06/06/2026
CONDITIONS GÉNÉRALES DE COMMANDE & TARIFS
ANAÏS PATISS MAMPIKONY
Mba hahafahana manome serivisy manara-penitra sy mamaly ny filan'ny mpanjifa tsirairay, dia ireto avy ny tarifs sy ny fepetra mifehy ny commande:
🎂 Tarifs
• Gâteau Classic : à partir de 4 500 Ar / portion
• Gâteau Personnalisé : à partir de 6 000 Ar / portion
• Gâteau Personnalisé en Pâte à Sucre : à partir de 9 000 Ar / portion
Ny vidiny dia mety hiova arakaraka ny design, ny haingony, ny haben'ny gâteau ary ny fangatahana manokana.
📅 Délai de Commande
🎉 Gâteaux d'Anniversaire ➡️ Farafahakeliny 3 andro mialoha
💍 Gâteaux de Mariage ➡️ Farafahakeliny 1 volana mialoha
🍽️ Service Traiteur (Mariage, anniversaire, baptême, communion, événements privés et professionnels)
➡️ Réservation atao 1 volana mialoha farafahakeliny.
💳 Modalités de Paiement
✔️ Ny commande dia raisina ho voamarina rehefa voaloa ny avance 50 %.
✔️ Ny 50 % ambiny dia aloa 1 andro alohan'ny datin'ny livraison na retrait.
⚠️ Tsy voatazona ny daty raha tsy misy ny versement de l'avance.
📩 Informations & Réservations
Ho an'ny devis, renseignements na réservation, dia mifandraisa aminay amin'ny message privé.
✨ ANAÏS PATISS MAMPIKONY L'excellence du goût au service de vos événements. 🍰🤍