15/04/2026
Maraina ooooh🥰
Fizarana kely aloha no hanokafan-tsika ny tontolo andro androany😉😍
Nareo ko vé efa misy mahafantatra oe ny huile coco 🥥🥥🌴 Sy yaourt Ary atody de anisany tena manadio tarehy bé❤️❤️ 🥰
Tena tsara io reto a🥰🥰 afangaroy reo akora Telo reo,, de ataovy amin'ny tarehy isamaraina 🫧🍀❤️ de kombano Amin rano matimaty 🫧🫧ho itanao fa tena hadio io tarehinao io andramo ne e🫧🫧🫧❤️
Araho hatrany n'y page fa mizara torohevitra mahasoa anarew eto foana ay
azadino manao j'aime ny page❣️😘
Bonne journée 🥰