15/06/2026
🔥⚽ ARRIVAGE MAILLOT COUPE DU MONDE 2026 – SHOPPING BY DA’HAY ⚽🔥
📣 Shopping by DA’Hay dia manolotra anao maillot vaovao tonga maro ho an’ity Coupe du Monde ity !
Aza tara fa miomàna hanohana ny ekipanao ankafizinao 🇧🇷🇫🇷🇦🇷
👕 Maillot misy : Taille M sy L 💰 Vidiny : 25 000 Ar daholo 🚚
Livraison manerana an’i Madagasikara
✨ Afaka misafidy malalaka ny maillot tianao ianao
📩 Mifandraisa aminay dieny izao fa voafetra ny entana!
🔥 Aza adino, ataovy vonona ny tenanao ho an’ny Coupe du Monde 2026!