17/12/2025
Salama daholo tompoko 🥰
Hataontsika promotions be daholo ny finday rehetra ny Zoma izao ato amin'ny TRANOMBAROTRA Art'Mikalo mandritra ny fotoanan'ny Tsena eto Antanetibe Mahazaza
Aza tara ary fa mandritra ity fety ity ihany io an 🥰