SAVA TSARA Ressources

SAVA TSARA Ressources Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SAVA TSARA Ressources, Shopping & retail, Sambava.

♻️ SAVA TSARA RESSOURCES | Sambava, SAVA – Madagascar 🇲🇬
Entreprise artisanale d’économie circulaire.
🔄 Valorisation des déchets & production durable
🎨 Promotion des artisans malgaches
🤝 Commerce équitable
🌍 Investir local, impacter global

🔥  “Mieritreritra ve ianao fa rehefa dorana ny plastika… dia levona?”⚠️ RÉALITÉ misy OLANA GENZABE:❌ Tsy levona izy…👉 Mi...
08/04/2026

🔥 “Mieritreritra ve ianao fa rehefa dorana ny plastika… dia levona?”

⚠️ RÉALITÉ misy OLANA GENZABE:
❌ Tsy levona izy…
👉 Miova endrika… lasa poizina!

🔥 Ny setroka avy amin’ny plastika dorana dia mitondra:

Poizina mampisy aretina, mahafaty

☠️ Manimba ny rivotra, ny tany… ary ny havokavokantsika!

😔 MIFOAZA ry NAMAKO :

👉 Ny tena loza ?
Tsy tsapantsika intsony… satria efa fahazarana.

🟢 OPPORTUNITÉ (changement positif) :
👉 Raha manadio ianao… aza mandoro!
👉 Manangona, manavaka, manodina!

💡 Ny fanadiovana + fandoroana = manadio sady manapoizina

👉 Ajanony dieny izao ny fandoroana plastika!
👉 Arovy ny tanintsika, arovy ny aintsika!

“Ny SAVA madio, miankina amintsika!” miaraka amin'ny SAVA TSARA Ressources

05/04/2026

🌍💔 “Io tavoahangy arianao io miteraka asa… fa mety hamono ny ho avintsika koa raha tsy mandray antanana izao.”

👀🔥VAKIO ATRAMINY FARANY RAHA TEHIARA-IASA fa manomboko efa hafahanao Mampitombo vola sy miaro ny tontoloiainana 🔥🔥👇👇👇👇👇👇👇💚♻️♻️

Eto Commune Urbaine de Sambava , Commune Urbaine de Vohémar ,Commune Urbaine Andapa , Maire Commune Urbaine Antalaha , Faritra Sava Ôfisialy
plastika feno eny rehetra eny.

❌ Dorana → manapoizina ny rivotra ka Mampitombo aretina
❌ Ariana → miafara any an-dranomasina ka mamono ny biby
❌ Alevina → manimba ny tany ka mampihena ny famokarana

👉 Ary isika rehetra no mizaka ny vokany…

💚 Fa misy vahaolana !

Izahay ao amin’ny SAVA TSARA Ressources
👉 manangona sady mividy sady manome asa ny daholobe
👉 manadio
👉 manova azy ho lasa fitaovana hanatsarana ny tokantrano

➡️ Avy amin’ny fako… lasa kifafa/famafa mahasoa 🧹✨

🧹 Kifafa/famafa , :
✔️ matanjaka
✔️ maharitra
✔️ vita eto Sambava 🇲🇬

👉 Tsy mividy kifafa/Famafa fotsiny ianao…

💚 manampy asa ho an’ny tanora
🌿 miaro ny tontolo iainana
🏡 manadio ny tanànantsika

💰 Vidiny manomboka 5 000 Ar

📢 Aza ariana ny plastika… avadiho ho vahaolana !

📩 Alefaso hafatra izao raha mila fanazavana fanampiny
📞 032 27 107 35
📍 Sambava

💥 “Ny fako androany… no asa sy fanantenana rahampitso.” 💚

❤️ Like | 🔁 Zarao | 💬 Comment

05/04/2026

📢📢♻️♻️Hafaka MANOVA tsara ny hoavintsika ny famadiana ireo FAKO mba ho lasa fitaovana azo ampiasaina andavan'andro.
SAVA TSARA Ressources

🔥 Tsy FAKO io… fa hoavin-tsika!Jereo tsara…Ny tavoahangy plastika arianao androany,dia mety ho rano sotroin’ny zanakao r...
05/04/2026

🔥 Tsy FAKO io… fa hoavin-tsika!

Jereo tsara…
Ny tavoahangy plastika arianao androany,
dia mety ho rano sotroin’ny zanakao rahampitso ary manimba ny zavaboary ka mampihena ny fampidirambola.

🌍 Raha mbola mandoto isika,
dia ho very ny hatsaran’i Madagasikara.

💔 Fa raha miova isika,
dia afaka mamonjy azy indray ka havadika atsika hoarena ny FAKO ka antoka ny fampandrosoana maharitra , lovainjafy.

👉 Aza ariana intsony ny plastika. Angony. Avadiho. Ampiasao.

💚 SAVA TSARA Ressouces, fiainana tsara, madio, feno fahasalamana antokin'ny fahampandrosoana.

04/04/2026

📢🚨🚨 HAJANONA NY FANAPARITAHANA NY FAKO, INDRINDRA NY PLASITIKA
Raha samy manova fomba fijery kely dia efa misy vokany lehibe.
NY FAKO TSARA TANTANA dia :
Antokin'ny fahasalamanan'ny olombelona, biby, ny tany, rano mamy, rano masina, ny fambolena sy fiompina.

NY FAKO VOAHODINA dia:
Mampitombo ny fihainany FAKO mba holasa fitaovana azo anatsarana ny fiainantsika aminy fitaovana azo ampiasaina andavan'andro sady mampisy asa hoany olompirenena.

NY FAKO azo havadika HARIANA raha voahangona tsara dia ho havadika ho fitaovana vaovao.

🔥🔥 🙏🙏Misaotra betsaka atsika jiaby fa nohon'ny fanehoantsika ny fahavononantenantsika sy hetsika niarahaña amin'ny fampa...
02/04/2026

🔥🔥 🙏🙏Misaotra betsaka atsika jiaby fa nohon'ny fanehoantsika ny fahavononantenantsika sy hetsika niarahaña amin'ny fampandrosoana Maharitra ka holovainjafy dia hisolonteña atsika ny SAVA TSARA Ressources miarakaminy Gabriel Chrystophe amin'ny 2026 Ity.
Faritra Sava Ôfisialy
Commune Urbaine de Sambava Officiel
Commune Urbaine De Sambava
Commune Urbaine Andapa
Commune Urbaine de Vohémar

31/03/2026

🚨📢🔥 LOZA, AZA AVELA HO LASA FAHAVALONTSIKA NY FAKO 💚♻️

Ny fako tsara fitantanana dia hafaka havadika ho tombotsoa.
Fa ny fako miparitaka ka tsy hovoaramaso intsony dia ho LOZA MIANTONA olombelona sy ny tontoloiainanantsika.

Ndao samy hanangona ny FAKO, tsy hanaparitaka ny FAKO mba ho lasa tombotsoantsika izy fa tsy fahavalo intsony.

Faritra Sava Ôfisialy
Commune Urbaine de Sambava Officiel
Réseau des Jeunes SAVA
SAVA TSARA Ressources

28/03/2026

🌍 ADINY IRAY HO AN’NY TANY…FA NY HO AVY NO RESAHIN💚

Teto Sambava…aty aminy faritra SAVA
tanora tsotra no nitsangana 🧹
nanadio ny plage Ampandrozonana 🌊
👉 Fanontaniana iray :
Hijery fotsiny ve ianao… sa hihetsika ?

💔 Ny plastika arianao androany…
👉 hiafara any an-dranomasina
👉 hanimba ny ho avy

💚 Fa afaka ovaina izany :
👉 ho ASA (MIVAROTRA FAMAFA TRANO SY TOKOTANY IZAHAY)
👉 ho VOLA (MIVIDY TAVOANGY IZAHAY)
👉 ho FANANTENANA

🔥 SAFIDY ROA :
❌ Mijery fotsiny ny loto miparitaka
✅ Mihetsika manova, mandray andraikitra

📢 Aza ariana. Angony. Alefaso MP hoe misy tavoangy any amianao. Ary efa mivarotra famafa koa izahay fa tongava MP amizay ♻️🧹🧹🧹

🔥 Raha mino ianao fa afaka miova hotsara kokoa izao tontolo izao…
👉 ASIO ❤️
👉 ZARAO amin'ny namana
👉 ARY mila MIHETSIKA atsika fa atsika ihany ny vahaholana voaloany
SAVA TSARA Ressources
Faritra Sava Ôfisialy
Commune Urbaine de Sambava Officiel
JCI Sambava

27/03/2026

♻️ SAVA TSARA RESSOURCES | Sambava, SAVA – Madagascar 🇲🇬
Entreprise artisanale d’économie circulaire.
🔄 Valorisation des déchets & production durable
🎨 Promotion des artisans malgaches
🤝 Commerce équitable
🌍 Investir local, impacter global

TONGAVA MP raha te-hifampiresaka fa misokatra amintsika tsiankanavaka ny fiaramiasa aminay ekipan'ny SAVA TSARA Ressouces 😊🤝🇲🇬

23/03/2026
20/03/2026

NOs publications ont obtenu plus de 50 réactions , partages et plus de 3 000 vues la semaine dernière grâce à votre volonté de protéger l'environnement.
Merci énormément à tout le monde pour votre soutien dans le but de protéger ensemble notre nature! 🤝🙏🎉
Continuons à "valoriser les artisans, protéger la nature,créer de la valeur"

19/03/2026

♻️ SAVA TSARA RESSOURCES | Sambava, SAVA – Madagascar 🇲🇬
Entreprise artisanale d’économie circulaire.
🔄 Valorisation des déchets & production durable
🎨 Promotion des artisans malgaches
🤝 Commerce équitable
🌍 Investir local, impacter global

"Valorisez Ies artisans, Protéger la nature, créer de la valeur"
Contactez-nous pour plus d'informations 💚

Address

Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAVA TSARA Ressources posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share