25/06/2026
🇲🇬 66 Taona ny Fahaleovantena Malagasy
Ankalazaintsika am-pireharehana ny tantaran’ny firenentsika sy ny soatoavina mampiray antsika.
Ho anareo mpanjifa, mpiara-miombon'antoka ary namana sy malagasy rehetra, dia mirary:
✨ Fety sambatra
✨ Fahasalamana
✨ Fiadanam-po
✨ Fahombiazana
Mirary fety sambatra!
— Au Bonheur Des Dames 🤍❤️💚
🇲🇬