FARA's lamba

FARA's lamba Natao mirary hatrany vidin'entana ho fitsinjovana ho antsika rehetra�

Mbola tsara antsika E🥰🥰  Toy izao anie lambahoany paréo FARA's lamba  rehefa eny am plage e❤️❤️     Misaotra anareo clie...
02/09/2026

Mbola tsara antsika E🥰🥰

Toy izao anie lambahoany paréo FARA's lamba rehefa eny am plage e❤️❤️

Misaotra anareo cliente tany Nosy be tam fandraisana anay 👋🥰 mahafinaritra be nareo😍❤️am manaraka ndray oh🥰🥰

Efa misy arrivage ndray ao fa aza tara☺️☺️

😻
#2026

❌ ARRIVAGE❌Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny indrindra hoan reo izay te hanodim bola💐Drap 2places avec frange...
02/09/2026

❌ ARRIVAGE❌
Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny indrindra hoan reo izay te hanodim bola
💐Drap 2places avec frange:15000ar
💐Drap tsotra+housse+ondana:25000ar
💐 Rideau paire avec frange :15000ar
💐 Rideau paire avec anneau :25000ar
💌Mp motif sasany 😍
🚐 Livraison tana /province
🤳0342959875
🌐 Tsenabe isotry

Tonga ndray 🥰🥰   Mbola tsara antsika Nosy be 👋❌ ARRIVAGE ❌Lambahoany paréo fibrane🤳0342959875🛞 Tsenabe isotryLivraison p...
01/09/2026

Tonga ndray 🥰🥰
Mbola tsara antsika Nosy be 👋
❌ ARRIVAGE ❌

Lambahoany paréo fibrane

🤳0342959875
🛞 Tsenabe isotry
Livraison possible Tana et province

😍 ANDAO  HANAINGO TRANO indray annn ! 😊🤩ARRIVAGE drap sy rideau tsara tarehy, prix mora indrindra fa hoan reo te anodim ...
25/08/2026

😍 ANDAO HANAINGO TRANO indray annn ! 😊🤩

ARRIVAGE drap sy rideau tsara tarehy, prix mora indrindra fa hoan reo te anodim bola 💕👇

🛏️ DRAP
💐 Drap 2 places avec frange — 15 000 Ar
💐 Drap tsotra + housse + ondana — 25 000 Ar

🪟 RIDEAU
💐 Rideau paire avec frange — 15 000 Ar
💐 Rideau paire avec anneau — 25 000 Ar

😍 Misy motifs isan-karazany
💌 Alefaso MP raha hijery ireo motifs disponibles.

🚐 Livraison Tana & Province
📍 Tsenabe Isotry
🤳 034 29 598 75

❤️'s lamba

🧵✂️ RAVIN-DAMBA MARO, KARAZANY MARO ! 🤩Ho an’izay mitady ravindamba hanaovana akanjo, tablier, uniforme, décoration, cou...
24/08/2026

🧵✂️ RAVIN-DAMBA MARO, KARAZANY MARO ! 🤩

Ho an’izay mitady ravindamba hanaovana akanjo, tablier, uniforme, décoration, couture isan-karazany na projet hafa 👌

📌 Karazana lamba misy :
🔹 Tetrone — largeur 1,20 m
🔹 Tetrone — largeur 1,50 m
🔹 Minimatt — largeur 1,50 m
🔹 Carreau Vichy

🎨 Toute couleur — safidio arakaraka izay ilainao.

📦 EN GROS & EN DÉTAIL
Na 1 mètre fotsiny aza dia afaka mandefa izahay 🤩

🛵 Livraison Partout Mada 🇲🇬
☎️0342959875
💰 Frais de livraison à partir de 3 000 Ar

💬 Lazao fotsiny ny karazana couleur sy métrage tadiavinao dia afaka manao commande avy hatrany.

📩 MP raha mila prix sy disponibilité.

Misy fona ny karazana salovana🌹Salovana alya 🌹Salovana fibrane 3D🌹Salovana fibrane mangirana🌹Salovana java🛵Livraison par...
13/08/2026

Misy fona ny karazana salovana
🌹Salovana alya
🌹Salovana fibrane 3D
🌹Salovana fibrane mangirana
🌹Salovana java

🛵Livraison partout
☎️0342959875
Tsenabe isotry

Omenay ARRIVAGE foana nareo🥰🌹Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny💐Drap 2places avec frange:15000ar💐Drap tsotra+h...
11/08/2026

Omenay ARRIVAGE foana nareo🥰🌹
Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny
💐Drap 2places avec frange:15000ar
💐Drap tsotra+housse+ondana:25000ar
💐 Rideau paire avec frange :15000ar
💐 Rideau paire avec anneau :25000ar
💌Mp motif sasany 😍
🚐 Livraison tana /province
🤳0342959875
🌐 Tsenabe isotry

Efa tonga indray salovana 3D ✨✨Aza tara fa ataovy commende ary😍Mandefa am faritra rehetra Mme Fara Tsenabe isotry 034295...
03/08/2026

Efa tonga indray salovana 3D ✨✨

Aza tara fa ataovy commende ary😍

Mandefa am faritra rehetra

Mme Fara
Tsenabe isotry
0342959875

❌ ARRIVAGE❌Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny💐Drap 2places avec frange:15000ar💐Drap tsotra+housse+ondana:25000...
03/08/2026

❌ ARRIVAGE❌
Araraoty fa efa atao mirary daholo ny vidiny
💐Drap 2places avec frange:15000ar
💐Drap tsotra+housse+ondana:25000ar
💐 Rideau paire avec frange :15000ar
💐 Rideau paire avec anneau :25000ar
💌Mp motif sasany 😍
🚐 Livraison tana /province
🤳0342959875
🌐 Tsenabe isotry

31/07/2026

Address

Tsenabe Isotry
Isotry

Telephone

+261342959875

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FARA's lamba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FARA's lamba:

Shortcuts

Share