Artinah Mode

Artinah Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Artinah Mode, Mahajanga.

Abonnez-vous 🥹✅
23/01/2026

Abonnez-vous 🥹✅

Bonjour👋🏻 ❌FRAIS DE RETRAIT❌
Ndao resahana kely ny momba azy ity e🤗 aza adino mi'suivre sy manasa ny namana hanaraka ny pejy🫶🏻

Rehefa mandefa vola amin’ny Mobile Money, misy sarany alain’ny opérateur (Telma, Orange, Airtel…) rehefa misintona vola.
Izany no antsoina hoe frais de retrait.

⚠️ Tsy anay io frais io, fa sarany ofisialy apetraky ny réseau. Ka ra tsy ampinareo frais de retrait ilay vola dia lasa banga indray ilay vola kely tokony mba ho anay🥹

Izahay kosa dia mandray fotsiny ny vola nalefanareo.

Mba hisorohana ny tsy fifankahazoana, dia tsara raha ampiana frais de retrait foana rehefa manao paiement.✅
Merci pour votre compréhension 🙏🤍

Fantaro ary fa tsy diso safidy ianao✅inviteo ny namana hanaraka ny page Artinah Mdg
18/01/2026

Fantaro ary fa tsy diso safidy ianao✅
inviteo ny namana hanaraka ny page Artinah Mdg

Midira mp am Artinah Mdg  izay hano commande tompokocontact : 0382934401
17/01/2026

Midira mp am Artinah Mdg izay hano commande tompoko
contact : 0382934401

Ato ny arrivage ry  fans sy follower malala a❤️Ao amin'i Artinah Mdg isika manao commande fa misy olana ity page iray it...
13/01/2026

Ato ny arrivage ry fans sy follower malala a❤️
Ao amin'i Artinah Mdg isika manao commande fa misy olana ity page iray ity🥹

Bonne année  fansAverina hatrany fa ato isika manao commande an🥰
09/01/2026

Bonne année fans
Averina hatrany fa ato isika manao commande an🥰

Bonjour à tous👋🏻
Zay isika vao tafaverina😅 bonne année daholo aloha🥰
Mandray commande bijoux inoxydable rehetra❤️
Mirary soa daholo🍹

🍒🍒❤️Ato isika manao commande aki neny a🥰
27/12/2025

🍒🍒❤️
Ato isika manao commande aki neny a🥰

Coucou👋🏻 reto kie ny collier Cerise 🍒 manjakely a
Livraison Tanà et Province 🇲🇬

Coucou les manja🥰 ato isika manao commande aloha an❤️✅ Artinah Mdg
22/12/2025

Coucou les manja🥰 ato isika manao commande aloha an❤️✅ Artinah Mdg

Salama tompoko👋🏻 ato aloha isika manao commande fa tsy mety misokatra ny mp amin'ity page ity dia aza adino m'abonner 🙏🏻...
19/12/2025

Salama tompoko👋🏻 ato aloha isika manao commande fa tsy mety misokatra ny mp amin'ity page ity dia aza adino m'abonner 🙏🏻 merciii,🥰😘

Coucou👋🏻 tsy misokatra ny mp @ Artinah Mode fa ato aloha isika manao commande🥺🙏🏻 inviteo ny namanao hanaraka ny pejy🙏🏻 misaotra amin'ny fiaraha miasa tompoko 🤗

Montre class et tendance VRAI INOXYDABLE ✅ PRIX: 35000ar ( 32000ar si +6 pieces)Livraison Tanà et Province 🇲🇬 Mp direct ...
18/12/2025

Montre class et tendance VRAI INOXYDABLE ✅
PRIX: 35000ar ( 32000ar si +6 pieces)
Livraison Tanà et Province 🇲🇬
Mp direct pour confirmation commande🫶🏻

Joyeux anniversaire à moi🎂❤️ Misaotra anareo teo foana nanohana fa mamiko be nareo🥺🥰 indrindra moa ilay any am province ...
17/12/2025

Joyeux anniversaire à moi🎂❤️ Misaotra anareo teo foana nanohana fa mamiko be nareo🥺🥰 indrindra moa ilay any am province reny💕
Dia mbola ho eto foana aho hifampizara izay mahasoa eto isika🥰

Hello 👋🏻 Alahady mahafinaritra💕Ireto aloha ny bracelet ho an'izay liana e🥰 manja be daholo sady ny fety efa akaiky an🫠Li...
07/12/2025

Hello 👋🏻 Alahady mahafinaritra💕
Ireto aloha ny bracelet ho an'izay liana e🥰 manja be daholo sady ny fety efa akaiky an🫠
Livraison Tanà Province 🇲🇬
Inviteo ny namana hanaraka ny pejintsika❤️✅

06/12/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! An Naelle, Eli Nah, Ny Aina Hajamalala, Arvonjy Ranjanirina ❤️❤️❤️❤️

Address

Mahajanga
101

Telephone

+261328820283

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Artinah Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share