Bazar'ntsika

Bazar'ntsika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bazar'ntsika, Sainte-Marie.

Bon appétit 🤠👍👍
11/10/2023

Bon appétit 🤠👍👍

Seulement chez Bazar'ntsika à Igossa Sainte Marie 👍🤠
10/10/2023

Seulement chez Bazar'ntsika à Igossa Sainte Marie 👍🤠

14/05/2023

Mialohan'ny hampiasa olona dia hoento ambavaka aloha.
Mialohan'ny hi-recruté olona dia hoento ambavaka aloha.

Hoento am-bavaka ireo mpiasa sy futur mpiasa-nao.
Hoeto am-bavaka ireo clients sy futur clients-nao.
Hoento am-bavaka ireo fournisseur sy futur fournisseur-nao.

Ry namana,
Aza be mokondoha,
Tadidio fa ny monde spirituel no mifehy ny tontolo hita maso.

Misy karazana probleme:
Tsy ho voavahanao amin'ny fahaizanao
Tsy ho voavahanao amin'ny volanao
Tsy ho voavahanao amin'ny relation hananao.
-Fa mila intervention spirituel.

Tadidio fa nivavaka aloha Jesosy vao ni-recruté ireo roa ambin'ny folo lahy.
-Nivavaka , nifady hanina aloha Jesosy vao nanao ny asany teto an-tany.

Indraindray avelao mihitsy aloha ny diploma-nao,
Indraindray avelao mihitsy aloha ny maha ianao anao fa manetre tena dia miankina amin'Andriamanitra.

Ankino amin'i Jehovah ny asanao,
Dia ho lavorary izay kasainao.
Ohabolana 16:3

Ndao hanova zavatra

Mandrosoa ohh 👍👍👍
15/01/2021

Mandrosoa ohh 👍👍👍

30/11/2020

voiture de location avec chauffeur

Poissons fumés d'origine Sainte Marie de Chef Young feat Joupa.
02/05/2020

Poissons fumés d'origine Sainte Marie de Chef Young feat Joupa.

Mitongava mividy fatana mandeha amin'ny alalan'ny Ethanol
06/06/2019

Mitongava mividy fatana mandeha amin'ny alalan'ny Ethanol

07/04/2019

Address

Sainte-Marie

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazar'ntsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share