b***e ireto 🤤🤤😍
Blanc écru tsara dia tsara. Classe, luxe, mety mivady amin'ny loko rindrina rehetra 🤗 Misy motif floral 👌
👉 Nappe de table carrée 4 personnes
👉 130*130 ny dimensions. Raha 70*70 na 90*90 n'y table tena mety be
Afaka atao amin'ny table ronde de 70 na 90 cm diamètre koa
Afaka atao surnappe na fond fakana sary 😍👌
✅ Bordure festonnée n'y iray (sary voalohany)
👉 13.000 Ar ny iray
Maka azy 2 miaraka dia 22.000 Ar 🥰

Livraison partout à Madagascar

Ireto ny arrivage nappe de table ❤️ Luxe be daholo, mihaja mahazaka mandray vahiny 😍🥰👉 Nappe Rectangulaire / nappe ovale...
08/09/2026

Ireto ny arrivage nappe de table ❤️ Luxe be daholo, mihaja mahazaka mandray vahiny 😍🥰
👉 Nappe Rectangulaire / nappe ovale
👉 Efa misy Refy ihany koa isaky ny sary
Ndao anie hisavasava fa coup de cœur ❤️ daholo indray ireto, Sady dimensions lehibe

Livraison partout à Madagascar



Ireto daholo indray ny drap housse ho an'ny androany 🥰 👉 1-2-3 places 👉 Élastique tsisy kianina👉 Eo amin'ny sary tsirair...
08/09/2026

Ireto daholo indray ny drap housse ho an'ny androany 🥰
👉 1-2-3 places
👉 Élastique tsisy kianina
👉 Eo amin'ny sary tsirairay ny détails : dimensions et prix

Entana tsara be, sans défaut, mahazo ianareo mahazo amreto



Fonon'ondana ❤️ Taies d'oreiller paire same same. Asiana paire amreto ilay combo 👌👌Vitsy ireto aza tara 👉 10.000 Ar isak...
08/09/2026

Fonon'ondana ❤️ Taies d'oreiller paire same same. Asiana paire amreto ilay combo 👌👌

Vitsy ireto aza tara

👉 10.000 Ar isaky ny sary 🥰

Livraison partout à Madagascar

Miarahaba o 🥰Hanombohantsika azy ary ireto ❤️ coup de cœur ❤️ 👉 Drap plat lehibe daholo ny refy👉 Friperie qualité europé...
08/09/2026

Miarahaba o 🥰
Hanombohantsika azy ary ireto ❤️ coup de cœur ❤️
👉 Drap plat lehibe daholo ny refy
👉 Friperie qualité européenne hatrany, ilay hatsarany mahazatra anareo hatramin'izay 👌
👉 Eo amin'ny sary tsirairay ny dimensions sy prix

Livraison partout à Madagascar



Bonsoir 🥰 arrivage miavaka kely indray rahampitso 💖 Kojakoja an-tokatrano na rummage maison Prix mampiditra mpianatra io...
07/09/2026

Bonsoir 🥰 arrivage miavaka kely indray rahampitso 💖 Kojakoja an-tokatrano na rummage maison

Prix mampiditra mpianatra io rahampitso fa araraoty. Niakatra daholo izao ny b***e fa ianareo mbola omena prix mirary hatrany 🩷 entana top

🎁 Izay efa niantsena in-5 na mihoatra tato aminay mahazo livraison gratuite 🎁🥰😘

Abonneo ny page tsy ho tara publications an'ilay entana ilainao sy tianao be ianao 🩷

Soava mandry o

Bonjour bonjour 🥰 Iza moa ilay nitady housse de couette ngeza be ? Ireto misy housse de couette mihaja be 😍🤤 mitovy any ...
04/09/2026

Bonjour bonjour 🥰 Iza moa ilay nitady housse de couette ngeza be ?
Ireto misy housse de couette mihaja be 😍🤤 mitovy any am hôtel 5 étoiles ny ao an-trano mahazo an'ireto 😍 Sady efa voasasa an, mamelatra dia mampiasa finaritra 👌😘

Housse de couette blanche, samy misy motifs tsara tarehy, n'y iray ton sur ton (photo 3)

✅ Modèle 1
Housse de couette ngeza be 3 places
👉 240*260 de dimensions
👉 En coton égyptien 💯
👉 Boutons ny idiny
👉 50.000 Ar 🥰

✅ Modèle 2
Housse de couette toute blanche
👉 210*220 de dimensions
👉 En poly-coton
👉 Fermeture éclair ny idiny
👉 45.000 Ar 🥰

Iza no haka an'ireto o
🧷 Mbola misy disponibles amin'ilay omaly an, andefaso Mp na ataovy en commentaire izay tadiavinao dia omena sary 🥰

Jereonareo indray anie ito modèle ito e ♥️ bedfloral malefaka kely 😍😍 vert malefaka be mihitsy ilay lokonyPhoto 1 illust...
03/09/2026

Jereonareo indray anie ito modèle ito e ♥️ bedfloral malefaka kely 😍😍 vert malefaka be mihitsy ilay lokony
Photo 1 illustration 💖
👉 Housse de couette sans taies
👉 200*210 de dimensions
👉 Tissu en polyester et coton mifangaro (polycoton)
👉 Mihidy bokotra
👉 Prix : 35.000 Ar 🥰 ho an'iza o

Omeko couleur moderne et sobre indray ianareo 🩷 Housse de couette couleur taupe 😍🤤Ho anareo ilay manana zazakely dia tsy...
03/09/2026

Omeko couleur moderne et sobre indray ianareo 🩷 Housse de couette couleur taupe 😍🤤
Ho anareo ilay manana zazakely dia tsy tia loko mazava, ireto tena mety o

🧷 Tsy nety nivoaka n'y tena couleur fa efa nezahako ny illustration ahitanareo azy tsara

Misy 2 indray ireto isafidianana 🥰
👉 En satin de coton 💯 izy ireto, tsara be ilay tissu, andramo anie fa ho tamana ianao

👉 Manasa hisavasava kely fa eo amin'ny sary tsirairay ny détails et prix 🥰
Merci

Address

Ankadikely Ilafy
Ilafy
103

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261387005713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bôtanika Altitude posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share