Ella boutique mdg

Ella boutique mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ella boutique mdg, Shopping & retail, Morafeno, Maevatanana.

☑️ Ny ato amin ny Ella boutique mdg dia mandray ''commande ny client ''izay vonona ny hividy etana ato.
✅Ny tombotsoa azonao rehefa mividy etana ato dia voaramaso tsara ny etanao ary tsy atahorana ny ho very.
🤳0386912055/0338885879

22/07/2026

Tsy vitaaa eee 🤭😂

22/07/2026

Bien dit

22/07/2026

TSY EO IHANY NO MISY FITAHIANA HO ANAO ... NY ZAVATRA MAMPIKATSO INDRINDRA DIA TSY NY TSY FANDRAISANA VALIM-BAVAKA, FA NY FIFIKIRINA MAFY AMIN'IZAY OMEN'ANDRIAMANITRA ... HANY KA MATAHOTRA FIOVANA ...

✋Nantsoin'Andriamanitra i GIDEONA hitarika ireo olona HIADY amin'ny Midiana. Notsofina ny ANJOMARA ka vory ny olona : 32.000 isa. Be LOATRA nefa ireo hoy Andriamanitra satria : tsy ny HERINAREO akory no iadianareo fa ny HERIKO irery. (Mpitsara 7)

MILA NAHENA NY ISAN'IREO OLONA IREO.

✋ANANKIROA ny sivana sy fitsapàna natao. VOALOHANY : Alefa mody izay matahotra rehetra (22.000 isa lasa nody avokoa) , FAHAROA : atao misotro RANO eo amin'ny RANO ka izay MIRANGORANGO toy ny amboa (ALIKA), manatsoboka ny LOHANY eo amin'ny rano, mampiditra ny RANO amin'ny LELANY dia alefa MODY avokoa. 300 ISA sisa no tavela.

✋Ny hevitr'ilay MISOTRO RANO TOY NY AMBOA : mirangorango be, mifikitra be, noana be, misarangotra MAFY fa zara aza nahita rano. IZANY HOE : izay mifikitra MAFY amin'ny zavatra omen'Andriamanitra dia tsy afaka ny HANDEHA LAVITRA miaraka Aminy, satria tamàna eo dia tsy sahy MANDROSO miaraka Aminy.

❗Andriamanitra nefa dia ANDRIAMANITRY NY fiovàna. Isaky ny mitady ho tamàna amin-javatra, amina toerana, na amina fomba fiasany manokana ianao dia : ITONDRANY FIOVANA tampoka. Ny antony dia tsotra : FITAIZANA fo mba tsy hiankina mandrakizay amina toe-javatra fa AMINY irery ihany.

✋MIRANGORANGO mamikitra be satria eto ihany no tena misy VOLA, iny ihany no tena mba NAHAVELONA, dia itondran'Andriamanitra fiovàna tampoka dia MIVADIKA ATIDOHA satria tany ilay andriamanitra kely. Mila TADIDIANA nefa fa : ny FAMATSIAN'Andriamanitra rehetra dia FOMBA ANANKIRAY anatin'ny maro, fa tokana ihany ny MPAMATSY anao : ny tànany, saingy ny FOMBA ISEHOAN'izany ovaovainy matetika mba tsy IFIKIRANAO any mandrakizay fa amin'ny tànany ihany.

Ary TADIDIO fa rehefa mitondra fiovàna Andriamanitra dia ho amina FIHITARANA foana, ho amina TANY LEHIBE kokoa foana. Rehefa MANOME kosa nefa Izy dia tsy miteny hoe : AORENO eo ny fonao fa RAISO fotsiny hoy Izy, satria ho avy indray ny fotoana ilazàny hoe : MIOVA indray.

✋Nalain'Andriamanitra TAMPOKA ilay asa na asain'Andriamanitra MANDEHA dia misalasala be : Ka ilay KARAMA ahoana? Ahoana ny FIAINAKO? Fa dia mbola hoy ny Tompo hoe : MANDEHANA ... satria izao tontolo izao no manome LANJA be ny vola, IO IHANY mantsy no harena ambony indrindra fantany ... saingy toa MANAMBANY ny fanjakan'Andriamanitra?

OMENY izany ary omeny mihoatra noho ny teo aloha foana ianao. SAINGY mbola misy LAFO NOHO NY VOLA : révélation, fahendrena, Andriamanitra manome fahitam-pitia, Andriamanitra mampiasa olona, Andriamanitra manome FAHEFANA sy influence ary osotra, Andriamanitra manao làlana, Andriamanitra manome fahatakarana, Andriamanitra manome VONINAHITRA, sns.

NOHO IZANY : Rehefa MIHETSIKA Izy dia mietseha. TADIDIO fa tsy eo ihany no misy RANO, fa any amin'izay misy Azy dia misy mihoatra lavitra.

"Ary hoy Jehovah : Izay rehetra MILELAKA ny rano tahaky ny filelaky ny amboa dia atokàny" Mpitsara 7:5

05/06/2026
En semble tsara kely Mp prix 😍
20/05/2026

En semble tsara kely
Mp prix 😍

Body tsara kely Mp prix 🥰
19/05/2026

Body tsara kely
Mp prix 🥰

Robe afaka etina @ Patekosta aa Mp vite 🥰
19/05/2026

Robe afaka etina @ Patekosta aa
Mp vite 🥰

Robe prés cours stylé Taille   S M LMp prix 🥰
17/05/2026

Robe prés cours stylé
Taille S M L
Mp prix 🥰

En semble pataloha tsara kely Mp commande 😍
17/05/2026

En semble pataloha tsara kely
Mp commande 😍

Address

Morafeno
Maevatanana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ella boutique mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share