04/07/2026
Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy 🥺🙏
Force à toi Jenny tout court ❤️
Tsy vitako intsony 😭😭😭😭 tsy manan-kery intsony aho izao fotsiny aloha, hanomezana service na colis ho anareo intsony aho, sokafy ny fonareo dia ampio izahay:
🌸 na ara-bola
🌸 ara-moraly
🌸 ara-bavaka
Apetrako eto fotsiny: 0 34 50 849 55 @ anaran’ i Bryan
HANANANAREO AHO 🥹🙏🏼