24/06/2026
Andro faha-2...misaotra gôna ah...🙏🙏na de mangatsiaka sy manerika aza ny andro de tsy nanakana anareo hitsidika ny tsenabe firaisakina Ambohibary☺️
Mankasitraka eh🙏🙏
Mbola manantena fa ho tonga maro ianareo rapitso an...mbola vonona foana izahay Mysse ketrika sy ny vokatra Ankafizo🍯🐝 handray anareo ampitsikina😀