13/05/2026
Salama harivariva ô😊. Haneo anareo ny commande vita indray ô! Misaotra hatrany ho an'ireo izay efa nametraka firokisana taminay tompoko🥰.
D aza misalasala ny miantso avy hatrany amin'ny 034409308 na mandefa hafatra miafina raha te hanao commande tompoko🤗😊.