Saucisses FUMÉE et Charcuterie de Tanjombato

Saucisses FUMÉE et Charcuterie de Tanjombato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Saucisses FUMÉE et Charcuterie de Tanjombato, Retail Company, II A 2 ANKADY TANJOMBATO, Tanjombato.

07/04/2026

Avec Mi mdg – Je figure pour la première fois sur sa liste hebdomadaire d’interactions en faisant partie des ses meilleurs contributeurs ! 🎉

Vita soa ny fety oh 👋Inona ny sakafo nataonareo tao? Mba zarao kely ao amin'ny COMS anie ☺️☺️(Raha saucisse fumée avy at...
06/04/2026

Vita soa ny fety oh 👋
Inona ny sakafo nataonareo tao? Mba zarao kely ao amin'ny COMS anie ☺️☺️(Raha saucisse fumée avy ato aminay dia afaka manisy retour, na retour négatif aza ilaina foana hanatsarana zavatra) 🙏
Miverina misokatra ho anareo ny boutique manomboka rahapitso 07 avril 2026 manombok amin'ny 08ora maraina ka hatramin'ny 07ora hariva☺️
Ny ora fanaovana livraison kosa dia manomboka amin'ny 10ora maraina ka hatraminy 4ora hariva☺️ (1jours avant livraison ny commande)
👉Hisy entana mafana ho avy rahapitso ka manasa anareo rehetra izahay🌭
☎️0388322689 raha hanao commande
🏍️ Afaka manao livraison sy mandefa faritra ihany ko
fumé pure Porc fumé pure bœuf

05/04/2026

Miharaba

✝️ Paka — Fetin’ny fiovàna sy ny fanavaozana

🌸 Amin’ny kolontsaina rehetra, ny Paka dia midika fanavaozana.
Fetin’ny fiainana mandresy ny fahafatesana, fanantenana vaovao ho an’ny rehetra.

📖 “Izaho no fitsanganana amin’ny maty sy fiainana; izay mino Ahy dia ho velona na dia maty aza.” — Jaona 11:25

Manantena izahay fa amin’ny fiarahana, fizarana ary fitiavana no ankalazantsika izany fahamarinana izany.

🌿 Paka sambatra ho anareo rehetra!

Miharaba antsika Ny   🍲  saucisse fraîche façon Cyril Lignac🥗 Akora ilaina- 4 saucisse fraîche (250 g eo ho eo) - 3 voat...
02/04/2026

Miharaba antsika

Ny

🍲 saucisse fraîche façon Cyril Lignac

🥗 Akora ilaina
- 4 saucisse fraîche (250 g eo ho eo)
- 3 voatabia
- 1 tongolo lehibe
- 2 tongolo gasy
- 2 sakay maitso kely (afaka tsy asiana raha tsy mahazaka)
- 1 sakamalaho
- 5 sotro menaka oliva
- Sira sy dipoavatra

🔥 Dingana mazava
1. Andrahoy saucisse : Apetraka anaty rano mangotraka mandritra ny 8 minitra, esorina ary tetehina ho 2 cm.
2. Fanomanana voatabia : Teteho madinika kely.
3. Fanomanana fangaro aromatika : totohina ao anaty lona kaly ny sakamalaho, sakay, tongolo gasy, sy sira madrapaha pitika azy tanteraka.
4. Endaso tongolo : Atao amin’ny menaka oliva mandritra ny 2 min.
5. Ampiana voatabia sy fangaro aromatika : Afangaro amin’ny tongolo, avela hiketrika 5 min.
6. Ampiana saucisse : Atao anaty saosy, avela hiketrika 10 minitra amin’ny afo farakizay malefaka.
7. Famaranana : Zahao tsiro, arosoy mafana miaraka amin’ny vary fotsy

😋🤤🤤

Miharaba🎉 Poisson d’avril! 🎉  Tsy mbola amidy ny saucisse fraîche goût fraise 🍓 na ny mortadelle parfum vanille 🍦…  ➡️ T...
01/04/2026

Miharaba

🎉 Poisson d’avril! 🎉
Tsy mbola amidy ny saucisse fraîche goût fraise 🍓 na ny mortadelle parfum vanille 🍦…
➡️ Tsy misy izany e! 😂

Fa ny tena marina dia mijanona ho saucisse fumée sy mortadelle mahazatra ihany izahay, izay mahatonga ny tsironay tsy manam-paharoa ❤️

👉 Pure Porc 🐖
👉 Bœuf 🐄
👉 Mortadelle volaille, bœuf, mélange 🍽️

✨ Rappel OFFRE EXCEPTIONNELLE P***A ✨
👉 Saucisse fraîche mélange (sosisy mando) — exclusif, tsy hita isan’andro
💰 28000 Ar/kg
📆 Commande alohan’ny Zoma 18h00
🚚 Livraison / récupération Sabotsy manomboka amin’ny 9h00

📲 Micommande mivantana ao
📦 Mandefa any

Tsiro tsy fahita firy, fety tsy hay hadinoina! 🧡
la 👋

Miharaba antsika 👋Miomàna amin’ny hafanana sy fifaliana ho an’ny P***A 🎉🐣  Amin’izao ankatoky ny fety izao, dia efa vono...
31/03/2026

Miharaba antsika 👋

Miomàna amin’ny hafanana sy fifaliana ho an’ny P***A 🎉🐣
Amin’izao ankatoky ny fety izao, dia efa vonona ny hanitra sy tsiro mampifaly ao amin’ny Saucisses FUMÉE et Charcuterie de Tanjombato 🧡

✨ OFFRE EXCEPTIONNELLE P***A ✨
👉 Saucisse fraîche mélange (sosisy mando) — tsy hita isan’andro satria ny boutique dia manokana amin’ny saucisse fumée ihany.
➡️ Ity no fanomezana manokana ho an’ny fety, voafetra ary tsy ho averina raha tsy amin’izao fotoana izao!

💰 Vidiny: 28 000 Ar/kg

⚠️ Condition spéciale:
- Ny commande rehetra ho an’ity saucisse fraîche ity dia tsy maintsy atao alohan’ny 18h00 ny Zoma.
- Ny livraison sy récupération kosa dia atao Sabotsy manomboka amin’ny 9h00.

👉 Saucisse fumée ho an’ny tsirony mahery:
- 🐖 Pure Porc
- 🐄 Bœuf

👉 Mortadelle mahazatra ho an’ny sakafo fety:
- 🐓 Volaille
- 🐄 Bœuf
- 🍽️ Mélange

📦 Mandefa any
📲 Micommande mivantana ao

Alefaso mialoha ny commande sao tsy mahazo eo an!
Tonga dia miara-mankafy amin’ny fianakaviana sy namana ❤️
Tsiro tsy fahita firy, fety tsy hay hadinoina!

Akory aby oh ☺️Ho anareo izay nanontany foana hoe mivarotra fromage ve izahay 😅Eny tompoko, tonga ny fromage ka manasa a...
26/03/2026

Akory aby oh ☺️
Ho anareo izay nanontany foana hoe mivarotra fromage ve izahay 😅
Eny tompoko, tonga ny fromage ka manasa anareo ary e 🧀🧀
Afaka hanaovana pizza 🍕😋 tena matsiro
Hinoka angamba fa tsy mbola nandiso fanantenana anareo izahay 😘
Harao hatrany ny PEJY 🙏

Aiza indray isika mpankafy saucisse fumé 🥩🥩 misy karazany roa izay azonao hisafidianana tsara (pur porc sy pur boeuf) ☺️...
10/03/2026

Aiza indray isika mpankafy saucisse fumé 🥩🥩 misy karazany roa izay azonao hisafidianana tsara (pur porc sy pur boeuf) ☺️
Ho asian-tsika fihenam-bidy ho an'izay mividy ety an-tsena irery ihany amin'ity semaine ity (hatramin'ny sabotsy)☺️
Dia ho an'izay ho atao livraison dia prix normal ihany fa fotsiny atao livraison gratuit daholy☺️
Midira Mp ❤️

Salama isika rehetra ❤️Mirary herinandro feno hafaliana ho antsika rehetra 🥰Misokatra foana ny mp ho an'i saucisse fumé ...
02/03/2026

Salama isika rehetra ❤️
Mirary herinandro feno hafaliana ho antsika rehetra 🥰
Misokatra foana ny mp ho an'i saucisse fumé sy mortadelle 😍

22/02/2026

Bonsoir nareo 🥰 Hisy entana ho avy demain ho anareo gourmande rehetra ❤️ Bonne soirée ❤️

Address

II A 2 ANKADY TANJOMBATO
Tanjombato

Telephone

+261383626538

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saucisses FUMÉE et Charcuterie de Tanjombato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category