Sinaï Store MDG

Sinaï Store MDG 🇲🇬

🎉HIGHLIGHTER 🎉✨Tonga ny fitaovana tena alain'ny mpianatra sy mpiasa .✅4 couleurs be izao : Jaune, orange, rose, et vert ...
13/08/2026

🎉HIGHLIGHTER 🎉

✨Tonga ny fitaovana tena alain'ny mpianatra sy mpiasa .
✅4 couleurs be izao : Jaune, orange, rose, et vert .
✅Ataovy miloko sy milamina ny fianaranao miaraka amin'ny HIGHLIGHTER

✅Aiza no hahitana azy ?
👉🏼Antananarivo sy Mahajanga

✅ Vidiny mirary ( mora nefa mahasoa )

12/08/2026

Salama daholo eh 👋🏼
Ho avy ny arrivage fa aza Miala alavitra an 🥰

🚨🔥🔥Tovolahy iray tokony ho eo amin'ny 25 taona teo maty voatsindron'antsy. Raha ny vaovao azo tamin'ny manodidina dia ga...
30/06/2026

🚨🔥🔥Tovolahy iray tokony ho eo amin'ny 25 taona teo maty voatsindron'antsy. Raha ny vaovao azo tamin'ny manodidina dia gardien'ny Aceem Marohoho izy ary mpiara-miasa aminy ihany no navan-doza ka lasa nitsoka avy eo. Nipotsaka ny tsinainy!
📸sary indrana

15/06/2026
❌FIL DENTAIRE ( 50 pièces) ❌ 🎉Inona moa ny asan'izy ito ? ✅Manala Ilay loto tavela @ sisin'ny Nify ✅Misoroka Carrie ✅Mah...
15/06/2026

❌FIL DENTAIRE ( 50 pièces) ❌

🎉Inona moa ny asan'izy ito ?
✅Manala Ilay loto tavela @ sisin'ny Nify
✅Misoroka Carrie
✅Mahasitrana Gencive
🎉Mety @ Rehetra
🎉mora ampiasaina

⚡Prix: 10.000 Ar
⚡Dispo de suite
⚡Livraison partout à Madagascar

15/05/2026

👋🏼👋🏼👋🏼👋🏼

Prix bojo fa aza tara 🎉 pack article bébé hatrany ✅🥰
23/03/2026

Prix bojo fa aza tara 🎉 pack article bébé hatrany ✅🥰

Robe sy ensemble ho An'ny ankizy Indray ny arrivage tsika manaraka an 😍 Safidio Malaky sao tara 🥰🥰🥰🥰
19/03/2026

Robe sy ensemble ho An'ny ankizy Indray ny arrivage tsika manaraka an 😍

Safidio Malaky sao tara 🥰🥰🥰🥰

❌ Arrivage Kapa 2.500 Ar sy 3.000 Ar ❌ Kapa misy An'ny ankizy sy olondehibe 👉🏼Pointure : 31 hatramin'ny 40 👉🏼Ireo daholo...
17/03/2026

❌ Arrivage Kapa 2.500 Ar sy 3.000 Ar ❌ Kapa misy An'ny ankizy sy olondehibe
👉🏼Pointure : 31 hatramin'ny 40
👉🏼Ireo daholo ny couleurs disponible
👉🏼Manao livraison izahay ☺️

Address

Antananarivo
Mahajanga
101401

Telephone

+261342161241

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sinaï Store MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share