RBJo shop

RBJo shop Sambatra izay mifanampy!!

A: Tsara be akia io akanjo io e, jerendry anie, asiana botte miaraka aminy Dia mivoka milay bé.Za:  ye, Raha sasana amin...
14/05/2026

A: Tsara be akia io akanjo io e, jerendry anie, asiana botte miaraka aminy Dia mivoka milay bé.
Za: ye, Raha sasana amin'ny savony io Zao tena mivoka tsara ny Hatsarany.
A: dry ko tsisy resaka afa tsy savony.
Za: za zany mitsy. Savony afaka atao asa ivelomana tsara.🥰


Sambatra izay mifanampy!Andao isika MBA hifampizara traikefa,  hianatra, hifanoro MBA Samy ho tafita sy hiakatra.Mirary ...
10/05/2026

Sambatra izay mifanampy!
Andao isika MBA hifampizara traikefa, hianatra, hifanoro MBA Samy ho tafita sy hiakatra.
Mirary soa antsika rehetra.
Resaka savony no horesahantsika.
Iza avy no mahay manao savony??

10/05/2026
Jereo anie ireto e! gony 250kg mora be. Misy karazany 2 izy ato.Miakabokatra: 2500a ny irayMahazaka bé: 2300ar ny irayKa...
16/04/2026

Jereo anie ireto e! gony 250kg mora be. Misy karazany 2 izy ato.

Miakabokatra: 2500a ny iray
Mahazaka bé: 2300ar ny iray
Kaza mangatakandro
Shop

01/04/2026

Efa akaiky ny fety. Andao isika hifanohana, Samy andefa Zay zavatra varotany avy eto amin'ny page.
Tonga Dia asiana prix. Sambatra izay mifanampy.
Andao Ary o!



❤️❤️❤️

Ela ela tsy teto amin'ny pejy noho ny Antony ara-pahasalamana. Hanomboka miverina ny fizarana zava-baovao sy mahasoa eto...
26/02/2026

Ela ela tsy teto amin'ny pejy noho ny Antony ara-pahasalamana. Hanomboka miverina ny fizarana zava-baovao sy mahasoa eto amin'ny pejy.
Sambatra izay mifanampy. Tsy ho voatery hamorona ianao fa Zay misy eo ampelatanana no zaraina, Zay zavatra hainao sy fantatrao koa afaka zaraina. Koa andao Ary e!!!!
Tiako ny voninkazo.

Anisan'ny tena tian'ny zanako ity Langue de chat ity. Hafa iany Raha ianao no manao azy ao antrano Sady manarapo tsara m...
29/01/2026

Anisan'ny tena tian'ny zanako ity Langue de chat ity.
Hafa iany Raha ianao no manao azy ao antrano Sady manarapo tsara mihinana, azo atao vadin'asa koa, varotana eny akaiky fianarana fa tena tian'ny ankizy be mitsy. Andramo anie e!
-Farine 150g
-Beurre 150g
-Siramamy 125g
-Blanc d'oeufs moyen 3
Travaille na amin'ny spatule tsara aloha ny beurre(en pommade)+sucre+parfum vanille.
Rehefa mifangaro tsara Dia tatavanina ny lafarinina Dia arotsaka ao.
Alefa tsikelikely ny blanc d'oeufs Sady tohizana travaille na ihany.
Mahazo pâte tsy mandranoka nefa ferme tsara Sady souple.
Rehefa mifangaro tsara Dia atao anaty poche à douille. 5 à 7cm eo ny halavany.
Ampidirina lafaoro 180' mandritra ny 8min. Doré ny sisiny fa mijanona fotsy ny ampovoany. Masaka izy Zay.
Mazotoa manandrana
Mazotoa mizara


15 Andro Zay no lasa tamin'ity volana Janoary 2026 ity. Mande ny fotoana a. Andao isika hifanampy Sady zany mitsy no tan...
16/01/2026

15 Andro Zay no lasa tamin'ity volana Janoary 2026 ity. Mande ny fotoana a. Andao isika hifanampy Sady zany mitsy no tanjon'ity pejy ity, SAMBATRA IZAY MIFANAMPY. Ka resaka fitadiavambola vadin'asa no atolotra anareo.
Betsaka Zao ny voankazo Vokatra eny antsena, anisan'izany ny manga ka indro confiture manga no aroso anareo androany.
Mitovy foana ny fatran'ny voankazo ampesaina sy ny siramamy.
Rehefa mahandro azy Dia tsy asiana rano.
Zavatra ilaina
-Manga 1kg
-Siramamy 1kg
-citron 1 alaina ranony (Vokatra Zao ny citron)
Voasana ny manga Ary tetehana
Rarahana siramamy Dia avela hiteradrano eo adiny 2
Ataingina ambony afo refa tapitra lay adiny 2
Rehefa ita fa masaka ny confiture, mihamafy Kely, tsisy rano be tsony, Ary efa akaiky esorina ambony afo zany hoe 5 minitra alohan'ny anaserona azy ambony afo vao arotsaka ny citron.
Rehefa raisina amin'ny sotro lay confiture ka tsy miraraka mitsiranoka Dia vita.
Tsy atao betsaka ny citron sao matanjaka asidra ny confiture. Citron 1 ho an'ny manga 1kg.
Sahia manao dingana ry namako.🥰🥰




Salama daholo.Ho fiarabahana sy fankasitrahana anareo rehetra dia hanao jeu Kely isika. Hizara crédit orange sy airtel i...
08/01/2026

Salama daholo.
Ho fiarabahana sy fankasitrahana anareo rehetra dia hanao jeu Kely isika. Hizara crédit orange sy airtel izahay ka Zay commentaire farany rapitso amin'ny 04:55 no mahazo azy Dia misafidy izy na orange na airtel.
Andao Ary o!

04/01/2026

Faly miarahaba anareo rehetra izahay ato amin'ny RBJo Shop. Ho taompahombiazana tanteraka amzay atao rehetra anie ity taona vaovao ity. Samy ho ambinina sy Tonga amin'ny tanjona izay iriny avy anie isika rehetra. Mirary soa.🥰🥰🥰

10/09/2025

Bonne nuit daolo fa Zay rizareo VAO niantso🥰🥰🥰🥰

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RBJo shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share