Miady mafy

Miady mafy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miady mafy, Shopping & retail, Maro voay, Mahajanga.

21/02/2025

Zaraiko ihany aloha Hisy hitandremanao.

02/02/2025

TSIAMBARATELO.
Ho an'ireo trano izay tsy hialana tabataba sy ady lava ireny. Alaivo ny rano mandeha ataovy anaty tavohangy pilastika asio vato kely miaraka aminy.( Vatokely avy eny @ Ilay rano mandeha ihany )
Rehefa vita izany dia mandehana ianao mijery rano voahasina hafangaroy aminy.
Farany mijereva ianao ilay vola vy gasy izay misy sary lohan'omby telo eo aminy iny. Fonosina lamba miloko fotsy Ilay vola teo ary alatsaho ao anatin'ilay rano.
Afaka 3 andro dia mivavaka ianao , sady mamafy Ilay rano ao @ efitranonao.
Ka rehefa lany tanteraka ilay rano vao alainao ilay vola mifono lamba fosy iny dia fatsianao eo an-tokonam-baravaranao no miteny ianao hoe : MANDEHANA MIVERINA AMIN'IZAY TOERANA NIAVIANY NY RATSY REHETRA FA TSY NATAO HITOERANAO INTSONY NY ATO AN-TRANONAY ATO.
☘️ Mariako etoana fa mila midanadana daholo ny varavaranao aminio fotoana Io no aza asiana olona mipetraka mihitsy eo an-baravarana sao ahita loza izy.
Namana Gilberto offisialy

28/11/2024
28/11/2024

Address

Maro Voay
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miady mafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share