19/09/2026
♦️Mitady kojakoja hoan'i zazakely ve ianao?
Tongava mitsidika anay ato amin'ny ZAZAH COLLECTION
✅️Entana maro samihafa afaka hisafidianana,
✅️Toerana malalaka sy milamina
✅️Parking
Misokatra izahay androany hatramin'ny 5 ora hariva.
📍Olympia Tanjombato 2 ème étage,
La City rdc
Soava ny Asabotsy ooo😊