20/03/2026
❌❌❌💰💰Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!
*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.
🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.
*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.
👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)
Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy
20 000 Ar
÷20
1 000 Ar
10 000 Ar
÷20
500 Ar
5 000 Ar
÷20
250 Ar
2 000 Ar
÷20
100 Ar
1 000 Ar
÷20
50 Ar
500 Ar
÷20
25 Ar
200 Ar
÷20
10 Ar
100 Ar
÷20
5 Ar
50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar
20 Ar
÷20
1 Ar.
Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!
Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁. Tsy ahy fa publication n’olona
✅Indrana ihany ,misaotra nizara!