Cie Mode

Cie Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cie Mode, Shopping & retail, Bazary kely sotema, Mahajanga.

Ventes des articles pour Femme et enfants
🌿Friperie Premier Choix
🌿Articles Importés ( DUBAÏ , SHEIN )
🌿Robe Confection
Etc...

🍁Livraison Majunga/ Province

☎️034 09 273 41 / 032 41 357 11

28/02/2025

Bonsoir Daholo 🥰

Efa tapitra ny lalao antsika aa!!
Androany ny fisarihana ka indro Ary ny valiny 🤗
Arabaina i Fanomezan'ny Avo fa izy no nahazo ny loka 🥳
Manasa anao hiditra MP tompoko 😊

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia aza manahy fa Mbola hisy lalao foana eto azahona loka fa aza miala lavitra 😘
Aza adino jeu d'interaction fa misy foana , mazoto manao partage sy manao commentaires 🤗

🍁 ARRIVAGE 🍁 🍀 CHAUSSURES POUR PETITE FILLE 🍁Chaussez votre fille avec des chaussures enfant de qualité et à la pointe d...
26/02/2025

🍁 ARRIVAGE 🍁
🍀 CHAUSSURES POUR PETITE FILLE

🍁Chaussez votre fille avec des chaussures enfant de qualité et à la pointe de la mode.

✔️N'hésitez pas à nous envoyer un Message Privé pour plus de détails ou appeler au 📞 034 09 273 41 / 032 41 357 11

Hellooo 🥰 🍁Te hisaotra anareo za androany, ho anareo izay nanao achat t@iny erinandro iny ❤️ Mankasitraka indrindra tomp...
25/02/2025

Hellooo 🥰

🍁Te hisaotra anareo za androany, ho anareo izay nanao achat t@iny erinandro iny ❤️ Mankasitraka indrindra tompoko nametraka fahatokisana sy nanjifa 🙏
🍁Hafapo daholo ianareo, dia aza manahy fa mihezaka foana aho manome izay tsara indrindra aty ho anareo mpanjifa 🥰🥰🥰

Aza adino fa misy tolotra tsara be ho anareo any ato , izay manao achats + de 100.000Ar dia GRATUIT ny frais de COLIS 🤗🤗

Dia misy jeux hazahona article mafatifaty Kely ao fa mazoto mandray anjara , asao namana fa Sao dia ianao no tsara vitana @28 ho AVY izao ❤️❤️ ity lien 👇
https://www.facebook.com/share/p/1BRZvnFQLe/

😘😘

Vaovao beeee 🥳🥳🥳Ho anareo rehetra any  🥰🥰🥰❌ IZAY ANY  KA MANAO ACHATS + 100.000AR DIA GRATUIT FRAIS DE COLIS ❌OUIII... G...
24/02/2025

Vaovao beeee 🥳🥳🥳

Ho anareo rehetra any 🥰🥰🥰

❌ IZAY ANY KA MANAO ACHATS + 100.000AR DIA GRATUIT FRAIS DE COLIS ❌

OUIII... GRATUIT 🤗🤗

Manomboka androany dia izay ny tolotra omena anareo any rehetra, na aiza na aiza 🥰

❌ SANS RÉSERVATION ❌ kosa anefa , azavaiko Kely 😊
Tsy hoe hangonina ato fa izay achat miaraka indray mandeha ihany 🤗

Je vous souhaite de passer une très bonne semaine à tous! 🥰🍁 Que cette nouvelle semaine soit remplie de succès, de souri...
24/02/2025

Je vous souhaite de passer une très bonne semaine à tous! 🥰

🍁 Que cette nouvelle semaine soit remplie de succès, de sourires et de santé. Prenez soin de vous et restez positifs !

les Abonnés 🤗

21/02/2025

Manana Déguisement afaka hanaovana super héros ohatrany Spider mainty ty za ato aaa 🤣🤣🤣 Na vavy Kely na lahy Kely Sady miaraka helatra manidina iny 🤣🤣

Isika rehetra dia nateraka hahaomby 🫶Mirary tontolo Andro mafinaritra hoan'Abonnés-ko rehetra 💐  😘😘
19/02/2025

Isika rehetra dia nateraka hahaomby 🫶
Mirary tontolo Andro mafinaritra hoan'Abonnés-ko rehetra 💐
😘😘

Trouvez votre déguisements avec ses petits accessoires, parfaits pour chaque occasion festive : Carnaval, Halloween, Ann...
18/02/2025

Trouvez votre déguisements avec ses petits accessoires, parfaits pour chaque occasion festive : Carnaval, Halloween, Anniversaire ou fêtes déguisées au meilleur prix 🥳🥳

🎭 Déguisement Importé avec emballages d'origine de bonne qualité
✅ Un de chaque Modèle est Disponible de suite à Majunga

Pour plus d'informations n'hésitez pas à nous envoyer un Message Privé ou bien appelez-nous au
☎️ 034 09 273 41 / 032 41 457 11

🌿 Bon shopping 🤗

Hello Hello 🥰Avokako aveo le déguisement 😍🍁Importé avec emballage d'origine de bonne qualitéMba omeo prix zakanareo hoe ...
18/02/2025

Hello Hello 🥰

Avokako aveo le déguisement 😍
🍁Importé avec emballage d'origine de bonne qualité

Mba omeo prix zakanareo hoe za 🤗

17/02/2025

Mafinaritra ahy mihintsy ity kilalao iray ity 😆
Dia variana eo Zahay mianakavy 🤣

🌿 Raha manana olona Kely nareo na dia Mbola tsy mahay miteny aza dia mety ity, manavery2 azy sy mahavariana azy eo, Mavita asa tsara tsika maman 🤗
Na efa miresaka b aza mo vo may tsara 🥰

🌵 Cactus intelligent
🌵 Mamerina feo, mandihy,mihira, mirehitra
🌵 Chargeable, efa misy câble miaraka aminy

🌵 25.000Ar 🌵

🍁 Disponible de suite eto Majunga mandefa rehetra ooo

Address

Bazary Kely Sotema
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 15:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cie Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share