07/02/2026
RESAKA FANDORANA OLONA
Tsy asiako resa-be fa izao fotsiny:
Alaivo sary an-tsaina hoe natrehinao maso ny nandrasarasana ilay vehivavy bevohoka, mety nisy rร nandriaka, nisy konainaina, nisy fitalahoana, nisy ranomaso, saingy, vehivavy izy sady mavesatra rahateo dia tsy afa-nanoatra, atao ahoana moa fa sendran'ny mahery.
Dia alaivo sary an-tsaina koa hoe nisy zazakely mbola tsy ร ry, nalana teo imasonao ny voamasony๐, tsy tantiko,
Raha nisy video ireo dia ahoana hoy ianao?, gadrao ilay olona ve hoy ianao?
Sa mety hiteny ianao hoe migadra 2 taona ireo dia havoakan'ny fonja?
Sa hiteny ianao hoe sao resy any amin'ny fitsarana izahay ka tsy migadra akory io?
Tsotra fotsiny: olon-dratsy aza no nodorana, tena nangoraka ianao, maika fa raha tsy olon-dratsy, amin'izay olona mitondra rano?
๐๏ธ Rolly Casimir