Chez Olivia

Chez Olivia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Olivia, Shopping & retail, Antanimalandy, Majunga.

06/08/2026
26/06/2026

👉Inona ny fadiana rehefa avy nididy ( cesariene)?
👉Inona ny tsy tokony atao?
👉Inona avy ireo sakafo tsara hoanina?
👉Inona avy ireo tokony ho fantatra?
💦💦Voavaly ao anatiny kisarisary ao avokoa izany fanotaniana rehetra izany
Ra mahaliana anao ary dia kitio Suivre ambony ,ka mba hahafahanao misitraka hatrany ny fahalalana ny fahasalamany reny sy ny zaza.
Zarao aminy namana izay tokony hahalala izany

Mizara ho antsika maman hatrany .Ny tokony ho fantatra @ fitombony zaza🧘ara_ batana🧠ara _ tsainaRa mahasoa anao dia zara...
15/06/2026

Mizara ho antsika maman hatrany .
Ny tokony ho fantatra @ fitombony zaza
🧘ara_ batana
🧠ara _ tsaina
Ra mahasoa anao dia zarao amin' ny hafa
Aza adino ny manindry ny Suivre ra liana amin' ny tsara ho fantatra mombany fahasalamany reny sy ny zaza

26/05/2026

Address

Antanimalandy
Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Olivia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share