NewsMdg

NewsMdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NewsMdg, Shopping & retail, Imerintsiatosika.

🚨ANTANANARIVO    BONGATSARA ❗Andian_jiolahy mpanao fanafihana mitam_piadina ravan'ny polisy❗🔴 Nitrangana fanafihana mita...
25/08/2026

🚨ANTANANARIVO
BONGATSARA

âť—Andian_jiolahy mpanao fanafihana mitam_piadina ravan'ny polisyâť—

🔴 Nitrangana fanafihana mitam-piadiana miampy herisetra tao amin’ny tokantrano iray teny Ambohimiadana Bongatsara, ny alin’ny 30 Mey 2026.Jiolahy miisa 06 no niditra an-keriny tao an-tokantrano, ka ny 02 nijanona tany ivelany ary ny 04 niditra tao anatiny.

💰Nisy entana sy vola lasan’izy ireo tamin’izany ary naratra noho ny herisetra nataon’ireo jiolahy ny raim-pianakaviana.

🔎 Noho ny ezaka nataon’ny Polisy avy ao amin'ny Sampandraharaha misahana ny ady amin’ny heloka bevava (Brigade Criminelle), Voalohany Anosy dia voasambotra teny ny 20 Aogositra 2026 ny iray tamin’ireo Jiolahy, ary mbola hita teny aminy ilay finday nalainy nandritra ilay fanafihana.Nitohy ny fanadihadiana ka voasambotra teny ihany koa ny olona 04 mpandray sy mpivarotra entana halatra.

⛔ Nandritra ny famotorana dia nanondro olona 04 hafa izay voalaza fa mpiray tsikombakomba taminy ireo voasambotra voalohany. Fantatra ihany koa fa mpamerin-keloka ny iray tamin’ireo olona voasambotra.

🚫Natolotra ny Fampanoavana ny Alatsinainy 24 Aogositra 2026 izy ireo

©Polisim_pirenena
_______________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

âť—Famatsiam_bola goavana mitentina 6miliara euros nomen'i Arabie Saoudith an'I LaFrantsaâť—â›”6 miliara euros no totalimbola ...
25/08/2026

âť—Famatsiam_bola goavana mitentina 6miliara euros nomen'i Arabie Saoudith an'I LaFrantsaâť—

⛔6 miliara euros no totalimbola novatsin'i Arabie Saoudith ho amin'ny fananganana d’attractions miisa 3,akaikin’i Paris

▶️ Nosoniavina omaly alatsinainy 24 aogositra 2026 tao amin’ny ny fifanarahana, teo amin’ny filoha frantsay Macron sy ny héritier saoudianina

▶️ Ireo parc d’attractions telo goavana ireo dia kasaina haorina ao -Pontoise (95), haharitra 6 taona ny asa fanorenana, ka vinavinaina hahaforona asa miisa 22 000 eo ho eo.

▶️ Ny iray amin’ireo valan-javaboary ireo dia mety hifantoka amin’ny tontolon’ny Dragon Ball, ary kasaina hapetraka eo amin’ny toerana nisy ny " Mirapolis"taloha, izay nakatona 35 taona lasa izay, ao amin’ny "Val-d’Oise".

📸Sary fanehoana
_____________________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

"HOROHORONTANY MAHERY VAIKA TANY COLOMBIA"â›”Famatsiam_bola mitentina 1,25 tapitrisa dolara natolotr'i Shakira ho amin'ny ...
19/08/2026

"HOROHORONTANY MAHERY VAIKA TANY COLOMBIA"

â›”Famatsiam_bola mitentina 1,25 tapitrisa dolara natolotr'i Shakira ho amin'ny asa fanarenana any an_toeranađź’°

🌏Tamin’ny 17 Aogositra 2026, nitsidika an’i , ao amin’ny ’i Chocó, izay isan’ireo toerana voakasiky ny horohorontany nahery vaika tany , i Shakira.

🚫Nandritra ny fitsidihany dia nanambara izy fa hanampy amin’ny 10 simba noho ny loza, ary hanohana ihany koa ny fanarenana ny Tecnológica del Chocó. 1,25 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola voalohany natokana ho an’ireo asa fanarenana ireo.

❗Nanao antso avo ihany koa I Shakira ho an'ny firaisankina sy ny fanohanana iraisam-pirenena ho an’ireo Kolombianina niharam-boina ary indrindra ho an'ny ankizy
_____________________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

🇺🇸🇰🇵 TRUMP SY KIM JONG UNTamin’ny 17 Aogositra 2026,Nisy ny fifampiresahana mivantana teo amin'ny filohan’i   Donald Tru...
18/08/2026

🇺🇸🇰🇵 TRUMP SY KIM JONG UN

Tamin’ny 17 Aogositra 2026,Nisy ny fifampiresahana mivantana teo amin'ny filohan’i Donald Trump sy ny mpitarika an’i Avaratra, Kim Jong Un.

❗Tanjon'i Trump manokana tao anatin'izao fifampiresahana mivantana izao ny ny sy fanamafisana ny filaminana ao amin’ny faritra.

🚫Nanome baiko ny i Trump mba hampihena be ny -tafika iarahan’i sy Atsimo.Ireo fanazaran-tafika ireo dia tafiditra ao anatin’ny Freedom Shield, hetsika ara-miaramila isan-taona natao hanamafisana ny fahavononan’ny tafika amerikana sy koreana tatsimo manoloana izay mety ho fandrahonana avy any Korea Avaratra.

🌏Nilaza i fa lafo ny -tafika ary mety halain’i Avaratra ho toy ny famantarana mampiseho fankahalana izany. Nambarany ihany koa fa, raha ny fahitany azy, “tsy mandrahona ary manaja” i Kim Jong Un nandritra ny fitondrany.

📸sary fanehoana
_____________________________________________

tsy tapaka ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

 🆚 💰30 000 dolara amerikana no valisoa omen'i Iran izay mamono miaramila Amerikanina💰Araka ny tatitra navoakan’ny   sy  ...
17/08/2026

🆚

đź’°30 000 dolara amerikana no valisoa omen'i Iran izay mamono miaramila Amerikaninađź’°

Araka ny tatitra navoakan’ny sy York Post, 💰30 000 dolara amerikana eo ho eo no voalaza fa homena ho an’izay mahavita na amerikanina. Nilaza i Amir Hatami fa nisy fangatahana avy amin’ny olona tao momba ny fametrahana izany valisoa izany.

🌏Mbola misy antsipiriany iray tena manaitra: raha no mahavita izany, dia voalaza fa hampitomboina avo roa heny ny valisoa, izany hoe mety hahatratra 💰60 000 dolara.

📸sary fanehoana
_________________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

13/08/2026

â›”HORONANTSARY HAFAKELY â›”

Ilay mpanao "skate" espaniola Danny León, izay efa nandray anjara tamin’ny Lalao Olaimpika indroa, dia nahavita nanao "trick"nandritra ny "eclypse solaire" omaly ny 12 Aogositra.
____________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelanyâś”

⭕❌ FARATSIHO :NOVONOIN'NY RENINY ILAY ZAZA MENAVAVA⭕❌⛔Tranga mampalahelo no nitranga tao Ambatomitety, Fokontany Antanet...
13/08/2026

⭕❌ FARATSIHO :NOVONOIN'NY RENINY ILAY ZAZA MENAVAVA⭕❌

⛔Tranga mampalahelo no nitranga tao Ambatomitety, Fokontany Antanetibe, Distrikan’i Faratsiho, taorian’ny tsy nahitana renim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy vao iray volana, ny Zoma 31 Jolay 2026.

⭕ Efa tsy nisy aina intsony anefa ilay zaza, izay voalaza fa tao anatin’ny akanjon-dreniny.
Fantatra nandritra fa nandeha tany amin’ny nentim-paharazana ( ) izy ireo, ka voalaza fa nataony ilay zaza,niaiky tamin’ny famonoana ilay zaza ny reniny, niaraka tamin’ny mpisabo -paharazana iray.

✅Olona telo voakasika tamin’ity raharaha ity no natolotra ny ny Alarobia 12 Aogositra 2026, ka nidoboka am-ponja vonjimaika izy telo, nahitana ny , ny ’ilay zaza ary ramatoa iray havan’ny -pianakaviana izay nampifandray tamin'ilay mpimasy.

©Polisim_pirenena Malagasy
______________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

13/08/2026

12Aogositra 2026

Nanomboka tokony ho tamin’ny 7 ora hariva ity éclipse ity. Tonga tamin’ny 8 ora sy 20 minitra teo ho eo ny pic, ka voasaron’ny volana tanteraka ny masoandro tany Espagne.

__________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

Horohorontany mahery vaika tao COLOMBIE⛔MAHERIN'NY 2 700 NY  OLONA MBOLA TSY HITA POPOKA ⛔🌏TATITRA VONJIMAIKA:Mbola mito...
12/08/2026

Horohorontany mahery vaika tao COLOMBIE

â›”MAHERIN'NY 2 700 NY OLONA MBOLA TSY HITA POPOKA â›”

🌏TATITRA VONJIMAIKA:Mbola mitohy, ny talata maraina, ny asa famonjena. Maherin’ny #2 700 ny olona mbola voalaza fa tsy hita taorian’ilay horohorontany nahatratra 7,4 amin’ny maridrefy.

❌Mbola mitombo hatrany ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny horohorontany nahatratra 7,4, izay namely an’i Colombie ny Alatsinainy 10 Aogositra. Nilaza ny colombienne des villes capitales fa olona #132 farafahakeliny no maty, ary #570 hafa no naratra tany amin’ireo faritra samihafa tena voakasiky ny loza.

______________________________________

hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

11/08/2026

Ady ao Moyen Orient

HANGATAKA FANONERANA ARA BOLA AMIN'I IRAN I DONALD TRUMP

â›”Ny Alatsinainy 10 Aogositra 2026
Donald Trump dia nanambara fa mikasa ny hangataka fanonerana ara-bola amin’i Iran izy, ho an’ireo olona maty na naratra mafy nandritra ireo fifandonana samihafa izay nahatafiditra an’i Téhéran.

❌⭕Nitranga izany fanambarana izany,ary etsy andaniny koa i Iran mitaky fanonerana noho ny fahavoazana nihatra taminy nandritra ny ady nisy teo aminy sy Etazonia

🌏Nambaran’i Donald Trump fa tiany hampidirina ao anatin’ireo fifampiraharahana amin’i Iran manaraka eo izany fangatahana fanonerana izany.

©BFMTV
____________________________________
mdg
hatrany ny pejy anarahanao akaiky nu vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany

Address

Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NewsMdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share