28/11/2025
361 Followers Zao isika no manaraka pejy Boom's Store
Ekena oe Kely isika saingy ny tanjonay eto pejy dia hizara vaovao mahasoa ho Anao
Ireto no asa pejy:
1-Ity pejy dia mizara vaovao momba ny politika, fahasalamana,toe- karena,ara-pinoana Ary indrindra fa ny momba ny baolina kitra na eto an-toerana na any ivelany
2- Mizara toro-hevitra Mahomby hiatrehana izao fiainana izao๐ฅฐ
3-Ary tena anto-pisianay ho Anao dia ventes en ligne,
Boom's Store dia mivarotra maillot football toy ny PSG, BARCELONE, MANCHESTER UNITED, BAYERN MUNICH, MANCHESTER CITY, LIVERPOOL,REAL MADRID,SNS
Tanjon'ny pejy:
1-Afahanao manaraka vaovao tsy tapaka Ary anarahana izay zava-mitranga eran-tany
2-Afahanao maka lesona amin'izay zavatra atolotra Anao sy hivoaranao ho any amin'ny fiainana tsaratsara koakoa
3-Ary momba fivarotana maillot indray dia manamora ny fividianana maillot MBA tsy ivezivezy bรฉ fa eto amin'ny tambazotra sosialy dia afaka ividianana azy Ary ho Anao tsy dia manam-potoana andehanana eny antsena na sairana bรฉ foana dia aterinay any aminao mihintsy no tena anto-pisianay
Koa araho hatrany Ary pejy ๐ Boom's Store Ary inviteo namana MBA hanaraka pejy foana,
Hisandratra hatrany isika tsy ambany ny hafa Ary afaka mifanohana amin'ireo pejy namana koa