30/08/2026
Apetraka amintsika safidy?
Ndao ary zay hitantsika fa tena mendrika ho atao logo FRUIT TRANS ALCO na logo N° 1 na N° 2
Na ianao zay efa mpanjifa Produits ntsika (Betsa Sakoana 🥭) na mbola spectateurs na dégustateurs fa lazao 👎 Zay mety aminao
Ho lazaiko eto mpamorona zay lanin'ny maro eto
72h no isafidianantsika azy 👏