Aina sy Zavaboary

Aina sy Zavaboary ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜† ๐Ÿค—

01/07/2026

๐— ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™


10/06/2026

โœจ๐Ÿ‘๏ธ๐ŸŒฟ EYE CARE โ€“ Vokatra Voajanahary ho an'ny Fahasalaman'ny Maso ๐ŸŒฟ๐Ÿ‘๏ธโœจ

๐Ÿ’š Natao manokana hanampy amin'ny fiarovana sy fikarakarana ny masonao isan'andro! ๐Ÿ’š

๐Ÿ‘๏ธ Tombontsoa sy Asany Lehibe :

๐ŸŒฟ Manamaivana ny faharerahan'ny maso (Eye Strain) ๐Ÿ‘‰ Mety indrindra ho an'ireo mampiasa ๐Ÿ“ฑ finday sy ๐Ÿ’ป ordinatera mandritra ny ora maro

๐ŸŒฟ Manampy amin'ny fanalefahana ny maso maina (Dry Eyes) ๐Ÿ‘‰ Tsara ho an'ireo miasa eo anoloan'ny รฉcran na ao anaty rivotra maina sy be vovoka

๐ŸŒฟ Manatsara ny fikorianan'ny rร  ao amin'ny maso โค๏ธ

๐ŸŒฟ Mampitombo ny famatsiana oksizena sy otrikaina ho an'ny maso ๐ŸŒฌ๏ธโœจ

๐ŸŒฟ Miaro ny aretina sy manohana ny fahitana ๐Ÿ‘๏ธ๐Ÿ’Ž

๐ŸŒฟ Manampy hiaro amin'ny fahasimban'ny maso ateraky ny Blue Light ๐Ÿ“ฑ๐Ÿ’ป๐Ÿ›ก๏ธ

๐ŸŒฟ Manohana ny fahitana mazava sy salama (Vision Support) ๐Ÿ‘€โœจ

๐ŸŒฟ Ahitana Antioxidants mahery vaika ๐Ÿ‡ Blueberry

๐ŸŒฟ Ginkgo Biloba ๐Ÿ’Ž OPC

๐ŸŒฟ Miady amin'ny "Free Radicals" ๐Ÿ›ก๏ธ

๐ŸŒฟ Manampy miaro ny sela ao amin'ny maso ๐Ÿ’š๐Ÿ‘๏ธ

๐Ÿ”ธKalitao tsara, Haingam-piasa ๐Ÿ’ฏ Vokatra voajanahary azo itokisana

๐Ÿฅฐ Maro ireo efa nampiasa ka nahita vokatra ary resy lahatra!

๐Ÿ“ž Raha mila fanazavana fanampiny na hanao commande dia antsoy 034 73 676 06 na midira MP


๐ŸŒฟโœจ AIDE Mร‰MOIRE 100% NATUREL โœจ๐ŸŒฟ๐Ÿง  Manampy amin'ny fitadidiana sy ny fifantohana! โ˜บ๏ธโ“ Sarotra ve ny mitadidy lesona? โ“ Mor...
06/06/2026

๐ŸŒฟโœจ AIDE Mร‰MOIRE 100% NATUREL โœจ๐ŸŒฟ

๐Ÿง  Manampy amin'ny fitadidiana sy ny fifantohana! โ˜บ๏ธ

โ“ Sarotra ve ny mitadidy lesona? โ“ Mora manadino zavatra? โ“ Mila mifantoka tsara amin'ny fianarana na amin'ny asa?

๐ŸŒฑ AIDE Mร‰MOIRE anisany vokatra voajanahary natao hanohanana ny fitadidiana, ny fifantohana ary ny fahazavan-tsaina. Ahitana akora voajanahary manampy amin'ny fanohanana ny fiasan'ny atidoha sy ny mรฉmoire izy

๐Ÿ”ธ Tombontsoa azo avy aminy :

๐Ÿง  Manampy ny fitadidiana
๐ŸŽฏ Manatsara ny fifantohana
๐Ÿ“– Manohana ny fianarana sy ny fanomanana fanadinana
๐Ÿ’ก Manampy amin'ny faharanitan-tsaina (intelligence)
๐Ÿ˜Œ Misoroka ny " trouble du sommeil "

๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸŽ“ Mety ho an'ny mpianatra
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ผ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ’ผ Mety ho an'ny mpiasa
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ Ary ho an'ny olona rehetra miasa saina lava

๐Ÿ“ž Antsoy : 034 73 676 06
๐Ÿ“ฉ na Midira (MP) avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny ๐Ÿค๐ŸŒฟ



๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ƒ NDAO HANALA NY TAVY TSY ILAIN'NY VATANA! ๐Ÿ’ƒ๐Ÿ”ฅ๐ŸŒฟโœจ Dite Pro-Slimming no tsara ho an'ireo maniry vatana mihena sy salama!๐Ÿ’š ...
02/06/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ƒ NDAO HANALA NY TAVY TSY ILAIN'NY VATANA! ๐Ÿ’ƒ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŒฟโœจ Dite Pro-Slimming no tsara ho an'ireo maniry vatana mihena sy salama!

๐Ÿ’š Tombontsoa azonao:

โœ… Manampy amin'ny fampihenana ny lanjan'ny vatana
โœ… Manadio sy manala loto ao amin'ny tsinay
โœ… Manampy ny vatana tsy handray menaka be loatra avy amin'ny sakafo
โœ… Mandoro ireo menaka maloto miangona ao amin'ny vatana

๐Ÿ“ Sachet 5 monja dia efa manomboka mahita vokatra sahady ianao

โœจ Tsy lafo, fa tsara raha arahina hatramin'ny faran'ny traitement mba hahazoana vokatra mahafa-po

๐Ÿ“ž Antsoy avy hatrany: 034 73 676 06 na
๐Ÿ“ฉ Midira MP raha mila fanazavana fanampiny


๐Ÿซโœจ Eh.! Tonga indray ny vokatra vaovao ntsika an! โœจ๐Ÿซ๐Ÿฅ›๐Ÿ’™ BLEUBERRY Milk โ€” vokatra 100% natoraly ๐ŸŒฟ๐Ÿ’ฏ๐ŸŽฏ Inona avy ary ny vokat...
27/05/2026

๐Ÿซโœจ Eh.! Tonga indray ny vokatra vaovao ntsika an! โœจ๐Ÿซ

๐Ÿฅ›๐Ÿ’™ BLEUBERRY Milk โ€” vokatra 100% natoraly ๐ŸŒฟ๐Ÿ’ฏ

๐ŸŽฏ Inona avy ary ny vokatsoa azo avy aminy?

โšก 1. Zava-pisotro matsiro sy mamelombelona
๐Ÿ’ช Afaka manome hery haingana ho anโ€™ireo tratranโ€™ny fatigue na havizanana ๐Ÿ˜Œ

๐Ÿ‘€ 2. Manampy aminโ€™ny fahasalamanโ€™ny maso
๐Ÿ“š Tena mety ho anโ€™ireo mpianatra manala fanadinana, ary koa ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ผ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ’ผ izay rehetra manana olana aminโ€™ny fahitana ๐Ÿฉต

๐Ÿ›ก๏ธ 3. Ahitana antioxydants
โœจ Miady aminโ€™ireo radicaux libres, izay singa mety manimba ao aminโ€™ny vatana ๐Ÿงฌ

๐Ÿง  4. Manampy aminโ€™ny fitadidiana (mรฉmoire)
๐Ÿ“– Mety ho anโ€™ny olona mila fifantohana sy fitadidiana tsara ๐Ÿ’ก

๐Ÿš€ Ka aza miandry ela ary!
๐Ÿ“ฉ Alefaso ny commande-nao dieny izao!
๐Ÿ’ฌ Midira MP na antsoy mivantana :
๐Ÿ“ž 034 31 530 91


27/05/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Mahaitia Constant, Lobo Rakotomanana, Taxmed Blez Ralambo, Mihanta Sylvia, Fanilo Rรฃbearivelo, Nirina Onjaniaina Raz, Elizah Raharison, Elisette Razaiarimanana, Golden Crop, Ldv Sava Mandroso, Annita Rakotondrasoa

23/05/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Hafasoa Augustin, Rafanomezantsoa Angelito ๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

โœจ๐™„๐™•๐˜ผ๐™ƒ๐™Š ๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š๐™๐˜ผ ๐™‡๐˜ผ๐™‡๐˜ผ๐™‰-๐˜ฟ๐˜ผ๐™‘๐˜ผโœจSatria tsara tohana aminโ€™ny vokatra voajanahary,Ary ianaoโ“โ“Tombontsoa azo avy aminy :โ€ข Mampitom...
22/05/2026

โœจ๐™„๐™•๐˜ผ๐™ƒ๐™Š ๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š๐™๐˜ผ ๐™‡๐˜ผ๐™‡๐˜ผ๐™‰-๐˜ฟ๐˜ผ๐™‘๐˜ผโœจ

Satria tsara tohana aminโ€™ny vokatra voajanahary,
Ary ianaoโ“โ“

Tombontsoa azo avy aminy :

โ€ข Mampitombo ny angovo ao aminโ€™ny sela sy ny vatana
โ€ข Manohana ny fahasalamanโ€™ny ati-doha sy ny fitadidiana
โ€ข Manampy aminโ€™ny fanalefahana ny fahanteranโ€™ny sela (Anti-รขge)
โ€ข Manatsara ny metabolisma sy ny fiasanโ€™ny vatana
โ€ข Tsara ho anโ€™ny fahasalamanโ€™ny fo sy ny lalan-drร 
โ€ข Mampitombo ny hery ara-batana
โ€ข Manarina sy mikojakoja ny sela simba

โœ… Averinay ny vola raha tsy mahita vokatra ianao!

๐Ÿ”ธMidira MP na antsoy ๐Ÿ“ž 034.73.676.06
Safidio ny fahasalamana, safidio ny vokatra voajanahary.


๐ŸŒฟโœจ Rehefa salama ny ao anaty, dia miramirana ny endrika โœจ๐ŸŒฟ๐Ÿ’š Tombontsoa azonao :  ๐Ÿ”ธ Mampitombo ny hery fiarovanโ€™ny vatana...
20/05/2026

๐ŸŒฟโœจ Rehefa salama ny ao anaty, dia miramirana ny endrika โœจ๐ŸŒฟ

๐Ÿ’š Tombontsoa azonao :

๐Ÿ”ธ Mampitombo ny hery fiarovanโ€™ny vatana sy manatanjaka ny avokavoka ๐Ÿ’ช

๐Ÿ”ธMikarakara ny taovam-pisefoana mba ho salama tsara

๐Ÿ”ธManampy aminโ€™ny: Kohaka sy Sery ๐Ÿคง

๐Ÿ‘ƒ Orona mikatona
๐Ÿ—ฃ๏ธ Tenda marary
๐Ÿ”ฅ Tazo sy gripa
๐ŸŒฑ Manampy aminโ€™ny famoahana ny loto ao aminโ€™ny tratra mba hahazoana aina vaovao ๐ŸŒฌ๏ธโœจ

๐ŸŽฏ Inona moa ny tanjonay ao anatin'izany?

๐Ÿ’– โ€œIANAO SALAMA, VOAHARA-MASO AKAIKYโ€ ๐Ÿ’–

Raisinay an-tanana ianao mandrapร  salama anao tanteraka ka Midira MP na antsoy โ˜Ž๏ธ 0347367606


Address

Ambohimandroso
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina sy Zavaboary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share