Has boutique

Has boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Has boutique, Shopping & retail, Tananarive, Antananarivo.

LIVRAISON MARAINA 9H - JUSQU'À 16H ET UN JOUR APRES COMMANDE

Raha Hanao commande ianao Dia Tonga Dia alefa mp sarin'ilay entana ,CONTACT+ NOM+ LIEUX DE LIVRAISON 🙏

MANKASITRAKA ❤️

Oh leretsiie 😱HATSARANA OA 😍Tena vitsy Kely sisa fa Iza Mbola tsy nanao commande Alefaso haingana 👌Bouillotte capacité 2...
13/08/2026

Oh leretsiie 😱
HATSARANA OA 😍

Tena vitsy Kely sisa fa Iza Mbola tsy nanao commande

Alefaso haingana 👌
Bouillotte capacité 2 litres 🩷🤎

13/08/2026

Oh ry reto a🥺tena tsara loatra ito manaraka ito 😍

Tena hoe Tsara e

IZA Ilay tsy nahazo tamin'ny farany Téo ? 😜miverina disponible indray Ilay izy a
Mbola nanafatra mantsy isika ✈️👌

Couleur disponible ROSE 🩷ET MARRON🤎
🤤

Livraison partout à Madagascar

MISY 2 EME VAGUE ILAY BOUILLOTTE Couleur disponible ROSE et MARRON🤤🤩Betsaka ianareo no tsy nahazo tamin'ilay voalohany T...
13/08/2026

MISY 2 EME VAGUE ILAY BOUILLOTTE
Couleur disponible ROSE et MARRON🤤🤩
Betsaka ianareo no tsy nahazo tamin'ilay voalohany Téo 🥰
kelikely stock fa alefaso haingana ny commande ✈️

Vao Tonga mihitsy izy ato a 🥰👌

frais de livraison 4000ar à 5000 ar selon le lieux
Précise-ko eto tsara

Prix mora bé ito satria dia 39000 ar fotsiny 😱Nefa Ensemble jean avec capuche 😍Disponible de suite ato amin'ny HAS BOUTI...
11/08/2026

Prix mora bé ito satria dia 39000 ar fotsiny 😱
Nefa Ensemble jean avec capuche 😍

Disponible de suite ato amin'ny HAS BOUTIQUE 👌

Ilay an'olondehibe efa lany fa an'ankizy sisa no ato ,
Standard izy io 👉mety foana na bandy Kely na sipa Kely 🥰

Afaka entina mi-voyage tsara mihitsy izao a 👌

LIQUIDATION TOTAL ISIKA 🥰tsisy handraisana arrivage manaraka 👌🤩Izay maka amreto mahazo réduction 20% bé izao 😱Izany hoe ...
10/08/2026

LIQUIDATION TOTAL ISIKA 🥰
tsisy handraisana arrivage manaraka 👌🤩

Izay maka amreto mahazo réduction 20% bé izao 😱
Izany hoe 25000 ar izy Téo aloha Dia atao 18000 ar 👉HO AN'ILAY BONNET + ÉCHARPE AN-JAZA

8000 ar au lieu de 15000 ar Ilay CACHE NED HO ANLNY MAMAN 😍

Alefaso haingana commande fa tena Mbola ilaina ireto

MARIHANA FA ENTANA IMPORTÉ DAHOLO ireo a✈️👌

MANKASITRAKA ❤️Izay no mahalaza azy MISAOTRA anareo rehetra nanjifa entana tato aminay Misy no efa lany tanteraka ,miand...
08/08/2026

MANKASITRAKA ❤️
Izay no mahalaza azy
MISAOTRA anareo rehetra nanjifa entana tato aminay
Misy no efa lany tanteraka ,miandry arrivage amin'ny semaine ambony isika 🥰
Misy ihany koa anefa no Mbola disponible

Tsara ho MARIHANA FA izahay Dia tsy miasa alahady 👉IZANY HOE TSY MISY LIVRAISON ISIKA ALAHADY ,TSY MAMALY MESSAGE IHANY KOA IZAHAY ALAHADY 🥹io ihany no mba jour de repos ho anay 🥹

Fanamarihana faharoa 👉IZAHAY DIA AFAKA MANDEFA ENTANA ANY AMIN'NY FARITRA FA TSY VOATERY HOE ETO TANA IRERY IHANY 👌
ASSURÉ 100% FA TONGA any aminareo soa aman-tsara Ilay entana

Mankasitraka feno amin'ny fo feno Fitiavana ho anareo clients rehetra ny equipan'nu HAS BOUTIQUE ❤️

07/08/2026

Bonjour 🥰

Ialanay tsiny Raha misy fahadisoana eo am-pamaliana ny message-nareo n'a koa hoe taraiky
Manao zavatra tsy mora 🙏

Nous vous prions sincèrement de nous excuser en cas d'erreur, d'oubli ou de re**rd dans nos réponses. Nous faisons de notre mieux pour répondre à chacun d'entre vous dans les meilleurs délais.

Nous recevons un très grand nombre de messages et nous nous efforçons de traiter chaque demande avec attention. Merci pour votre compréhension et votre patience.

SERVIETTE CHEVEUX 🥰Disponible de suite ato amin'ny Has Boutique 🥰Prix 12000 ar l'unité 👌Entana importé daholo ny antsika...
04/08/2026

SERVIETTE CHEVEUX 🥰

Disponible de suite ato amin'ny Has Boutique 🥰

Prix 12000 ar l'unité 👌

Entana importé daholo ny antsika a✈️❤️

NOTRE ENFANT A BESOIN DE SÉCURITÉ 😍🥰👉Aro Loha ,fiarovana azy rehefa milalao 👉Aro maso rehefa manasa LOHA MBA tsy hidiran...
03/08/2026

NOTRE ENFANT A BESOIN DE SÉCURITÉ 😍🥰

👉Aro Loha ,fiarovana azy rehefa milalao
👉Aro maso rehefa manasa LOHA MBA tsy hidiran'ny savony
👉 Genouillère Kely ho an'i zazah mandady
article disponible de suite ato amin'ny Has Boutique

Contact Rapide 0380783283

TENA MBOLA ANATIN'NY RIRINA ISIKA RY MAMAN A ENTANA IMPORTÉ DAHOLO ✈️❌👉OUI MIARAKA MIHITSY ILAY BONNET SY ECHARGE HO AN'...
03/08/2026

TENA MBOLA ANATIN'NY RIRINA ISIKA RY MAMAN A

ENTANA IMPORTÉ DAHOLO ✈️

❌👉OUI MIARAKA MIHITSY ILAY BONNET SY ECHARGE HO AN'NY ZAZA
❌👉 Écharpe fotsiny ho an'ny maman

PRIX bonnet avec écharpe 👉22 000 ar izy roa
Prix écharpe pour femme 10 000 ar ny iray 👌

NB😱Raha maka azy roa miaraka Dia 30 000 AR

Address

Tananarive
Antananarivo
101

Telephone

+261380783283

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Has boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share