SITY HALAL

SITY HALAL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SITY HALAL, Shopping & retail, NOSY-BE, Nosy-Be.

31/07/2026
20/06/2026

Sity Halal / Nosy-Be Hell-Ville (Senganinga)
+261377163713

Ireto serveuses tsika, mahay mandray olona sady tsy miavona no souriantes 😊💖💝
27/12/2025

Ireto serveuses tsika, mahay mandray olona sady tsy miavona no souriantes 😊💖💝

Assalam anlaikoum wa rahmatoullahi wa barakatouh
27/12/2025

Assalam anlaikoum wa rahmatoullahi wa barakatouh

Sity Halal ! Sity Halal vaovao dia misokatra ho antsika jiaby 7/7 ary mandray antsika manomboka 07h30 -  22h00, sakafo S...
27/12/2025

Sity Halal ! Sity Halal vaovao dia misokatra ho antsika jiaby 7/7 ary mandray antsika manomboka 07h30 - 22h00, sakafo Spécialité Malagasy, Mahoraise... Sakafo matsiro sady manitra ary madio, natao ho zakan'ny rehetra. Rehefa manao vacances aty Nosy-Be Hell-Ville, aza adino mandalo ato aminay. Tsy mifidy sarangan'olona sady tsy manavaka. Vonona handray antsika jiaby ampitiavana sy amin'ny fahafam-po tanteraka. Contact : +261377163713

✨Restaurant Musulman Halal 100 % azo antoka.

Ary ho anao manana Programme amin'ny Nikah dia mety tsara, satria mahazaka 40 couverts ny salle nay. Misy Parkings Payantes (1 000ar)

Ny toerana ahitana azy dia ao Senganinga, centre ville. Tsy lavitra Pharmacie Tsarajoro

''Tsidio ary tohano fananatsika 🍜🍚💖😋''

Djazakoumoullah khairah

27/12/2025

Ds Mandoky
Menus pour demain 27/12/25
🔵Mine sao aux fruits de mer ( crevettes et calamars)
🟢Pakopako avec viande hachée ( Khimo)
🟣boulettes de viande et romavazava crevettes riz
🟠Viandes avec le choux!
Commandez de maintenant pour la livraison de demain ! 0746548665 livraison sur Paris et îles de France !

Address

NOSY-BE
Nosy-Be
207

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SITY HALAL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share