Rovasoa

Rovasoa ❣️ Votre style , votre éclat ❣️

01/02/2026
❣️ Volo salama , endrika tsara ❣️Andao hatoroko an'lisany ny secret kely nikarakarako volo (tena efficace a 300%)👉 Milok...
01/02/2026

❣️ Volo salama , endrika tsara ❣️

Andao hatoroko an'lisany ny secret kely nikarakarako volo (tena efficace a 300%)

👉 Miloko ny voloko
👉 Miongotra
👉 Vakivaky

❌ SOLUTION ❌

➡️ Zavatra ilaina :

👉 Tongolo be (atao violet tsara) singany roa
👉 Afo
👉 Rano madio tsara
👉 Vitamine E (Tsy voatery)

➡️ Fikarakarana azy

👉 Sasana tsara madio tsara ny tongolo be (tsy voasana)
👉 Tetehina hizara 4 (miaraka @ odiny)
👉 Arotsaka anaty rano mangatsiaka 1/2l (iray zinga)
👉 Ataingina eo ambony afo ary avela hangotraka hiova loko tsara (mandrapaha masaka ny tongolo)
👉 Ampangatsiahina (mangatsiaka fa tsy matimaty)
👉 Hararaka @ loha iny ranony iny aveo (izay fomba hanaovanao azy fa mila lena tsara ny hodi-doha sy volo rehetra
👉 Somary horina eo amin'ny 5min eo ny hodidoha ary avela hilona farafaha keliny 30min eo ilay izy vao sasana ny loha
👉 Sasana @ rano mangatsiaka na matimaty fa tsy mamay , savony na shampooing izay fampiasa , bain raha misy , kobanina tena madio tsara
👉 Hosorana vitamine E rehefa maina (raha tiana)

Raha mbola liana @ fikafika vita ao an-trano dia harao tsy tapaka ny pejy ary 😘

01/02/2026

Mirary février manja be eo ambanin'ny fahasoavan'ny Tompon-tsika

Hello les mamy be isany 😘😘Fevrier sahady tsika zao 🥰 mirary volana feno hamamiana be ho anareo 😘😘Rovasoa
01/02/2026

Hello les mamy be isany 😘😘
Fevrier sahady tsika zao 🥰 mirary volana feno hamamiana be ho anareo 😘😘

Rovasoa

Coucou 😍Nareo ilay team manalava hoho sa ilay team faux ongles?Mirary talata tsy giraobaka ho anareo ❣️
06/01/2026

Coucou 😍
Nareo ilay team manalava hoho sa ilay team faux ongles?

Mirary talata tsy giraobaka ho anareo ❣️

Ireo akie aloha no sary misy ah 😍⚫ Faux ongles ballerine 500pcs = 10.000ar⚫ Faux ongles ballerine 10pcs = 500ar⚫ Colle 5...
05/01/2026

Ireo akie aloha no sary misy ah 😍
⚫ Faux ongles ballerine 500pcs = 10.000ar
⚫ Faux ongles ballerine 10pcs = 500ar
⚫ Colle 501 = 10.000ar
⚫ Polissoir = 2000ar /1

Ankoatr'ireo dia misy
⚫ Lime OPI 2000ar/1
⚫ Pince crabe 12pcs = 7.000ar

Sy ny sisa maro be izay mbola ho avoaka tsikelikely eto

Livraison 3000-5000ar
Lieu Sabotsy Namehana

0343472050 / 0333321806

Hello 😍Ndao hatomboka ary izy ity eh Rehefa resaka faux ongles sy ongle rehetra dia hanananay avokoa 😁Sarany zakan'ny ma...
05/01/2026

Hello 😍
Ndao hatomboka ary izy ity eh
Rehefa resaka faux ongles sy ongle rehetra dia hanananay avokoa 😁

Sarany zakan'ny maro hatrany... hitsinjovana an-tsika mbola hivarotra

⚫ Faux ongles ballerine 10pcs = 500ar 🤔
Eny akie ah... 500ar... afaka mbola mivarotra! Afaka miasa tsara mihintsy satria azahoana tombony.
⚫ Faux ongles ballerine 500pcs = 10.000ar

Alefaso dien'izao ny commande sao taraiky dia tsy mahazo ny mora eo ❣️

Misy ny kojakoja rehetra ilain'ny hoho ihany koa ato aminay.

034.34.720.50 / 033.33.218.06
Livraison 3000-5000ar
Lieu :Sabotsy Namehana

Ry tonga tsy miarahaba naman'ny tezitra 😁Bonsoir alinalina lisany 😘Tsy be lazao be intsony fa hampafantatra anareo fotsi...
02/01/2026

Ry tonga tsy miarahaba naman'ny tezitra 😁
Bonsoir alinalina lisany 😘
Tsy be lazao be intsony fa hampafantatra anareo fotsiny hoe ho avy tsy ho ela ny :
⛔ Accessoire maro isan-karazany momba ny hoho
⛔ Karazana produits cosmetiques
⛔ Fitaovana maro isan-karazany momba ny volo
⛔ Kojakoja ho an'ny zaza sy ny ankizy
⛔ Lamaody ho an'ny rehetra

Tsara ny mampahafantatra fa tsy mbola mikarakara ny fahamanjan'lisany aloha izahay hatreto.

❣️ Alefaso foana hatrany ny commande zavatra ilainareo anefa fa afaka manampy ihany koa izahay hanome ny mora sy kalitao.

Manao livraison ary mandefa any @ faritra hatrany

Mirary soa 😘

Rovasoa

Address

Ambatofotsy Avaratra
Sabotsy-Namehana
TANA102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rovasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share