23/06/2022
milaza fa maty antoka ny pitatitra amn sarandalana ankehitriny ka maminavina ny ampiakatra sarandalana 1500ar anisan'izany ry zalah urbaine ka raha mbola iakatra koa ny carb sy ny piece tsy ho lasa 2000ar ny frais. zany hoe 1500×2×30 egale90000ar par mois zany frais fotsiny. sakafo atoandro 3000×30 egl 90000ar. ny gouter etsy andan. ny omena ny cnaps etsy andan.