A 'art-LIBANONA-Confection

A 'art-LIBANONA-Confection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from A 'art-LIBANONA-Confection, Shopping & retail, Ambalavato, Mahajanga.

👕 Ar’t Libanona Confection Mahajanga  Mandray commande amin’ny karazana akanjo rehetra izahay:  - Blouse  - Tenue de spo...
05/06/2026

👕 Ar’t Libanona Confection Mahajanga
Mandray commande amin’ny karazana akanjo rehetra izahay:
- Blouse
- Tenue de sport
- Tee-shirt
- Polo
- Survêtement
- Maillot
- Casquette
- Gilet

📏 Afaka atao ihany koa ny refy sur mesure ho an’izay mila akanjo mifanaraka tsara amin’ny vatana.

🎓 Ho an’ny Mpianatra, Sekoly, Fikambanana, Hôpital... sns, dia vonona izahay.

🎁 Tsy hadino ny cadeau personnalisé:
- Mug personnalisé
- Photo PVC
- Tee-shirt personnalisé

📞 Antsoy: 034 68 733 05
📱 WhatsApp: 034 93 866 15

Mbola mandray commande ny samedi avant 9h maraina ✨  Raha maniry hanao fanomezana ho an’i Neny amin’ny 31 Mai 2026 dia a...
29/05/2026

Mbola mandray commande ny samedi avant 9h maraina ✨
Raha maniry hanao fanomezana ho an’i Neny amin’ny 31 Mai 2026 dia azo atao ny misafidy:

- Mug personnalisé ☕ — Afaka asiana sary na hafatra manokana.
- Tee-shirt personnalisé 👕 — Afaka atao print misy teny fitiavana na sary manokana.

📞 Contact : 034 68 733 05

💝 Ireo fanomezana manokana ireo dia mety hahafaly an’i Neny amin’ny andro manokana ho azy 🌹😊

15/05/2026

👇 “Iza no mbola tsy manana idée cadeau🎁 fête des Mères? Jereo ao @ premier commentaire…” 👇

11/05/2026
💐 Promo be ho an’ny Fête des Mères!  📸 Ovaina ny sary araka ny safidinao.  🔥 Ataovy commande dieny izao fa ho faly be ny...
09/05/2026

💐 Promo be ho an’ny Fête des Mères!
📸 Ovaina ny sary araka ny safidinao.
🔥 Ataovy commande dieny izao fa ho faly be ny reny

❤️❤️❤️❤️❤️❤️👇👇👇
07/05/2026

❤️❤️❤️❤️❤️❤️👇👇👇

🌺 Tsy manavaka izahay, afaka miresaka mivantana ao amin'ny Mp na miantso anay 📞.  Vonona hiara-miasa amin'ny rehetra iza...
06/05/2026

🌺 Tsy manavaka izahay, afaka miresaka mivantana ao amin'ny Mp na miantso anay 📞.
Vonona hiara-miasa amin'ny rehetra izahay 🤝✨.

👉 Raha mila fifandraisana haingana dia antsoy:
📱 034 68 733 05 / 032 57 914 57

🌸 Tena ho gaga be i Neny raha mahazo an’ireto fanomezana manokana ireto!  🌹 Sary amin’ny PVC – fanomezana miavaka ho an’...
05/05/2026

🌸 Tena ho gaga be i Neny raha mahazo an’ireto fanomezana manokana ireto!

🌹 Sary amin’ny PVC – fanomezana miavaka ho an’ny Fête des Mères!
🎁 Afaka manao commande izao – omeo fanomezana tsy hay hadinoina ho an’i Neny malalanao!

📐 Formats: 20×30, 30×40, 35×50, 60×40, 50×60, 60×80 cm
🚨 Fête des Mères 2026 – Tee-shirt & Mug Personnalisé 🚨
💖 Aza atao mahazatra ny fanomezanao, ataovy miavaka sy manaitaitra!

👕 Tee-shirt misy anarana, hafatra manokana, na sary araka ny safidinao.
☕ Mug personnalisé ho fanomezana manokana sy feno fitiavana.

🎁 Fanomezana tsy ho hadinoina ho an’ny reny tianao indrindra!

Address

Ambalavato
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A 'art-LIBANONA-Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share