Mada express livraison

Mada express livraison Mada express livraison,
'' Votre livraison , notre engagement ''
Service de livraison Rapide et fiable🚴
Récupération gratuit , même pour une seule livraison!

Tarifs simpleset avantages
☎️ Tél 0336742093
☎️ Tél 0347219794
Siège : Itaosy Andramavola

SERVICES LIVRAISON – MISY ENTANA HO ATERINA?Mitady olona hitondra entana ve ianao?Eto izahay hanampy anao! Service livra...
12/03/2026

SERVICES LIVRAISON – MISY ENTANA HO ATERINA?

Mitady olona hitondra entana ve ianao?
Eto izahay hanampy anao!

Service livraison haingana sy azo antoka
Manerana an’Antananarivo (sy manodidina raha ilaina)
⏱️ Miasa Alatsinainy hatramin'ny sabotsy
Entana kely na lehibe, documents, colis, commande… raisinay avokoa.
WhatsApp : +261 34 7219794

Izahay no mitondra, ianao mialà sasatra

06/03/2026

Ilaina ny miara-miasa amin'ny orinasa efa manana traikefa rehefa ao anaty ady sarotra ianao...

Mada express livraison- Service Livraison & Coursier dia efa matihanina tanteraka amin'ny fanaovana ny asan'ny livraison.

Mifandraisa ary mivantana aminay :
mp
☎️Tél 0347219794

📢Ao daholo ve isika eeeee  ?Aza variana miferotr'aina any an-trano any oe ahoana indray ny hangalako ilay colis-ako any ...
05/03/2026

📢Ao daholo ve isika eeeee ?
Aza variana miferotr'aina any an-trano any oe ahoana indray ny hangalako ilay colis-ako any am taxibrousse any, fa antsoy foana ny PRO, fa haintsika ny mikarakara an'izany
Mp avy hatrany ary
☎️ numéro tsy miova : 034 7219794

📞 Tsy mandray antso ilay client.⏳ Miezaka miantso.📩 Mandefa SMS.⏱️ Miandry kely.Fa farany...🚫 Entana tsy voaray. Asa tsy...
04/03/2026

📞 Tsy mandray antso ilay client.
⏳ Miezaka miantso.
📩 Mandefa SMS.
⏱️ Miandry kely.
Fa farany...

🚫 Entana tsy voaray. Asa tsy vita.
😓 Livreura reraka. Client tezitra.

Io tsy fandraisana antso io no anisany tena mahataraiky ny livraison.

💬 Vahaolana?
👉 Mifampiresaka tsara mialoha.
👉 Manome antso azo itokisana.
👉 Mandray antso. Na manome toerana hifaneraserana.

Asa ataon’olona roa. Tsy ataon’ny Mada express livraison

🚨 𝗭𝗘𝗥𝗢 𝗔𝗥𝗜𝗔𝗥𝗬 🚨C'est ce que vous payez comme frais de récupération en zone Tana-ville, 𝗺ê𝗺𝗲 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘂𝗻 𝘀𝗲𝘂𝗹 𝗰𝗼𝗹𝗶𝘀 ! 🤯Mada e...
03/03/2026

🚨 𝗭𝗘𝗥𝗢 𝗔𝗥𝗜𝗔𝗥𝗬 🚨
C'est ce que vous payez comme frais de récupération en zone Tana-ville, 𝗺ê𝗺𝗲 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘂𝗻 𝘀𝗲𝘂𝗹 𝗰𝗼𝗹𝗶𝘀 ! 🤯

Mada express livraison, votre service de livraison et récupération de colis, votre partenaire pour vos diverses courses.

☎️ Tél 0347219794, de 06h du matin à 22h du soir
Ou passez en message privé pour tous les détails.

Mada express livraison. Facilitons votre quotidien. Ensemble vers votre réussite.

📦 Récupération GRATUITE, même pour 1 colis !🕐 En ligne : dim ➡ ven | 06h - 21h🕐 En ligne :❌ Fermé samedi✅ Récup uniqueme...
02/03/2026

📦 Récupération GRATUITE, même pour 1 colis !
🕐 En ligne : dim ➡ ven | 06h - 21h
🕐 En ligne :❌ Fermé samedi

✅ Récup uniquement 6h à 9h
🚫 Pas de livraison dim & jours fériés

22/02/2026

Envie d’envoyer ou de recevoir vos colis ?
Mada express livraison s’occupe de tout : rapide, fiable et 100% sécurisé.
Récupération des colis : entre 6h et 9h
Versement le jour J, pas besoin d’attendre !
Mada express livraison

22/02/2026

MITADY LIVRAISON AZO ITOKISANA VE IANAO? �
Aza atahorana intsony ny fahatarana sy ny tsy fahatomombanana!
Afaka maka sy manatitra ny entanao izahay.
�� Mada express livraison no vahaolana matihanina ho an’ny business-nao!
� Mampitombo ny fahatokisan’ny clients-nao
� Manatsara ny lazanao sy ny asanao
� Mampiakatra ny varotrao

�TSY MISY VOLA ALOANAO INTSONY, FRAIS IHANY NO ANAY�

� SERVICE ATAONAY :
� Récupération – 0Ar
� Livraison tsotra manomboka 3.000Ar
� Livraison EXPRESS manomboka 5.000Ar
� Expédition
�Achat
Heure de récupération : 7h – 9h30 maraina
� Manana grille tarifaire mazava – MP �
� Izahay no miantoka ny crédit iantsonan’ny clients anareo amizay tsy sahirana intsony ianareo�

� Ataonay afapo tanteraka ny mpanjifa satria izy ireo no aina iainan’ny business-nao.
� Ny livreur anay mahafinaritra, manaja ary matihanina daholo — miaro ny lazanareo izahay!
� Ankadivato, akaikin’ny fiangonana catholique
� 0347219794 -0336742093
� Aza avela handeha any amin’ny concurrence ny clients-nao!
� Safidio ny matihanina. Safidio ny azo antoka.
� Mada express livraison Haingana. Azo antoka. Tsy mampandiso fanantenana. ��

▫️Mpanao vente en ligne vé enao ? ▫️Boutique vé ? ▫️sa olon- tsotra ?Manana fahasahiranana vé ianao @ fanatanterahana ny...
19/02/2026

▫️Mpanao vente en ligne vé enao ?
▫️Boutique vé ?
▫️sa olon- tsotra ?

Manana fahasahiranana vé ianao @ fanatanterahana ny Livraison ?
Tianao ilamina sy hirindra tsara vé izany ?

🟩 Eto izahay Mada express livraison hanampy anao 😊
- azo antonka
- manaja fotoana
- manaja client
- Manana birao

🔹Tarif :
- 3.000 Ar : Tana ville ✅
- 4.000 Ar : Périphérie ✅
- 5.000 Ar à 6.000 Ar
🔹Frais de récupération :
- Centre ville : 0 Ar
- Périphérie :
◾ 0 Ar raha colis 2 noho mihoatra
◾1000 Ar kosa rah colis 1

▫️Misokatra 6j/7j : Du lundi au Samedi ✅

▫️Azonareo atao koa ny manatitra ny entana rehetra izahay tokony aterina aty amniny birao

👉Toerana : Itaosy Andramavola 📍
📞Contact :☎️ 0347219794-0379115305 ☎️

Address

Itaosy Cité
Itaosy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada express livraison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share