Raozy beauty.

Raozy beauty. Vente de bijoux inoxydable, accessoires et vêtements à Tana et à Majunga
📍Salon de beauté à Majunga

PROMOTION VACANCES ato amin’ny Raozy beauty Majunga fa araraoty anh 🔥 Tsy mihoatra ny 15.000Ar:👉🏽ny brushing, ary atao f...
23/07/2026

PROMOTION VACANCES ato amin’ny Raozy beauty Majunga fa araraoty anh 🔥
Tsy mihoatra ny 15.000Ar:
👉🏽ny brushing, ary atao finition steampod (na lava tahaka ny inona ara ny volonao) NA
👉🏽ny pose faux ongles miampy pose vernis permanent au choix
Misokatra tsy ankiato 8h-17h30 izahay fa tongava daholo eh😍

📍Toerana ahitana ny salon: Arrêt bus bazary be Majunga, ampitan’ny assurance Ny Havana.

Ity ilay nandrasanareoPROMOTION BE ato amin’ny Raozy beauty Majunga ny 13 sy 14 février 🔥 Tsy mihoatra ny 15.000Ar:👉🏽ny ...
12/02/2026

Ity ilay nandrasanareo
PROMOTION BE ato amin’ny Raozy beauty Majunga ny 13 sy 14 février 🔥
Tsy mihoatra ny 15.000Ar:
👉🏽ny brushing, ary atao finition steampod (na lava tahaka ny inona ara ny volonao) NA
👉🏽ny pose faux ongles miampy pose vernis permanent au choix
Misokatra tsy ankiato 8h-17h30 izahay fa tongava daholo eh😍 sady misy idée cadeau Saint Valentin maro ao aminay: sac, collier, boucles d’oreilles sns

📍Toerana ahitana ny salon: Arrêt bus bazary be Majunga, ampitan’ny assurance Ny Havana.

Address

Antananarivo Et Mahajanga
Mahajanga

Telephone

+261384339252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raozy beauty. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share