26/09/2022
Misokatra ny club d'anglais ho antsika eto Marovoay, izay hatao ao amin'ny Lycée Ambohiba isaky ny Alarobia sy ny Sabotsy hariva amin'ny 3ora sy sasany.
NB:
- tsy hanavahana olona na niveau d'etude, fa mety daholo🤗
-tsy hanavana ecole, izany hoe, na mianatra amin'ny CEG na LTP, na PRIVÉ dia mety miditra ho membre avokoa☺️
-ary indrindry tsy misy lohavola fa bôjo, 0ar ny inscription et 0ar ny ecolage 💵 🚫
TONGAVA MARO‼️.