Raha Soa

Raha Soa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Raha Soa, Shopping & retail, Mahitsy.

  ny tantarany I Anita Ilay vehivavy nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana  i Wiillis Ilay mpanakanto niasany teo al...
02/10/2025

ny tantarany I Anita Ilay vehivavy nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana i Wiillis Ilay mpanakanto niasany teo aloha

Anita Zik dia Viavy Nipetraka teto sambava , 35 eoeo raha tsy diso zaho, Mananjanaka Roa izy Ny iray mety eoeo 14 taona ary ny iray 10 taona eoeo izy dia namelontaigna nanokana teto sambava ary mivelona t'aminy sehatra mozika (Chanteuse) ary nanomboka t@ taona 2021 izy no niasa tato t@ Groupe Willis izay tantaniko ary nifarana t@ taona 2024 lasa teo , tao Fenerivo Est no nisaradia izahay mianadahy mianaka , izahay nody tany a Tananarivo izy kosa Nihazo tany Mananara satria izy ho izy mbola hampiasa vola hivarotra lamba sy Laoko maiky raha araka ny resaka nataony tamiko farany... Izy rahateo miantoka zaza mianatra (2)

👉Ka ho zah hoe : Anita eh, Aza magnahy fa ho raisiko antanana ny momba Écolage ny Zanakanao reo satria tsapako loatra ny cas misy zaza reo amizao fotoagna satria efa niaignako zany 😥
Tsy miala ato andohako ny teninao niteny hoe mifankatiava atsika ty sefo eh ary koa saindra zah tsy eo zanako mba vangia hely fa grave fiainagna ty e. 👉Eny e Tsy hiandry aila akory fa ho agny Andapa zahay handray antanana i zandriko aroe navelanao reo Anita 😥 be ny vitanao zay taminaha tagnatiny 4 ans zay
Raha manana fikasana hanampy zanany reo anao dia ty numero afaka ifandraisanao aminay :0329960118

RESTE in PEACE 🙏❣️ ANITA

Ty kosa aloha tsy misy manjinika e 🥱🥱🤣Raopilanina 1 de V8:6 elikaopitera 1Sambo 1 ny ambiny ividianana trano😁😁
19/05/2025

Ty kosa aloha tsy misy manjinika e 🥱🥱🤣
Raopilanina 1 de V8:6 elikaopitera 1
Sambo 1 ny ambiny ividianana trano😁😁

VOAMADILO🔶Maro isika no lany vola be amin'ny fitsaboana calcul renale sy fitsaboana vavony Ary diabète 🥺Fantaro anefa fa...
16/05/2025

VOAMADILO

🔶Maro isika no lany vola be amin'ny fitsaboana calcul renale sy fitsaboana vavony Ary diabète 🥺
Fantaro anefa fa fanafody haingam'piasa Ary maherivaika afaka mamotika n'y vato ao amin'ny rein na ny voa ny voamadilo .

♦️Mbola afaka manala n'y ranom'bavony maloto ao anaty vavony ihany koa ny voamadilo Ary afaka manao traitement ny ratra ao anaty .

🔶Nisy olona Efa saika halefa tany evelany no nampiasa azy ity ka nanao traitement Ary sitrana somatsara
traitement calcule rénale , vavony , diabète , fanalana tavy

♦️Tsara fihinanana voamadilo, apangotrahina atao jus tsy de bé siramamy ,sotroina izay lany isanandro , afaka mihinana amzao ko a, ampangotrahina no tena mety fa tsy mixena 💓

♥️♥️Mirarisoa antsika rehetra 💓❤️

Tsiory K.

⚠️RAVEHIVAVY ‼️ FADIO 🚫 NY MANDEFA, NA MANAIKY ALAINA SARY MIBORIDANA⛔📵➡️ Raha mangataka sary miboridana aminao ny olona...
15/05/2025

⚠️RAVEHIVAVY ‼️ FADIO 🚫 NY MANDEFA, NA MANAIKY ALAINA SARY MIBORIDANA⛔📵

➡️ Raha mangataka sary miboridana aminao ny olona miaraka aminao, na ny olona miresaka aminao ao anaty Facebook, messenger, mp sns , Toy izan ko ny olona miaraka aminao raha maka sary anao miboridana na ny sarinao eo ampanaovana firaisana
dia fantaro fa...

✖️TSY FANAJANA ANAO zany, ary raiso ho FANAOVANA TSINOTSINONA anao avy hatrany.

➡️ Hilaza aminao iz fa ho azy irery no hakany an zany androany, fa rahampitso rehefa hifandiso ianareo, dia hizara izany @ hafa izy ary tsy ho voafehy intsony ny fiparitahan'ny sarinao miboridana manomboka eo.

➡️ Mety tsy hiandry anareo tsy hifanaraka akory aza izy, fa eo amin'ny fotoana andefasanao ny sary dia efa voazarany @ namany iny hisekosekony, na tsy andriny ny hialany eo akaikinao hitantarany @ namany fa laniny ianao ary indro ny porofo tsy azo lavina😪

✖️Mety hilaza izy refa manda ianao fa porofom-pitiavana sy fahatokisanao azy ny tokony andefasanao na hamelanao azy haka ny sarinao miboridana... ,
✔️dia za milaza aminao marina dia marina tokoa hoy ny Tompo zay, fa tonga dia alaviro izy🏃‍♀️🏃‍♀️🏃‍♀️ tsy tia anao veli2 zany bandy zany💔 fa mikasa ny hanimba anao sy hanao fitaovana (chantage) anao @ alalan'ny fananany ny sarinao miboridana fotsiny

✔️Ny lehilahy tena tia dia miaro ny olotiany, tsy mi exposer azy @ danger ary anisan'izany ny technologie izay fantany fa ts ho voafehany

⚠️Fehiny dia arovy izay sarobidy indrindra aminao, manajà tena dia hanaja anao kokoa ny lehilahy miaraka aminao,sy ny lehilahy hafa mifanerasera aminy sy aminao, tsy natao hozaraina ny sarim-batanao mihanjahanja, na ny intimité anao. ‼️

👉METEZA HO ILAY VEHIVAVY MENDRI-KAJA, FA TSY ILAY FANALANA AZY 👌

Asio 👍 na Abonneo ny page

Dia tsy nanenina ve ny reniny ito🥺🥺
11/05/2025

Dia tsy nanenina ve ny reniny ito🥺🥺

🥱😁
29/04/2025

🥱😁

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raha Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share