Canal Hitzone Madagascar

Canal Hitzone Madagascar Publicité SAVA • Communication • Formation SAVA• Radio SAVA • Événementiel SAVA • Création vidéo & audio à Madagasca

09/09/2026
09/09/2026

FORMATION EN CROCHET ✅ Mazava Formation 💯 pratique.

🎬 CANAL HITZONE TEASER | À SUIVRE...✅
08/09/2026

🎬 CANAL HITZONE TEASER | À SUIVRE...✅

📚 08 SEPTEMBRE | JOURNÉE INTERNATIONALE DE L’ALPHABÉTISATION🌍 “Mahay mamaky teny sy manoratra” dia tsy fahaizana tsotra ...
08/09/2026

📚 08 SEPTEMBRE | JOURNÉE INTERNATIONALE DE L’ALPHABÉTISATION

🌍 “Mahay mamaky teny sy manoratra” dia tsy fahaizana tsotra fotsiny, fa fanalahidin’ny fahalalana sy ny fampandrosoana.

Isaky ny 08 Septambra, izao tontolo izao dia mankalaza ny Journée internationale de l’alphabétisation, andro iray natokana hanasongadinana ny maha-zava-dehibe ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ary ny fahazoana fanabeazana ho an’ny rehetra.

🇲🇬 Ho an’i Madagasikara, mbola lohahevitra lehibe ny alphabétisation. Ny fahaizana mamaky, manoratra ary mahatakatra vaovao dia manampy ny olona: ➡️ hahazo vaovao marina sy azo antoka,
➡️ hahalala sy hiaro ny zony,
➡️ hahazo fahafahana bebe kokoa amin’ny asa,
➡️ hanana fahaleovan-tena amin’ny fiainana andavanandro,
➡️ ary handray anjara amin’ny fampandrosoana ny fiarahamonina.

🎓 L’éducation ne s’arrête pas à l’école.
Ny fianarana dia dingana mitohy mandritra ny fiainana, ary tsy mbola tara mihitsy ny manomboka mianatra.

💡 Hafatra ho an’ny rehetra:
Aoka isika hamporisika ny ankizy, ny tanora ary ny olon-dehibe hianatra. Satria rehefa manome fahalalana olona iray isika, dia manokatra varavarana ho amin’ny hoavy tsara kokoa.

📺 CANAL HITZONE MADAGASCAR
Votre média, votre information, votre voix.

🌅 HITZONE MOTIVATION DU JOUR💭 “Tsy mila haingana ianao… mila tsy mijanona fotsiny.”Mety ho toa miadana ny fandrosoanao a...
07/09/2026

🌅 HITZONE MOTIVATION DU JOUR

💭 “Tsy mila haingana ianao… mila tsy mijanona fotsiny.”

Mety ho toa miadana ny fandrosoanao androany.
Mety tsy mbola hitanao ny vokatra antenainao.
Fa tadidio fa ny dingana rehetra ataonao dia mampanakaiky anao amin’ilay tanjonao. 🌱

Aza mampitaha ny dianao amin’ny an’ny hafa.
Ny fotoana ananany tsy voatery ho fotoana anananao.

💪 Tohizo ny ezaka.
🔥 Tazomy ny fahatokisana.
🌟 Mandrosoa hatrany.

Satria indraindray, ny fandresena lehibe indrindra dia ny fahafahanao milaza hoe: “Na sarotra aza, mbola tsy nijanona aho.”

🎙️ CANAL HITZONE MADAGASCAR
Votre média, votre voix, votre information.

🌋🚨 HITZONE FLASH INFO | INDONÉSIE🇮🇩 ÉRUPTION DU VOLCAN ANAK KRAKATAU : 170 000 PASSAGERS PERTURBÉS ! ✈️Nipoaka indray ny...
06/09/2026

🌋🚨 HITZONE FLASH INFO | INDONÉSIE

🇮🇩 ÉRUPTION DU VOLCAN ANAK KRAKATAU : 170 000 PASSAGERS PERTURBÉS ! ✈️

Nipoaka indray ny volcan Anak Krakatau, any Indonésie, ka niteraka perturbations majeures dans le trafic aérien.

✈️ Aéroport 8 no nakatona vonjimaika, anisan'izany: 🔴 Soekarno-Hatta International Airport, seranam-piaramanidina lehibe ao Jakarta
🔴 Halim Airport
🔴 Ary seranam-piaramanidina hafa any Java sy Sumatra.

📊 Araka ny tatitra farany: ➡️ 1 558 vols no voakasiky ny fikorontanana
➡️ Manodidina ny 170 000 passagers no voakasika
➡️ Sidina maro no retardés, annulés na déroutés.

☁️ Fa inona no antony?

Ny cendres volcaniques miparitaka eny amin'ny habakabaka dia mety hampidi-doza ho an'ny moteur des avions. Noho izany dia voatery nandray fepetra hentitra ny autorités mba hiarovana ny mpandeha sy ny équipages.

🏝️ Bali sy Lombok koa dia voakasiky ny perturbations, ka nisy sidina maro nofoanana.

🌊 Raha ny vaovao farany kosa, tsy misy risque de tsunami mifandray amin'ity éruption ity amin'izao fotoana izao. Na izany aza, mbola arahi-maso akaiky ny activité volcanique satria mety mbola hiova ny toe-draharaha.

⚠️ Anak Krakatau dia manana tantara mampatahotra: tamin'ny 2018, ny fipoahan'ity volkano ity dia niteraka tsunami nahafaty olona an-jatony tany amin'ny morontsirak'i Java sy Sumatra.

📌 HITZONE FLASH INFO 👉 Suivez CANAL HITZONE MADAGASCAR ho an'ny vaovao lehibe eto an-toerana sy maneran-tany.

📰 Votre partenaire en communication et en visibilité.

Rendez vous_stade sambava
06/09/2026

Rendez vous_stade sambava

1/4 DE FINALE RETOUR
SUPERCOUPE DE LA LIGUE SAVA 2026
https://www.facebook.com/share/p/19crU21ud6/

: hisöma hely atsika mpizaha

➡️13h: Concours de &

Inscription : 00 Ar
Lot:

Animé par Vadon Faly , journaliste sportif de la Radio Tropique 107Fm .

Canal Hitzone Madagascar ✅
04/09/2026

Canal Hitzone Madagascar ✅

JMJ Diosezin'Antsiranana (Sambava).
27/08/2026

JMJ Diosezin'Antsiranana (Sambava).

Address

Antaimby
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Canal Hitzone Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share