Zaka Jiaby

Zaka Jiaby Accessoires • Gadgets • Souvenirs
⚡Tout le fun shopping en un clic !⚡

🔥 Arrivage poketra ça va be ndray reto 🔥✅ Prix sur chaque photo 👉 Manao livraison eto
17/09/2025

🔥 Arrivage poketra ça va be ndray reto 🔥

✅ Prix sur chaque photo

👉 Manao livraison eto

Izany indray ary ny kavina tsara qualité nefa mora be ! ✨✅Acier inoxydable👉Prix : 7 000 AriaryManao livraison eto  Afaka...
17/09/2025

Izany indray ary ny kavina tsara qualité nefa mora be ! ✨
✅Acier inoxydable
👉Prix : 7 000 Ariary

Manao livraison eto
Afaka manao récupération ihany koa ianareo 😊

Manaso anao hiditra MP malaky ary 👌

30/08/2025

🔥RESULTAT Give Away - Zaka Jiaby
Arahabaina ho an'ireto mpandresintsika tamin'iny lalao voalohany iny ireto🎉

Manasa anareo mpandresy ary mba hiditra MP mba hahafahanareo mahazo ny lokanareo ✨
1- Kiala Sissi
2- Itia Maillé
3- Niu Rak

30/08/2025

Karakory jiaby e ✨!
Aza misaraka amin'ny pejy fa rahalina amin'ny 20H ilay tirage-tsika amin'ilay concours an 🎉🎉☺️

15/08/2025

🔥🔥Arrivage KIT ADAPTATEUR USB ity ô 😊
Aza tara ary e ✨

🔥 Coques pour iPhoneIreto indra ny coques pour iPhone ça va be ô 😊👉 iPhone 8 Plus👉 iPhone X / XS👉 iPhone 11 / 11 Pro👉 iP...
11/08/2025

🔥 Coques pour iPhone
Ireto indra ny coques pour iPhone ça va be ô 😊

👉 iPhone 8 Plus
👉 iPhone X / XS
👉 iPhone 11 / 11 Pro
👉 iPhone 12 / 12 Pro
👉 iPhone 13
👉 iPhone 14

🌟 𝘗𝘰𝘳𝘵𝘦-𝘤𝘭𝘦𝘧𝘴 𝘥𝘦 𝘴𝘱𝘰𝘳𝘵𝘴Mety tsara ho antsika tia sports ireo. Même natah isika tsy tia sports koa 😁. ✅Volleyball✅Footbal...
05/08/2025

🌟 𝘗𝘰𝘳𝘵𝘦-𝘤𝘭𝘦𝘧𝘴 𝘥𝘦 𝘴𝘱𝘰𝘳𝘵𝘴
Mety tsara ho antsika tia sports ireo. Même natah isika tsy tia sports koa 😁.

✅Volleyball
✅Football
✅Basketball

Prix : 𝟭𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 l'unité

📍 Disponible chez Zaka Jiaby Mahajanga

🎁 GIVE AWAY - 𝐙𝐚𝐤𝐚 𝐉𝐢𝐚𝐛𝐲 misôma🎁 Allô mba asiantsika SÔMA kely koa raha ty hein !!! ✨Ianao io 🫵, yawa ianao io mihitsy t...
01/08/2025

🎁 GIVE AWAY - 𝐙𝐚𝐤𝐚 𝐉𝐢𝐚𝐛𝐲 misôma🎁
Allô mba asiantsika SÔMA kely koa raha ty hein !!! ✨

Ianao io 🫵, yawa ianao io mihitsy teneniko zany 😁 !!
Mety hahazo loka ianao raha tsara vintana. Ké tsy aleonao mandray hanjara, sitrany ahay goûter ?? 🤑🤑🤑

👉 1er gagnant : 𝟮𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿
👉 2e gagnant : 𝟭𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿
👉 3e gagnant : 𝟱 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿

Toy izao ary ny fitsipika raha tia handray anjara ianao:

✅ J'aimé-na sy abonné-na ny page 𝐙𝐚𝐤𝐚 𝐉𝐢𝐚𝐛𝐲, capturéo ary ataovy ao amin'ny commentaire avy eo.
✅ Mentionéo eto ny namanao 5 mba handray anjara ihany koa
✅ Partagéo eo amin'ny mur-nao en mode public ity post ity

📅 Fin du jeu : 𝟮𝟵 𝗔𝗼û𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟱 à minuit
✨ Tirage au sors : 𝟯𝟬 𝗔𝗼û𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟱

🌟 𝕊𝕒𝕔 𝕓𝕒𝕟𝕒𝕟𝕖 𝕤𝕥𝕪𝕝𝕖́Afaka andesinao na aiza na aiza, mibalabala, miasa ... 😁✅Blanc✅NoirPrix : 𝟮𝟱 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 📍 Disponible chez...
01/08/2025

🌟 𝕊𝕒𝕔 𝕓𝕒𝕟𝕒𝕟𝕖 𝕤𝕥𝕪𝕝𝕖́
Afaka andesinao na aiza na aiza, mibalabala, miasa ... 😁

✅Blanc
✅Noir

Prix : 𝟮𝟱 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿

📍 Disponible chez Zaka Jiaby Mahajanga

🌟𝐵𝓇𝒶𝒸𝑒𝓁𝑒𝓉 𝒴𝒾𝓃 𝒴𝒶𝓃𝑔Mifameno tsara ianareo roa amin'ity 🥰🙈✅ En pierre✅ Avec des pendentifs Yin YangPrix : 𝟮𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 la pai...
01/08/2025

🌟𝐵𝓇𝒶𝒸𝑒𝓁𝑒𝓉 𝒴𝒾𝓃 𝒴𝒶𝓃𝑔
Mifameno tsara ianareo roa amin'ity 🥰🙈

✅ En pierre
✅ Avec des pendentifs Yin Yang

Prix : 𝟮𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 la paire

📍 Disponible chez Zaka Jiaby Mahajanga
Photos réelles hatrany ô ! 😉

🌟 ℂ𝕠𝕝𝕝𝕚𝕖𝕣 𝕡𝕣𝕚𝕤𝕞𝕖 𝕗𝕝𝕦𝕠𝕣𝕖𝕤𝕔𝕖𝕟𝕥✅Misy couleur maro azo hisafidianana 😊✅Mazava anaty maizina rehefa avy tarafin'ny hazavanaPr...
31/07/2025

🌟 ℂ𝕠𝕝𝕝𝕚𝕖𝕣 𝕡𝕣𝕚𝕤𝕞𝕖 𝕗𝕝𝕦𝕠𝕣𝕖𝕤𝕔𝕖𝕟𝕥

✅Misy couleur maro azo hisafidianana 😊
✅Mazava anaty maizina rehefa avy tarafin'ny hazavana

Prix : 𝟴 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 l'unité

🔥Offre spéciale : 𝟭𝟱 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 pour 2 colliers achetés

📍 Disponible à Mahajanga
Photos réelles hatrany ô ! 😉

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaka Jiaby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share