Zava-tsoa mahaliana

Zava-tsoa mahaliana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zava-tsoa mahaliana, Shopping & retail, Ivato.

15/05/2025

Rehefa maty ianao dia aza manahy ny amin'ny vatanao...
Ny olon-tianao sy ny fianakavianao no hikarakara izany...

Havoakan'izy ireo ny efitranonao ary hitondra anao any amin'ny efitra fiandrasam-paty.
Hesoriny ny akanjonao.
Hampandroany ianao.
Hampiakanjoany ianao.
Maro no ho avy amin'ny fandevenana hanome voninahitra anao.
Ny sasany aza dia manafoana ny drafitr'izy ireo ary mangataka andro tsy hiasana mba hanatrehana.

Ny entanao – ireo zavatra tsy tianao hampindramina – dia hamidy, omena olon-kafa na hodorana.
Ny fanalahidinao,
Ny findainao,
Ny volanao,
Ny tahirinao,
Ny akanjonao...

Ary matokia fa tsy hitsahatra ny tsy hihodina ny tany ary tsy izao tontolo izao no hitomany anao.
Hitohy ny zava-drehetra.
Hosoloina ianao any am-piasana. Olona hafa, manana fahaiza-manao mitovy na tsara kokoa aza, no handimby ny toeranao.

Hitomany mandritra ny ora na andro vitsivitsy ireo namanao, fa tonga ny afakapitso dia hihomehy sy hikorana indray izy ireo.

Ny sarinao dia hihantona eo amin'ny rindrina mandritra ny fotoana fohy, avy eo hapidirina any anaty fitoeran'entana, ary amin'ny farany dia hihidy anaty vata.

Misy olon-kafa hipetraka eo amin’ny sezanao ary hihinana eo an-databatrao.

Ny alahelo fanaintainana lalina ao an-tokantranonao dia haharitra herintaona, roa, mety folo ... Dia ho lasa fahatsiarovana sisa ianao, ary hifarana hatreo ny tantaranao.

Hifarana amin’ny olona eto amin’ity tontolo ity izany.

Fa ny tantaranao dia manomboka amin'ny zava-misy vaovao ... any amin'ny fiainanao any ankoatra.

Ho zava-poana tsy misy dikany ny fanananao taloha. Tsy ho afaka hitondra na inona na inona eto an-tany ianao.

Ny hatsaran'ny vatanao,
Ny fanananao,
Ny toeram-boninahitrao,
Ny volanao,
Ny trano,
Ny fiara,
Ny amboaranao,...

Amin'ny fiainanao vaovao dia ny fanahinao no hany sisa tavela aminao. KOA MANAOVA NY MARINA, ATAOVY TSARA NY FANAHY.

05/05/2025

👉🏻Torohevitra mety hahasoa amin’ny fiomanana ho an’ny tokatrano

Alohany handraisanao fanapahakevitra fa hanambady ianao, diniho ambony diniho ambany.Tena izy ve ilay izy???
Matetika ny olona rehefa mpisipa dia mahay mifanaja tsara, manafi-toetra be,mety hoe olona tena difficile izy fa hainy ny manafina izany rehefa mpisipa satria anie ka fohy ny fotoana hiarahana eh!
Lango ery ny andaniny satria tsotra kely ny ankilany ,mahavita miteny hoe tsy mbola nahita olona tsotra kely ohatr’azy aho (dia aza maika) Halavao ny fotoana hifankazarana ,tena ilaina izany satria hitanao ny mba farafaratsiny ny antsasakiny toetrany alohany hirosoana !
ihany koa dia ny ankamaroany tsy manao mariage na soratra raha tsy bevohoka.
Lasa hoe izay anie namana no antony hivadiana eh! Torohevitra hoe aleo mivady miara-mipetraka mba herintaona ohatra zay vao miteraka , tsy ny taranaka akory ny ratsy fa lasa sorona io zanakao io raha vao hoe vao miditra dia hitaiza,ny fotoana hifankalalanareo bebe kokoa tsy ampy intsony dia efa routine ny asa,fitaizana, fikarakarana tokatrano ny mafotaka!
dia tonga ho azy anie ilay ady sy ny fifanalavirana eh, dia lasa mitsiry ao avokoa ny hevitra ratsy hampisaraka anareo.
Alaivo sary antsaina ange hoe mpivady ianareo fa vao mifankazatra miara-mipetraka,tsy mbola misy engagement be zaza.
Avy eo manomana tsara hoe hiteraka isika fotoana ity, hitanao fa hilamina avokoa

👉🏻HAFATRA HO ANAO TANORA:
Mila homanina ny tokatrano fa tsy taitaitra fotsiny,👌👌
Mirary soa hoanao ho an’ny tokatrano kasaina ho aorina, ary aza adino ny manankina 🙏🏻❤️

Aza adino ny manao partage sy mi j‘aime ny page👍 Zava-tsoa mahaliana 👍

mangataka réaction rafotsy keliko😘
12/12/2024

mangataka réaction rafotsy keliko😘

CONCOURS PHOTO 😍HAFALIANA SY TSIKY🥰

Miampita aminao ve ny hafalian'i Tommy Anjan Randrianarivo?

🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:

1- Clikeo ilay sariny

2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao

3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra

4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa

Tsara ity sary ity 🙂

28/10/2024
🙄
22/10/2024

🙄

Tsy misangy amindry ny zaza rehefa tezitra 🙄
15/10/2024

Tsy misangy amindry ny zaza rehefa tezitra 🙄

😢
11/09/2024

😢

Courage 💪🏻💪🏻
15/08/2024

Courage 💪🏻💪🏻

🖤🖤Nodimandry i RampalMirary ny fionona feno hoan’ny fianankaviana🖤🖤
14/08/2024

🖤🖤Nodimandry i Rampal
Mirary ny fionona feno hoan’ny fianankaviana🖤🖤

14/08/2024

Aza adino mi abonné Zava-tsoa mahaliana
Partageo raha tianao😘🥰🙏🏻🙏🏻

Address

Ivato

Telephone

+261345089409

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zava-tsoa mahaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zava-tsoa mahaliana:

Share