RuD Company M/Car

RuD Company M/Car ''JIBILY'' ....''MOJANGA 401''

FONDATEUR :Ja Den

Vente en ligne....

🔥 Ayooooo 🔥Ito no marque voalohany nivokarin'ny RuD Company Madagascar nandritran'ny... taona zay ☺️.Efa ho avy ny anniv...
15/09/2026

🔥 Ayooooo 🔥
Ito no marque voalohany nivokarin'ny RuD Company Madagascar nandritran'ny... taona zay ☺️.Efa ho avy ny anniversaire RuD Company ka faly izahay mamerina ary manatsara ny zavatra misy ato

'' T-shirt JIBILY ''

✅ Prix 30.000ar
✅ Dispo toute tailles et couleurs
✅ Tissu : Vrai coton et haute qualité
✅ Iray andro dia vita

❌ Tsy misy tonga dia vonona fa sur commande ❌
Rehefa manao commande dia misy ❌ Avance ❌

Toerana : Mahajanga fa afaka mandefa@faritra hafa

Mankasitraka ooo ☺️!

15/09/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Ho anareo fikambanana,olon-tsotra,école,....Izahay tompoko dia afaka mandray commande

✅ T-shirt (personnalisé, fikambanana,...)
✅ Survêtement
✅Polo
✅ Casquette

Fa indrindra mo ny marque izay vokarinay toy ny ''T-shirt JIBILY '' ary ny ''T-shirt MOJANGA 401,40...''

Midira mp Ja Den tompoko raha mila fanazavana fanampiny ✨

🔥 AYOOOOO MAJUNGA 🔥COLLECTION VAOVAO BE - "ZAH MPANJAKA" 👑T-shirt Haute Qualité, VRAI COTON 100% - prix mora be fa kalit...
11/09/2026

🔥 AYOOOOO MAJUNGA 🔥

COLLECTION VAOVAO BE - "ZAH MPANJAKA" 👑

T-shirt Haute Qualité, VRAI COTON 100% - prix mora be fa kalitao tsara! 💯

30.000ar

✅ Misy TAILLE rehetra (M, L, XL, XXL)
✅ Misy COULEUR rehetra ilainao - Mena, Mainty, Fotsy, sns...
✅ Commande 1 JOUR ihany dia VITA ⚡

📌 SUR COMMANDE - Manome avance kely fotsiny rehefa manao commande

📍 Toerana: Eto Mahajanga
🚚 Afaka mandefa @ FARITRA rehetra

👉 MP na Commentaire "MPANJAKA" raha liana

🔥Ayooooo 🔥🔥 T-SHIRT MAJUNGA 401 🔥💰 Prix :👉 T-shirt fotsiny : 30.000 Ar👉 T-shirt + Casquette : 47.000 Ar📦 SUR COMMANDE IH...
05/09/2026

🔥Ayooooo 🔥

🔥 T-SHIRT MAJUNGA 401 🔥

💰 Prix :
👉 T-shirt fotsiny : 30.000 Ar
👉 T-shirt + Casquette : 47.000 Ar

📦 SUR COMMANDE IHANY - TSY MISY STOCK VONONA
Manome avance rehefa manao commande tompoko.

Misy taille rehetra : S, M, L, XL, XXL
Couleur maro isafidianana!

📍 Mahajanga - Mandefa any amin'ny faritra
📩 Midira MP zao na antsoy : 037 56 125 71

Tonga dia commande tompoko fa maro be ny efa namandrika! 👊

AYOOOO MAJUNGA 🔥MOJANGA tanana tsara, zahay koa misiky tsara ✨Vaovao be avy amin'ny RuD Company 👕🔥 T-SHIRT + Casquette M...
05/09/2026

AYOOOO MAJUNGA 🔥
MOJANGA tanana tsara, zahay koa misiky tsara ✨

Vaovao be avy amin'ny RuD Company 👕

🔥 T-SHIRT + Casquette MOJANGA 401 🔥
✅ Tissu: 100% Coton - Haute Qualité, tsy mampafana
✅ Prix: 47.000 Ar ihany!
✅ Taille: S - M - L - XL - XXL
✅ Couleur:
XXL: Blanc, Noir, Bleu Marine, Vert
XL: Blanc, Noir, Rouge, Vert...
L, M, S: MISY JIABY ny couleur ✨

📍 Toerana: Mahajanga
⛔ N.B: Sur Commande + Avance ⛔

Aza tara, stock limité!
Midira MP ary na antsoy izahay izao 👇

#

01/09/2026

❌ Filazana ❌
Azafady indrindra tampoko fa izahay tsy manana revendeur akotrany @ ČÏah Friperies Majunga, Nÿh Antsæ , Ja Den .
Mpisoloky izay olona mivarotra ''Mojanga 401'' akotran'ireo olona niteneniko ambony ireo.

Eto aho dia miala tsiny fa ho toriko ianareo izay mbola tratranay manao copie ny zavatra amidinay ato RuD Company M/Car .

❌Maromaro anareo hitako any fa fafao pub nareo ❌

⛔VAKIO TSARA VAO MIDITRA MP ⛔🔥 T-SHIRT MAJUNGA 401 🔥💰 Prix :👉 T-shirt fotsiny : 30.000 Ar👉 T-shirt + Casquette : 47.000 ...
28/08/2026

⛔VAKIO TSARA VAO MIDITRA MP ⛔

🔥 T-SHIRT MAJUNGA 401 🔥

💰 Prix :
👉 T-shirt fotsiny : 30.000 Ar
👉 T-shirt + Casquette : 47.000 Ar

📦 SUR COMMANDE IHANY - TSY MISY STOCK VONONA
Manome avance rehefa manao commande tompoko.

Misy taille rehetra : S, M, L, XL, XXL
Couleur maro isafidianana!

📍 Mahajanga - Mandefa any amin'ny faritra
📩 Midira MP zao na antsoy : 037 56 125 71

Tonga dia commande tompoko fa maro be ny efa namandrika! 👊

🔥 Ayoooooo 🔥  fidiran'ny mpianatra izao dia faly izahay mampafantatra anareo mpanjifa 😊....Fa afaka manao personnalisati...
18/08/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
fidiran'ny mpianatra izao dia faly izahay mampafantatra anareo mpanjifa 😊....

Fa afaka manao personnalisation izahay 😉
🔶Courde
🔶 Casquette
🔶 porte clé
🔶 trousse
🔶 Cartable
🔶 T-shirt

Andesinareo aty aminay ireo dia izahay no mametaka ny sary na soratra izay tinareo atao aminy ,vidiny mirary ary zakany rehetra ☺️...

Aza misalasala ary midira mp Ja Den na Nÿh Antsæ na RuD Company

Toerana : Mahajanga fa afaka mandefa @ faritra rehetra 🚌

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RuD Company M/Car posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share