Harmony Box - Centre commercial Sabotsy Namehana

Harmony Box - Centre commercial Sabotsy Namehana Bienvenus à tous
Sabotsy Namehana en face Kianja Herisetra

Centre commercial avec plusieurs locaux à louer en plein coeur de Sabotsy Namehana pour développer votre entreprise: familial, artisanale, industriel, sart-up, professionnel... à toute échelle.

05/09/2026

😂😂

📢 HARMONY BOX Box 131✅Mijery maso✅Mivarotra solomaso📍Ho anao izay manana olana aminy resaka masoAza misalasala manantona...
27/08/2026

📢 HARMONY BOX
Box 131

✅Mijery maso
✅Mivarotra solomaso

📍Ho anao izay manana olana aminy resaka maso

Aza misalasala manantona.

🚗 Parking MALALAKA TSARA

📞034.78.511.76

05/08/2026

📢Centre commercial HARMONY BOX sabotsy namehana
Toerana milamina ,entana aminy Vidiny mirary avokoa.
🚗🛵Parking malalaka tsara.
Harmony Box - Centre commercial Sabotsy Namehana

04/08/2026

Centre commercial HARMONY BOX sabotsy namehana
Misy izay zavatra rehetra ilainao .
Tsy mandeha lavitra intsony fa efa hita ato avokoa ,ireo entana rehetra.
Tongava maro Ary.

STETOGIO BOUTIQUEHARMONY BOXBOX 316 1ere etage✅ Habillement(bébé ,enfant,femme ,homme,robe de mariée)✅ Chaussures(bébé ,...
21/07/2026

STETOGIO BOUTIQUE
HARMONY BOX
BOX 316 1ere etage

✅ Habillement(bébé ,enfant,femme ,homme,robe de mariée)
✅ Chaussures(bébé ,enfant,femme,homme)
✅ Fournitures scolaires
✅ Accessoires (bijoux en acier,inoxydable,bijoux en argent)

📞034.17.173.87

HARMONY BOX sabotsy namehanaAhitana ireo karazana entana maro isankarazany .Box 143Mivarotra en gros sy atsinjarany amin...
16/07/2026

HARMONY BOX sabotsy namehana
Ahitana ireo karazana entana maro isankarazany .

Box 143
Mivarotra en gros sy atsinjarany aminy Vidiny tena mirary:

✅Vary
✅Tsaramaso
✅Katsaka (sns...)

✨ AGRIVAL ✨Ho anao mpiompy na mpambolyNy vokatra AGRIVAL,mpiara-miombon'antoka amin'ny fahombiazan'ny fiompiana sy  famb...
14/07/2026

✨ AGRIVAL ✨
Ho anao mpiompy na mpamboly
Ny vokatra AGRIVAL,mpiara-miombon'antoka amin'ny fahombiazan'ny fiompiana sy fambolena.

🔴Ahitana karazana:

✅Provande (kisoa ,poulet de chaire🐥)
✅Abreuvoir y mangeoire
✅vitamine ho any akoho
✅Zezika
✅Masomboly
✅Mandray commande poulet de chaire ihany
Koa🐥(SUPER MAFONJA PLUS)

Toerana: HARMONY BOX sabotsy namehana
(BOX 139 )
📞034.54.404.85

Tongasoa ato Aminy HARMONY BOX sabotsy namehanaBOX 138🔴Maro be ny zavatra hita ato Santionany aminizany ny tranombarotra...
13/07/2026

Tongasoa ato Aminy
HARMONY BOX sabotsy namehana
BOX 138

🔴Maro be ny zavatra hita ato
Santionany aminizany ny tranombarotra fivarotana
Ireo entana ilaina andavanandro
Rehefa Tonga eto aminity box 138 ity Dia hita ato avokoa ireo zavatra ilaina rehetra.

🔴Tongava maro ,parking MALALAKA TSARA!

📞033.04.470.12

✨  ARBIOCHEME✨Provande activo Ny toerana ahitanao ireo provande sy vokatra andavanandro aminy kalitao tsara sy fahatokis...
11/07/2026

✨ ARBIOCHEME✨
Provande activo
Ny toerana ahitanao ireo provande sy vokatra andavanandro aminy kalitao tsara sy fahatokisana

🐥Manolotra vokatra voafantina tsara,ho Fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa
Toy ny:
*Provande (kisoa,poulet de chaire)
*Vitamine ho any akoho
*Masomboly
*Mandray commande poussin poulet de chaire
(ACTIVO)

🔴Toerana
HARMONY BOX sabotsy namehana
BOX 137

Parking MALALAKA TSARA
📞033.18.859.21

🍽️✨RESTAURANT LE BON COIN ✨HARMONY BOXBox 118Envie de passer un bon moment autour d'un bon repas?😋Venez découvrir notre ...
09/07/2026

🍽️✨RESTAURANT LE BON COIN ✨
HARMONY BOX
Box 118

Envie de passer un bon moment autour d'un bon repas?😋
Venez découvrir notre restaurant et profitez de
Plat savoureux ,d'un accueil chaleureux et d'une embiance agréable ❤️

🍽️Des mets délicieux
🥤Des boissons variées
🌿Un cadre idéal pour vos moments
En famille ou entre amis

Restaurant le bon coin... Votre adresse
Incontournable pour bien manger!💛

Ouvert Lundi au Samedi
7h30-19h00

📍Venez nous rendre visite dès aujourd'hui!

Address

Sabotsy Namehafa (Ampitany Kianja Herisetra)
Sabotsy-Namehana
103

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 08:30 - 18:00
Wednesday 08:30 - 18:00
Thursday 08:30 - 18:00
Friday 08:30 - 18:00
Saturday 08:30 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harmony Box - Centre commercial Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share