TSENA Légumes et Fruits frais en ligne

TSENA Légumes et Fruits frais en ligne Maro ny sakafo azo ohanina fa tena mahasalama ny fihinanana légumes s'y fruits

🍓Tsidio ity pages ity fa manampy amin'ireo fanjifana ny karazana légumes frais rehetra isan-andro. Livraison à domicile🍅
04/08/2020

🍓Tsidio ity pages ity fa manampy amin'ireo fanjifana ny karazana légumes frais rehetra isan-andro. Livraison à domicile🍅

😊Tsidio ity pages raha fa manampy @ fiatsenana ireo karazana🥕🥔 légumes rehetra sady manao livraison à domicile😊
04/08/2020

😊Tsidio ity pages raha fa manampy @ fiatsenana ireo karazana🥕🥔 légumes rehetra sady manao livraison à domicile😊

Mivarotra vokatra legumes sy fruits frais en ligne isan-andro izahay, ary manao livraison an'izay commandenao any atokat...
01/08/2020

Mivarotra vokatra legumes sy fruits frais en ligne isan-andro izahay, ary manao livraison an'izay commandenao any atokatranonao isan-andro iany koa.
Ny commande dia atao iray andro mialoha foana.
Misy ato aminay avokoa ny karazana légumes sy voankazo rehetra ka izao ny vidiny araka ny pack izay hosafidinao :
LISTE 1: Sakamalao, tontolo oignon, tongolo miantso, tongolo gasy,poireau, voatabia.

LISTE 2 : Ovy, carotte, haricot vert ,courgette, choux, choux fleur, bocolis, poivron,aubergine, voatavo, choux rouge, betterave,nave.

PACK 1 PROVISION (20000ar)
5 anaty liste 1
3 anaty liste 2(1kg tsirairay)

PACK 2 (15000ar)
3 anaty liste 1
5 anaty liste2(atsasakilao tsirairay)
Frais de livraison 3000ar

Address

Tananarive
Tananarive

Telephone

+261344196038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSENA Légumes et Fruits frais en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share