11/03/2026
🔥 HEIII !!! ZA MPAY MAKA 🔥
💰 FANDOAVANA AMIN'NY MOBILE MONEY – ZA MPAY MAKA (MVola)
Mba hanamorana ny fividianana sy ny fandoavana entana ato aminay dia afaka mandoa amin'ny Mobile Money ianareo.
✅ MVola – Za mpay maka
🤝 Fiaraha-miasa miaraka amin'ny Yas Madagascar
📲 Tombony:
✔ Fandoavana haingana sy azo antoka
✔ Tsy mila mitondra vola cash
✔ Azo atao avy hatrany amin'ny téléphone
📱Misafidiana ny entana, dia Aloavy amin’ny M’VOLA
M'VOLA :✔️ tsotra
✔️Aingana
✔️Azo antoka
📩 Alefaso ary ny commande ee😘😘