Maki-oil Mada 2

Call Website Contact the business

Maki-oil Mada 2 Entreprise spécialisée dans l'extraction par pression à froid d'huile végétale de haute qualit

100%Poudre de pulpe de baobab naturelle (tsy mifangaro produit hafa, azo antoka, tsara sivana ary tena tsara kalitao, ma...
27/09/2026

100%Poudre de pulpe de baobab naturelle (tsy mifangaro produit hafa, azo antoka, tsara sivana ary tena tsara kalitao, madio sy ara-pahasalamana, tsy misy fasika).
Mbola misy hatrany ny poudre de baobab, ho anao izay mila sy mitady azy.
Ho anao izay mbola hivarotra dia afaka mandefa izahay. Raha maka plus de 10kg dia 35 000ar (tsy latsakin'ny 10kg io prix io)
Prix détail tsy miova fa 40.000ar hatrany ny kg.

20/08/2026

savon à l'huile de baobab:
-anti-tache, anti-acné, anti-ride.
-nettoyer, purifier, hydrater et nourrir la peau en profondeur, recommandé pour les peaux termes, très sensibles et sèches.
-remplacer efficacement le shampoing et la mousse à raser, fini les irritations après rasage.

composition: huile végétale vierge du baobab 65%, huile végétale vierge du coco 20%, huile végétale vierge de neem 15%

poids: 100g
prix en détail 5000ar
prix de gros à partir de 20pcs: 4000ar

Poudre de pulpe de baobab pure et naturelle. 100% naturelle tsy mifangaro produit hafa, tsara kalitao, tsara sivana tsy ...
08/08/2026

Poudre de pulpe de baobab pure et naturelle.
100% naturelle tsy mifangaro produit hafa, tsara kalitao, tsara sivana tsy misy fasika. Ny lokony beige claire, tsirony malefaka (mamy marikiviky)
Vidiny tsy miova 1kg 40 000ar, 500g 20 000ar, 250g 10 000ar.
Misy ny prix de gros ho an'izay mbola hivarotra.
Livraison Tana-province à partir de 3000ar
Contact Tana 038 93 398 35

Graines de baobab. Ao anatin'ny extraction ny Graines de baobab ny équipe-n'ny Maki oil Madagascar. -Huile PURE, 100% na...
15/05/2026

Graines de baobab.

Ao anatin'ny extraction ny Graines de baobab ny équipe-n'ny Maki oil Madagascar.

-Huile PURE, 100% naturelle tsy mitampoka produit hafa.

Misy ny prix de gros ho an'izay mbola hivarotra.

Contact: 034 12 980 81
Numéro Tana 038 93 398 35

Efa dispo eny Tana ny huile de neem pure et naturelle, tsy mifangaro no sady tsy mitapoka produit chimique. Tena tsara k...
06/05/2026

Efa dispo eny Tana ny huile de neem pure et naturelle, tsy mifangaro no sady tsy mitapoka produit chimique. Tena tsara kalitao.
Prix 1l 40 000ar
Misy ny prix de gros ho anao izay mbola hivarotra. Plus de 5l no miakatra.
Livraison Tana-province à partir de 3000ar.

Huile de neem sera disponible le vendredi 01 Mai à tana.Efa hanomboka hisy amin'izay ny huile de neem.Huile de neem 100%...
28/04/2026

Huile de neem sera disponible le vendredi 01 Mai à tana.
Efa hanomboka hisy amin'izay ny huile de neem.
Huile de neem 100%naturelle tsy mifangaro produit hafa.
Ny mampiavaka ny huile végétale de neem @ huile rehetra dia noho izy afaka hanaovana traitement ny fambolena laniny biby kely ( insecticide naturel), eny tsy misy very na ny faikany *tourteau* aza fa afaka hanaovana zezika hiarovana ny fakany ny fambolena tsy ho laniny bibikely...
Mivarotra ny *tourteau-ny* iany koa izahay ho an'izay mila. ( hanaovana zezika)
* prix tsy miova 1litre 40 000ar, 500ml 20 000ar, 250ml 12 000ar.
*Misy ny prix de gros ho anao izay mbol hivarotra.

25/04/2026
Noni (anisany zava-maniry tena mahasalama antsika olombelona ny noni. Aza jerena hoe mahery be ny fofony de tsy mihinana...
16/04/2026

Noni (anisany zava-maniry tena mahasalama antsika olombelona ny noni. Aza jerena hoe mahery be ny fofony de tsy mihinana azy, fa ny soa entiny amin'ny fahasalamanao no jerena. Raha olona manana olana diabète, ary tena lany vola amin'ny fitsaboana dia toro-hevitra tena tsara ho anao ny fanaovana traitement aminy. Ao iany koa ny fiakarany glycémie amin'ny vatana, tena mandanjalanja izany ny noni.
Raha manana olana goutte, arthrose, tension miakatra sy midina, aretin-bavony, aretin'aty, sns tsy voatanisa na anaty na ivelan'ny vatana dia sutrany avokoa. Koa vahaolana tena tsara ho an'ny fahasalamana ny noni. Indrindra fa ny jus pur tsy mitampoka vita aminy *fermenté 2mois*

1litre 20 000ar
500ml 10 000ar
Misy iany koa ny prix de gros plus de 10litres 15 000ar

Livraison Tana-province à partir de 3000ar

Efa mangatsika indray ity ny andro.Hakaro hatrany ny hery fiarovanao amin'ny alalan'ny poudre de baobab, mba afahany man...
07/04/2026

Efa mangatsika indray ity ny andro.
Hakaro hatrany ny hery fiarovanao amin'ny alalan'ny poudre de baobab, mba afahany manohitra karazana aretina maro, toy ny grippe, kohoka, sy karazana virus sns...
-mampitombo ny hery fiarovana ny baobab, maro be ny vitamine C ao anatiny 7fois plus ny orange, 6fois plus ny citron.
-manome hery ho an'ny olona rera-dava sy farofy lava.
-mety be ho an'ny olona manao sport (manamafy taolana sy ny hozatra)
-mety ho an'ny olon-drehetra, na zaza, na tanora, na olona efa antitra indrindra2.
-mety ho an'ny mpianatra iany koa satria mampitsilo saina.

Vidiny tsy miova 1kg 40 000ar, 500g 20 000ar, 250g 10 000ar.
Ny kalitao iany koa tsy miova, tsara tsiro, tsy lisy fasika no sady tsara sivana

Livraison Tana-province à partir de 3000ar

Address

Morondava
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maki-oil Mada 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maki-oil Mada 2:

Share