ID Carrelage Majunga

ID Carrelage Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ID Carrelage Majunga, Retail Company, Tsaramandroso Ambany En face 5 étages, Mahajanga.

Ianao ilay mandany firy minitra ao amin'ny toilette? 🙈😅Raha ianao ilay tamana sy lany fotoana maharitra ao amin'ny Wc di...
21/01/2026

Ianao ilay mandany firy minitra ao amin'ny toilette? 🙈😅

Raha ianao ilay tamana sy lany fotoana maharitra ao amin'ny Wc dia natao ho anao mihintsy ity tolotra ity 😉

Ataovy madio, asio design mahafinaritra ilay toerana. Ity misy Chaise Anglaise na koa Wc Anglaise azonao ampiasaina. Confortable be, maodely vaovao be ary tena fotsy manjopiaka 😍

Ety amin'ny Magasin ID CARRELAGE no ahitanao azy.

Adiresy :
👉 En face 5 étages
👉 Tsaramandroso, Mahajanga

CARREAUX VAOVAO BEAraraoty fa ireto ilay carrelage de qualité  ho an'izay mila manao trano oh 🤗🛑Mila carreaux tsara desi...
08/11/2025

CARREAUX VAOVAO BE

Araraoty fa ireto ilay carrelage de qualité ho an'izay mila manao trano oh 🤗🛑

Mila carreaux tsara design anefa mateza sy mora

👉60 x 60 cm
👉04 pièces par Carton = 1, 44 m²

⚠️ Aza tara fa be mpaka be izy ity an 🏃‍♂️🏃‍♀️

📍 ID CARRELAGE – En face 5 étages 🏢 Tsaramandroso
📩 Alefaso amin’ny MP ny commande
📞 Na antsoy ireto laharana ireto :
📲 +261 32 05 021 53 / +261 34 05 021 53

Mikasa ny hanamboatra WC ?Afaka ataonao manara-damaody ihany koa anie ny ao amin'ny trano fivoahana eh ! Tsy vitan'izay ...
07/10/2025

Mikasa ny hanamboatra WC ?
Afaka ataonao manara-damaody ihany koa anie ny ao amin'ny trano fivoahana eh ! Tsy vitan'izay fa mbola mora karakaraina ihany koa izy ireto :
👉WC chaise anglaise Horizontale
👉WC chaise anglaise verticale
👉 WC turque

🔰 Makanesa ary ety amin'ny ID CARRELAGE ampitan'ny 5 étages Mahajanga raha tianao ny hanana azy.

📢📢ARRIVAGE ARRIVAGE 📢📢💡 Somary voafetra ny budget anefa te hanavao trano ve ianao ?Tsy mila mandany be vao mahazo tsara ...
04/10/2025

📢📢ARRIVAGE ARRIVAGE 📢📢

💡 Somary voafetra ny budget anefa te hanavao trano ve ianao ?
Tsy mila mandany be vao mahazo tsara e 😉

👉 Ity no solution :
🧱 Carrelage 30 x 30 cm
📦 11 pièces / Carton = 1 m²

⚠️ Stock voafetra be fa araraoty dieny izao ! 🏃‍♂️🏃‍♀️

📍 ID CARRELAGE en face 5 étages Mahajanga
📩 Alefaso amin’ny MP ny commande
📞 Na antsoy ireto laharana ireto :
📲 +261 32 05 021 53 / +261 34 05 021 53

Hatsarao amin’ny ireto carreaux ireto ny salon mba hafinaritra ny endriny e! 🥰Afaka misafidy izay modèle tianao amin’ire...
11/03/2025

Hatsarao amin’ny ireto carreaux ireto ny salon mba hafinaritra ny endriny e! 🥰

Afaka misafidy izay modèle tianao amin’ireto ianao an! 😊💯

𝐂𝐚𝐫𝐫𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐢𝐠𝐢𝐭𝐚𝐥
𝟔𝟎𝐱𝟔𝟎cm = 𝟎𝟒 𝐩𝐢𝐞̀𝐜𝐞𝐬 = 𝟏,44𝐦² =𝟏 𝐜𝐚𝐫𝐭𝐨𝐧
12𝟎𝐱𝟔𝟎cm = 𝟎2 𝐩𝐢𝐞̀𝐜𝐞𝐬 = 𝟏,44𝐦² =𝟏 𝐜𝐚𝐫𝐭𝐨𝐧

Alefao ny commande o! 🙂👌

☎+261 32 05 021 53 / +261 34 05 021 53
📍 Tsaramandroso, en face 5 étages. Mahajanga

Mbola nisy tsy nahazo ve❓Aza tara soa lasan'olona ilay tokony ho anao𝐂𝐚𝐫𝐫𝐞𝐚𝐮𝐱 tsara be 𝑑𝑖𝑔𝑖𝑡𝑎𝑙 𝑣𝑖𝑡𝑟𝑖𝑓𝑖𝑒́🤩👉𝟲𝟬𝘅𝟲𝟬 = 𝟭 𝗰𝗮𝗿𝘁...
30/01/2025

Mbola nisy tsy nahazo ve❓

Aza tara soa lasan'olona ilay tokony ho anao

𝐂𝐚𝐫𝐫𝐞𝐚𝐮𝐱 tsara be 𝑑𝑖𝑔𝑖𝑡𝑎𝑙 𝑣𝑖𝑡𝑟𝑖𝑓𝑖𝑒́🤩
👉𝟲𝟬𝘅𝟲𝟬 = 𝟭 𝗰𝗮𝗿𝘁𝗼𝗻=𝟬𝟰 𝗣𝗖𝗦= 𝟭,𝟰𝟰𝗺²= 𝟲5.𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿
Modèles maro kely isankarazany indray no atolotra anareo!!!
Misy 𝐜𝐚𝐫𝐫𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐢𝐠𝐢𝐭𝐚𝐥 𝐯𝐢𝐭𝐫𝐢𝐟𝐢𝐞́ 𝐞𝐭 𝐦𝐚𝐭 maromaro afaka isafidiananareo tsara.

Tandremo sao tara fa efa vitsivitsy sisa annnnnn!!!

📍En face 5 étages, Mahajanga

📢📢 PROMOTION 📢📢CARREAUX SOL 40X40 indray no efa tonga ato 😍Aza tara misafidy izany fa mbola tsy izy rehetra io 😃 mitongà...
20/01/2025

📢📢 PROMOTION 📢📢
CARREAUX SOL 40X40 indray no efa tonga ato 😍
Aza tara misafidy izany fa mbola tsy izy rehetra io 😃 mitongàva mivantana aty amin'ny magasin ID Carrelage Majunga 📌
❌️❌️ STOCK LIMITÉ ❌️❌️
📌 En face 5 étage

Entana vaovao be vao tonga!Carreaux tsara tarehyJereo kely anie eh ! Tandremo sao tsy hahatratra amin’ity carreaux tsara...
16/01/2025

Entana vaovao be vao tonga!
Carreaux tsara tarehy

Jereo kely anie eh ! Tandremo sao tsy hahatratra amin’ity carreaux tsara be ity indray.

Arrivage

40x40 digital vitrifié
✅ 07 pièces = 1.12m² = 42.000ar

Plafond PVC
04m x 20cm

Tena mora be. Ataovy malaky ary ny commande eh.

⚠️034 05 021 53 / 032 05 021 53
📍En face 5 étage, tsaramandroso

Mifalia ry sakaiza fa nahazo taom-baovao !Faly miarahaba anareo izahay tratra ity taona vaovao 2025 ity👌Ho 2025 feno fit...
16/01/2025

Mifalia ry sakaiza fa nahazo taom-baovao !

Faly miarahaba anareo izahay tratra ity taona vaovao 2025 ity👌

Ho 2025 feno fitahiana , 2025 feno fahasoavana ary 2025 fahombiazana ho antsika rehetra anie izy ity🤩 ary hahatanterahan’ny nofinofinareo rehetra

Mirary fety sambatra tompoko🤗

#

📢📢 ARRIVAGE 📢📢CARREAUX SOL 30X30 indray no efa tonga ato 😍Aza tara misafidy izany fa mbola tsy izy rehetra io 😃 mitongàv...
06/09/2024

📢📢 ARRIVAGE 📢📢
CARREAUX SOL 30X30 indray no efa tonga ato 😍
Aza tara misafidy izany fa mbola tsy izy rehetra io 😃 mitongàva mivantana aty amin'ny magasin ID Carrelage Majunga 📌
❌️❌️ STOCK LIMITÉ ❌️❌️
📌 En face 5 étage

Address

Tsaramandroso Ambany En Face 5 étages
Mahajanga

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ID Carrelage Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category