Mianjaika Fashion

Mianjaika Fashion L'élégance au quotidien

Akory akory ee ☺️‼️misy an'ity lalaon- tsika ity ann , Mbola afaka mandray anjara tsara izay te hahazo 20000 ar 🤑🤑‼️suiv...
09/08/2026

Akory akory ee ☺️
‼️misy an'ity lalaon- tsika ity ann , Mbola afaka mandray anjara tsara izay te hahazo 20000 ar 🤑🤑‼️
suiveo n'y page , mentionné o n'y namana dia partage bdb aveo . aza adino mandefa ny capture de partage fa isainay ahitana Zay hahazo n'y loka 💌💟

Izay milalao iany no mahazo
fashion

📢Allô allô 📣📣
Elaela Zay tsy nihaonantsika teto 'zay akie 🥰
🤩 Ka andao Tonga de asitsika lalao Kely hahazoana cadeau mitsy Ary aloha eee 🥰 💃💃 sa aona ozy nareo !?😁😁😊

Tsotra Kely ny fepetra 🌺🌹
⭐🌟Zarao na partageo eo @ mur nao ity publication ity 🌼🪷 mentionnéo ny namana mba hilalao iany ko Sady i suivre ny page 👍👍 Fashion

⭐🌟 Zarao na partageo @ groupe 10 ity publication ity 🌼🍀🪴

🍁🍂 Captureo Ary alefaso mp ato @ page ny capture ka izay olona mahavita partage betsaka indrindra sy mahafeno n'y fepetra no hahazo n'y lokan- tsika 💌💟🪻🏵️

💸💸 Olona 02 no hahazo 20000 ariary avy @ zany

🥰🥰Ndao ary hilalao miaraka aminay eee 🤩🥳😍

Mianjaika Fashion

😘😘😘😘😘😘😘😘

02/08/2026
🥰🥰😍😍
01/08/2026

🥰🥰😍😍

‼️Hamanjana écharpe akia reto 😍😍‼️
01/08/2026

‼️Hamanjana écharpe akia reto 😍😍‼️

🥰🥰🥰🥰
01/08/2026

🥰🥰🥰🥰

🏵️ Robe été les filles 😍🥰🥰
01/08/2026

🏵️ Robe été les filles 😍🥰🥰

Coucou neny 🙋🤭
29/07/2026

Coucou neny 🙋🤭

Iza no tinareo 1sa 2 -3-4? 😍🤩🤩Perso: tiko daolo Outfit du jour     -jean  Mianjaika Fashion
29/07/2026

Iza no tinareo 1sa 2 -3-4? 😍🤩🤩
Perso: tiko daolo

Outfit du jour

-jean
Mianjaika Fashion

📢Allô allô 📣📣Elaela Zay tsy nihaonantsika teto 'zay akie 🥰🤩 Ka andao Tonga de asitsika lalao Kely hahazoana  cadeau mits...
29/07/2026

📢Allô allô 📣📣
Elaela Zay tsy nihaonantsika teto 'zay akie 🥰
🤩 Ka andao Tonga de asitsika lalao Kely hahazoana cadeau mitsy Ary aloha eee 🥰 💃💃 sa aona ozy nareo !?😁😁😊

Tsotra Kely ny fepetra 🌺🌹
⭐🌟Zarao na partageo eo @ mur nao ity publication ity 🌼🪷 mentionnéo ny namana mba hilalao iany ko Sady i suivre ny page 👍👍 Fashion

⭐🌟 Zarao na partageo @ groupe 10 ity publication ity 🌼🍀🪴

🍁🍂 Captureo Ary alefaso mp ato @ page ny capture ka izay olona mahavita partage betsaka indrindra sy mahafeno n'y fepetra no hahazo n'y lokan- tsika 💌💟🪻🏵️

💸💸 Olona 02 no hahazo 20000 ariary avy @ zany

🥰🥰Ndao ary hilalao miaraka aminay eee 🤩🥳😍

Mianjaika Fashion

😘😘😘😘😘😘😘😘

Address

Tananarive
Tananarive

Telephone

+261327566522

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mianjaika Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share